Ny firaisana ara-nofo eo @ couple

261. naughtyboy ( 23/10/2008 13:18)
..manaiky za fa tena mahafinaritra le serasera ka ,ahitana zv afaka andro kalo za ry zareo fa tsy laviko =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
262. sytl ( 23/10/2008 13:28)
maivana nefa b wawawa ary za miresaka minao efa nisy nahita ahy
de mipotrà kou rah lehilahy fa aza miafina é!!!b wawawa nefa na sary ary tsy sahy aseho akory!!!sa tsy manana appareil?????hi!hi!hi!ayyy!vao hindrana??eny ary é!! :^) :^) mino aho fa otran'ito sary kely ito mits enao :^) :^)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) toranhehy mitsy aho ato marina!!! =)) =)) !!!ha!ha!ha!hiii!! :-$ :-$ :-$ :@ :@ :snif: !!! =)) =)) =))
263. sytl ( 23/10/2008 13:49)
..manaiky za fa tena mahafinaritra le serasera ka ,ahitana zv afaka andro kalo za ry zareo fa tsy laviko
zà kou mimémé fona refa ato!! =)) =)) =))
264. naughtyboy ( 23/10/2008 14:47)
...sary v de omemena anzao kondrana retraretra zao ry sytl fa aza manonofy,tsy mitovy aminao doly nge ny ol e,analana no fanao anreny kondrana reny sady tsy fombako ny manome sary ol tsy aradalana ny sary..aiza ko ol mitantara ny revy taloha izy no miakatrakatra sy romotra ,vao maika rangitiko fa efa misy ny vaksiny itsaboana ny aromotany any @ dokotera =)) =)) =)) =)) =))
265. sytl ( 24/10/2008 09:56)
sary v de omemena anzao kondrana retraretra zao ry sytl fa aza manonofy
:-D :-D :-D :-D :-D :roll: kondrana doly zany zay mijery sary ao!,sady tsy masahy satria kou natokana hoa an'ny oul tsara tarehy dôly kou ny ao é!!!aleo mits kou aza mampiditra fa sao miala ato @ serasera ato mitsôka mandositra dôly ny poukn! !!!hi!hi!hi!le miafina reny iany no mety amin'tony!! :-D te hanao aminy eo! :-D :-D :^)
266. xxx ( 29/10/2008 06:29)
Bold text (l) =)) :-* :-* =)) =)) =)) =))
267. fijo ( 29/10/2008 21:40)
nivadika be koa le resak aizany an
268. perlin15 ( 28/02/2016 22:28)
inu mah rah karan'ty?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096