Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
42. fijo
(
10/10/2008 20:43)
ka izao;raha mahy roa vavy iray.samy ahita tsirony foan aizy roalahy.
rah avavy roa lahy iray mo avao mih ahofaly lery ko.
rah avavy roa lahy iray mo avao mih ahofaly lery ko.
44. fijo
(
10/10/2008 20:47)
raha lahy 2 vavy 1.le lahy roa samy ahita tsirony aminy.
rah avavy 2 lahy 1,vao miha lery irery faly hilalao azy roa eo.
rah ambol atsy azo io de mankaty mihintsy ndry aloha atoro azy.
rah avavy 2 lahy 1,vao miha lery irery faly hilalao azy roa eo.
rah ambol atsy azo io de mankaty mihintsy ndry aloha atoro azy.
48. vale
(
10/10/2008 20:57)
Ilay izy anie misy resaka "amour" ao anatiny e, et donc, hi-partager ilay lhl-ny le sipany, de zay ny matonga ahy hiteny oe mahazaka ve?? mais bonn, raha tiny mafy de mafy marina ilay bandy hanaiky izy, fa rah za ny teo am toerany de vita iny, de mba mifamadika indray e, ny bandy 2, de zà rery! :-D :-D :-D
49. vale
(
10/10/2008 21:01)
ni81:
demanaiky an'izany ve ny sipanao???????? hummmmmka mitovy ange ny tanjon-dry zareo ireo izany e!
eto anie ry Ni, ka ilay sipa no misouffre eh!:°) , zarainy am hafa izany le bandy, fa izany oe mety tiny be lay bandy de manaiky izy, sa angah oe ampifamadihana njay avy eo!:^):^):^)
51. vale
(
10/10/2008 21:03)
badboy:
jlan >> Mahafinaritra ilay lohahevitra sy ny ao anatiny!! Mbola tsy nanandrana io fika io ny tenako fa raha mety aminao dia afaka ny hiatrika io fanandramana io ny tenako miaraka @ ilay sipanao!! Izany hoe tsika mitsam atambatr'ilay sipa!!;-) ;-)
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
52. ssendra
(
10/10/2008 21:08)
eto anie ry Ni, ka ilay sipa no misouffre eh! , zarainy am hafa izany le bandy, fa izany oe mety tiny be lay bandy de manaiky izy, sa angah oe ampifamadihana njay avy eo!
fa nahoana no lazaina hoe mi souffre lay sipa ka!????
matoa manaiky zarainy am sipa hafa dia efa nifampiresaka izy mitsamy hoe ho hatao ilay izy izany hoe dakaoro ampitiavana koa ilay sipa izany..
ilay bandy tsy hanohoka antsy am tendany refa tsy hety ilay sipa...
matao ataon'izy mitsamy dia fitiavana aby aby izany.....
raha ammifamadihana indray ka manaiky ilay bandy dia fitiavana ihany raha tsy manaiky ilay bandy dia tsy hatao izany fa tsy mila fifaninana ilay izy.....
marimaritra ampitiavana be misy amin'izy roa ihany sinon tsy mety
53. ssendra
(
10/10/2008 21:11)
ny fantasme eo amin'ny couple anie afaka tanterahana ary afaka hajanona ho fantasme ihanh koa e! arakakraka n'izy roa ihany io....
raha misy iray tsy dakaoro am fanatateraana izany dia efa tsy tokony hatao satria efa otran'ny hoe forcé, matoa izy tanterahana dia ampitiavana no hanaovana izany.....
raha misy iray tsy dakaoro am fanatateraana izany dia efa tsy tokony hatao satria efa otran'ny hoe forcé, matoa izy tanterahana dia ampitiavana no hanaovana izany.....
55. ssendra
(
10/10/2008 21:35)
fijo:
izay mantsy,tsy mi souffre izany wa io.
:-D :-D :-D :-D gaga aho hoe mi souffre am ahoana :?: :-D
fitiavana aby moa io le fijo ô!
raha zàka dia hatao raha tsy zàka tsy hatao mijanona ho fantasme :-P
56. vale
(
10/10/2008 21:42)
ka lay izy resaka couple, ny fandreko manko an, de le couple mifamadika, couple samy couple, fa ity tena mbola tsy henoko mintsy, lol
57. vale
(
10/10/2008 21:44)
raisiko am tenako izany le sipa, zà lo tena possessive be mintsy ka otrany tsy tiko kitikitihanolkafa ny olontiko, ankoatr'izay permi fa le miaraka tsy tafa! loll
58. ssendra
(
10/10/2008 21:45)
vale:
Ilay izy anie misy resaka "amour" ao anatiny e, et donc,
hi-partager ilay lhl-ny le sipany,
ka aminjareo tsy izay ny sens nlay fantamse fa fitiavana, amour:-p
ahy hiteny oe mahazaka ve??
misy karazana olona mahazàka fantamse otrzany tsy raisiny ho coté negatif fa juste fitiavana, misy olona tsy mahazàka an'izany ny sainy sy ny fanahiny donko aleo tonga dia mandà avy hatrany, tsy hisy ny blem
raha tiny mafy de mafy marina ilay bandy hanaiky izy, fa rah za ny teo am toerany de vita iny, de mba mifamadika indray e, ny bandy 2, de zà rery! :-D :-D :-D
he izany izy hoe raha tiany mafy ilay bandy! efa ao anatin'ny atao hoe fitiavana izany raha tena tiana ilay olona dia tiana koa ny zavatra tiany mazava ho azy :-p amikoi manokana aloha
Ilay izy anie misy resaka "amour" ao anatiny e, et donc,
ka ny fitiavana ampiarahana amin'ny fantasme ohatra otran'io cas io dia efa ao anatin'ny fitiavana ihany izany ko!
59. ssendra
(
10/10/2008 21:48)
sytl:
Izay mihintsy no nanokafako ito sujet ito mba hahafantarako ny point de vue an'ny tsirairayka ny point de vue-ko zany raha tinao ho fantatra de amiko lasa 'obsédé sexuel" enao!!(miala tsiny aho @ le fiteny fa le hvtr no tinao ho fantatra hoy enao!!!ka de zay zany enao é!!! :lol:
izaho indray tsy manao hoe obsédé sexuel izy fa otran'ny olona rehetra manana fantasme ihany! raha manaiky hanantateraka azy lay vadiny dia tsy misy olana....
ny olona antsoina hoe obsédé dia hafa mitsy
60. endrika01
(
11/10/2008 05:30)
jlan:Raha ny hevitro manokana dia tsy tsara lay fitadiavana olona faha3 na lahy io na vavy,we @zay vao miha explosif le relation sexuel.Raha couple mifamadika indray be de be ny manao anio;aventure aventure refa avy eo samy stop satria nifanarahana.Fa ity vhv ty ve hanaiky hisaraka aminao aoriana kely refa lasa raikipitia aminao koa.Eny fa na we fantasme fotsiny aza no tanjona.De atao aiza lay olon-tinao?Hanao vie a 3 zany?Dia mivadiha ho Silamo fa ireny mahazo manambady mihoatra ny 1.Ny kristianina manko 1 ihany de ampy!(raha mbola samy pisipa fotsiny aby nareo 3 dia ataoko fa tsy blem mintsy zay na mbola ho ampiana koa aza lay isa,fa raha efa vadinao de asaivo mijery film nolon-dehibe izy,de asaivo misafidy we iza ndray ny position:-P mba tiany ho ampiasainareo! @zay tsy misy ny fampirafesana na fijangajangana fa vie a deux hatr@farany! Kah mety koa lay olon-tinao tsy dia manana experience firy eo @le RS de te ahita lesona vaovao avy @vhv hafa:-D:-D:-D
Important be ny firaisana, tokony hatao isan\'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray. Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une fille). Lazao ny hevitrao ao @ http://www.gasy.venez.fr/
