Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
241. naughtyboy
(
20/10/2008 18:17)
=)) =)) =)) refa tsy te iresaka nde mitokatena ry sytl fa tsy b vazizotra eo a tsy enao akory no ampianatra ol eto oe in no atao oe vetaveta ,ndana miala refa tsy ti fanazavana :p =)) =))
244. sytl
(
20/10/2008 18:34)
refa tsy te iresaka nde mitokatena ry sytl fa tsy b vazizotra eo a tsy enao akory no ampianatra ol eto oe in no atao oe vetaveta ,ndana miala refa tsy ti fanazavana
ry sytl fa tsy b vazizotra eo a tsy enao akory no ampianatra ol eto oe in no atao oe vetaveta
an3 misy io ka , ra virja izy tsy mbola nanao zany de tsy fantany resahiny fa oe veta2 de zay zany satria zay mo no napidirina tao andohany fa tsy ny antony mazava na in,le act manao nge de mitovy foana na 2,3 sns e veta2 daoly ka na 1 aza ny partern nao atr@ zay niainanao de vetaveta ko enao zay satria efa nanao veta2
resaka moraly fiarahamonina sy fivavahana no nandrara ny 2 sy 3 sns taty aorina ankoatrany safidiny ts1/1 nefa de mbola tsy afaka @ veta2 ihany satria mitovy le act
..vetaveta doly ny oul .."in dôly re reo é!!!fanazavana bèèèè!!lazaina fa zà nob vazizotra,lazaina fa zà no mampianatra oul hoe in ny vetaveta!!tsy haiko le izy fa zà tsy ary mboul nizara ny fikako t@ oul 2 na 3 en même tps otranao! donc zà tsy vetaveta makôtakôta otranao !in kou no mboul ho volagninao @ io??tohizo ny vetaveta nao @ oul 2,3,4,5 zay tinao fa aza ny oul no omena lesona be nanani nananà! blabla!blibli!,refa tsy zakanao ny hatao hoe vetaveta enao de zakao fa VETAVETA BE ENAO!sady MAKOTA BE!!tss! :-D :-D :-D :-D tandremo fotsiny ny angatra sy ny farasisa!!!(toro-hvtr ny ahy,de miarova tena), :lol:
ary ny tsy ampy de tsy ny ol ihany fa enao ko ra tsy oe virja nga.. vetaveta ny rehetra de zay no izy, sa enao tsy VETAVETA fa mbola tsy nanao vetaveta ary za tsy nanda fa ozy za oe mety ho zay na tsy ho zay satria andrana le izy ..de aza entimpo amaly fotsiny fa mandiniha tena aloha samy manana ny fetrany ny ol zay mapatonga ny andrana ,ny fihevitry ny hafa de olana ho any hafa manokana zay fa anjarany ts1/1 de mahalala ny antonony sy mety aminy
ra tsy zakanao ny fanazavana de elao fa ny tantara rehetra misy fanazavana dolidoly na ratsy na tsara..
245. ni81
(
20/10/2008 18:38)
i jlan tsy nandalo fa ny vahoaka sisa no avelany hisahotaka eto :roll:
246. naughtyboy
(
20/10/2008 18:45)
de in no tsy mapitsetsotsetsoka anao @ zany otrany kokoty minita ,na 1 na 2 na 10 de ataovy ao anaty saina fa vetaveta ko ENAO satria efa nanao vetaveta fa aza be resaka eto ,i jlan no sara enona fa tsy ol tsy ampy fiheverana otranao,tsy amaly tsony aho
247. naughtyboy
(
20/10/2008 18:46)
tsiosy idiranao ny any hafa ny anao atao ze mapety azy ry sytl de vita
248. sytl
(
21/10/2008 06:58)
vetaveta aho fa ny anao @ le VETAVETA BEEEEEEEEEEEEE MAKADIRY BEEEEEEEE 8O 8O ,ny ahy ny vadiko iany no anaovako vetaveta mafatifaty fa tsy otran'enao VETAVETA MAMPATAHOTRA!! aza mamaly kou fa tsy terena hamaly é!ndana de zory ny lalana de patrao ny trace é!! :{ :{
249. sytl
(
21/10/2008 07:15)
tsiosy idiranao ny any hafa ny anao atao ze mapety azy ry sytl de vitatsy mis hidirana kou manin no ampidirina sy tantaraina eto ny vetavetanao?oul tsy ampy fiheverana izy iany ni miteny ny tenany!!tss!mboul mi existe kou v fisainan' oul otran'zao??manala baraka ny forum!! :roll: :roll: :-D =)) =)) :@ :-$
250. anjelis
(
21/10/2008 14:15)
izay atao hoe fahavetavetana dia ireo izay mampiasa ny taovam-pananahana tsy ho amin\'izany anarany izany, ilay hoe fananahana dia miresaka indrindra ny taova fampiasa mba hiterahana: fampiasàna ny taovam-pananahana (sexe) tsy araka ny natiora ary no atao hoe fahavetavetàna: tena samihafa be amin\'ny hoe fijangajangana ny fahavetavetana. Inona moa izany hoe tsy araky ny natiora? tsy maintsy manao firaisana ara-nofo ny olona raha te hiteraka, tsy maintsy lehilahy 1 sy vehivavy 1 no tafiditra amin\'izany, tsy mandràra ny firaisana ara-nofo mihitsy ny baiboly raha tena mpivady marina tokoa ireo lehilahy sy vehivavy ireo, mampirisika aza izy fa tokony hanao firaisana amin\'ny vadiny (araka izay ilain\'ilay vadiny) avy ny tsirairay mba ho famelombelomana ny tokantrano (1kor7:5), tena adidy tsy maintsy atao amin\'ny vady ny firaisana ara-nofo, ary tokony hankafy izany ny tsirairay manambady eo ampanaovana azy. Mazava ho azy fa taovam-pananahana no miray amin\'izany, miampy izay fihetsika rehetra mampiseho fitiavana toy ny oroka sy ny safosafo: izay no atao hoe firaisana ara-nofo araka ny natiora, efa misy ao anatintsika io filàna io, saingy ny mpivady ihany no manana tombotsoa hankafy izany.
tsy araky ny natiora kosa ny firaisana ara-nofo amin\'ny vava, amin\'ny fitombenana, ny manary tsirinaina ivelan’ny taovam-pananahan’ny vehivavy, firaisana amin’ny biby, firaisana amin’ny vehivavy tonga fotoana, ny firaisana amin’ny olom-pady, ny firaisan\'ny lehilahy samy lehilahy, ny vehivavy samy vehivavy (lev18 :6-24),... tena FAHAVETAVETANA izany, ary izany fomba fanao izany no namotehana an\'i sodoma sy gomoro fahiny, nefa mbola miverina indray ankehitriny sady mbola ratsy lavitra aza. Raha nomelohin\'i Jehovah ny hafa firenena taloha raha nanaraka ireo fanao ireo(lev20:23), dia tokony hanao ahoana kosa ny amin’izao fotoana izao ? nofoanana ve ireo lalàna ireo ? marina ny tenin’i solomona hoe « tsy valiana vetivety ny ratsy fanahy, dia mikely aina amin’ny fanaovan-dratsy ny olona » (mpitor8 :11).
koa mizara 4 avy hatrany ny olona hamaky izao teniko izao:
-ireo mpamazivazy: izay mbola hamazivazy ihany ka hanamavo ireo toromarika ireo, ary ho tonga hatramin\'ny fandrangitana ahy mihitsy aza.
-Ireo olona tsy manana fanetre-tena ka tsy mahafaly azy ny omena fanitsiana satria noheverina fa manambany ny fahaizana ananany ary ny fivavahany.
-Ireo mpitsikera ka hilaza very fotoana aho nanoratra ity anjara lavabe ity, sady tsy toerana fanaovana toriteny itony toerana itony.
-Ireo tsara sitrapo izay mbola mihevitra fa tsy lany andro ny fitsipiky ny baiboly mahakasika ny fitondra-tena, ka handray soa.
Tsotra ny torohevitra omena an’i JLAN, raha manambady ianao (vita soratra), dia mahaiza mankafy ny firaisana ara-nofo ataonao amin’ny vadinao, ataovy maharavoravo anao ny vadin’ny fahatanoranao (mpitor9:9a); izay mety endrika asan’ny nofo ataonao amin’ny vehivavy hafa ankoatry ny vadinao dia heloka daholo. Raha tsy manambady ianao, dia miezaha ho be atao foana hanesoranao izany eritreri-dratsy ao antsainao izany. Raha nandrara ny fijangajangana ny baiboly fahiny, dia mihoatra lavitra noho izany no asainy ataonao amin’izao fotoana izao: hoy ny baiboly hoe “mandosira ny fijangajangana”. Diniho tsara fa tsy ampy fotsiny ny mifady fijangajanga fa asainy mandositra azy io mihitsy ianao. Enga anie aho ka mba horaisinareo amin’ny fo sy saina feno fandinihana izay teny rehetra izay.

251. naughtyboy
(
21/10/2008 15:42)
sytl > aza maivandoha otran'io fa mamp :-D ,fantatrao ny dikany oe manandrana sa tsia ...ny valiny tsia dikany fahamaivanandohanao no betsaka fa tsy ny fahazahoana hevitra O.K
ra tsy virja enao de :VETAVETA BEEEEEEEEEEEEE MAKADIRY BEEEEEEEE =)) =)) =)) =)) act mitovy io ny isany no samy hafa adios ramaivana :-@ :-@ =)) =))
ra tsy virja enao de :VETAVETA BEEEEEEEEEEEEE MAKADIRY BEEEEEEEE =)) =)) =)) =)) act mitovy io ny isany no samy hafa adios ramaivana :-@ :-@ =)) =))
252. sytl
(
21/10/2008 16:19)
enao kou zany marary fo be!!hi!hi!adios hono !!!hita mits enao hoe tsy mpivavaka tsy namaky io lazain'Anjelis io!!,tsy maharaka zay tian'oul resahina ato!!volom-borona !!sady mololo fotsiny ny atidoha!,refa tsy takatry n atidoha ny tiako lazaina aminao hatr@ 1° de adios araka ny teninao,fa raha matakatra de aza marary fo sy saina!!tsaboy alou zay tokony tsaboina vao miaraka @ b sy ny maro fa tsy natao ho an'i Sôdôma sy Gômôre ny eto,ataovy ambony ny loha misy ny cervelle fa aza atao ery @ vodi-tongotra!!!!asa enao na manan-janaka vavy na tsia,na manan'anabavy,fa refa ataon'oul kapo-dahy ny iray @ reo de zay ngamba vao hoe adios ramaivam-b...ava!!!"laisse moi rire"!de zay le hoe nareo ny ho avin' firenena é!! :-D :-D :-D :-D poufff!
adios ramaivana
,tsy amaly tsony aho:^) =)) =)) :-@ pfff!!ndana milôlô fa tss!,
253. sytl
(
21/10/2008 16:31)
aintsy lehilahy 1 sy vehivavy 1 no tafiditra amin'izanyzany ny ohatra tsara indrindra!
fantatrao ny dikany oe manandranaataovy ny fanandramana fa zay no maha VETAVETA BE ANAO!,tsy zaka??ay! "c'est pas grave",kou zay ary enao ka atao aôna??? :roll: :roll: :roll: ,manafo tsy manaja vaiavy tss!
254. naughtyboy
(
22/10/2008 13:37)
n'in n'in lazainao ry sytl maivana tsisy dikany a fa zao fotsiny ,refa tsy virja enao de efa VETAVETA BEEEEEEEEEEEEE MAKADIRY BEEEEEEEE zay
misy mitovitovy aminao ao @ politika ao zankely no anarany ra oh. tsy mahay mijery tena enao fa ny hafa no mahamaika anao =)) =)) :-$
iza no tsy maharaka ,araho eto ary
-vao niteny aho de nolazaiko fa efa hitako io tranga io ----> ary enao tsia ,dikany tsisy fantatrao akory ny resahiko sy jlan eto satria fantatro tsara ny toerany :-$
-@ mahamaivana anao de zao kapodahy sy anabavy no resahina samy tsisy ananako zany ary tsy ho ato anaty saiko mandrakizay ,fa ny tantarako eto de tsotra tratrany kapobavy za ary nanaiky antsitrapo,,tsy oe nisy ratsy nataoko aman'ol akory na in fa ozy za oe tsisy mangidy tsy andramana
-ny fandraisanao resaka akory tsy midika fa izay no zvnisy fa fotsiny milaza oe diso toerana ny sainao sy maivana b ,za irery no nahafantatra ny zv nisy marina
donky afoero ko vavanao ty la olo tsisy raha hainao aby aketo.. :-$ ..
-ny ol refa b tsikera toa anao de reny indrindra no tsy alehany ,teo zao nisy nanotany oe fa nga i sytl maivana mbo milay na tsara ..itako tsara avy eo ny sariny ndrekaky ooo ..ol be resaka nefa tsy alehany mapatahotra b ny sariny
=)) =)) =)) maivana nefa b wawawa ary za miresaka minao efa nisy nahita ahy tato ary afaka miteny oe aradalana za nefa tsy irehareha na itsikera ol @ zany
dikany NY TAPANY MAIVANA OTRANY SYTL IHANY NO MIKOBANA ..ZAY VAO TENA VITA =)) =)) =))

255. naughtyboy
(
22/10/2008 13:43)
anjelis > lava b le resakao nefa nisy andalana 1 fotsiny azo nositomina de ito
-Ireo tsara sitrapo izay mbola mihevitra fa tsy lany andro ny fitsipiky ny baiboly mahakasika ny fitondra-tena, ka handray soa.
eo ampandrasana ny atiny ihany no ahitana ny marina ,taorinany andrana de fatako ny marina zay tsisy na 1 aza afaka itsara ahy ato n'iza2 @ izy io nefa misaotra @ io andalana io na izany aza...

256. sytl
(
22/10/2008 16:07)
ny ol refa b tsikera toa anao de reny indrindra no tsy alehanyfa in no mboul b tsikera eo é!!,mboul miwawawa iany !!hita mits hoe ny toetrany fona n lazainy tsy alehany sady tsis classe!! =)) =)) =)) mivouvou be otran'...enao sady miakatra be le tension nao!!!manôka fotsiny nefa aho mijery an'reto tsy misy point tsy mis virgule !nefa enao to romotra be !!!routsskss bouboul b!!!,ndana miala sao lasa adala!!
..itako tsara avy eo ny sariny ndrekaky ooo ..ol be resaka nefa tsy alehany mapatahotra b ny sarinymampmé enao,mampatsiahy ahy an'le adala any @ tanàna miresaka zany enao!!!,sa otran'i "ZON POL! fa taiza fona no tsy hita?",ary sao de pelaka ary enao???mba valio hoe azfady!! :-D :-D :-D :-D kou mpanao fanandramana koo!
257. sytl
(
22/10/2008 16:21)
n'in n'in lazainao ry sytl maivana tsisy dikany a fa zao fotsiny ,refa tsy virja enao de efa VETAVETA BEEEEEEEEEEEEE MAKADIRY BEEEEEEEE zay
misy mitovitovy aminao ao @ politika ao zankely no anarany ra oh. tsy mahay mijery tena enao fa ny hafa no mahamaika anao
iza no tsy maharaka ,araho eto ary
-vao niteny aho de nolazaiko fa efa hitako io tranga io ----> ary enao tsia ,dikany tsisy fantatrao akory ny resahiko sy jlan eto satria fantatro tsara ny toerany
-@ mahamaivana anao de zao kapodahy sy anabavy no resahina samy tsisy ananako zany ary tsy ho ato anaty saiko mandrakizay ,fa ny tantarako eto de tsotra tratrany kapobavy za ary nanaiky antsitrapo,,tsy oe nisy ratsy nataoko aman'ol akory na in fa ozy za oe tsisy mangidy tsy andramana
-ny fandraisanao resaka akory tsy midika fa izay no zvnisy fa fotsiny milaza oe diso toerana ny sainao sy maivana b ,za irery no nahafantatra ny zv nisy marina
donky afoero ko vavanao ty la olo tsisy raha hainao aby aketo.. ..
-ny ol refa b tsikera toa anao de reny indrindra no tsy alehany ,teo zao nisy nanotany oe fa nga i sytl maivana mbo milay na tsara ..itako tsara avy eo ny sariny ndrekaky ooo ..ol be resaka nefa tsy alehany mapatahotra b ny sariny
maivana nefa b wawawa ary za miresaka minao efa nisy nahita ahy tato ary afaka miteny oe aradalana za nefa tsy irehareha na itsikera ol @ zany
dikany NY TAPANY MAIVANA OTRANY SYTL IHANY NO MIKOBANA ..ZAY VAO TENA VITA
anjelis > lava b le resakao nefa nisy andalana 1 fotsiny azo nositomina de itombola be tsikeeeeera iany ,hita @ zao firesany zao mits hoe oul tsy misy dikany ,mialà rakoto refa tsy zaka à! oul DOMA Bèèèèè!!tss!
-Ireo tsara sitrapo izay mbola mihevitra fa tsy lany andro ny fitsipiky ny baiboly mahakasika ny fitondra-tena, ka handray soa.
eo ampandrasana ny atiny ihany no ahitana ny marina ,taorinany andrana de fatako ny marina zay tsisy na 1 aza afaka itsara ahy ato n'iza2 @ izy io nefa misaotra @ io andalana io na izany aza...
258. sytl
(
23/10/2008 07:24)
za miresaka minao efa nisy nahita ahy tato ary afaka miteny oe aradalana za nefa tsy irehareha na itsikera ol @ zanyeo de midoka tena rery eo,nefa zao raha mboul mipoitra eo de otran'VAZIMBA BE!!! :-D :-D
259. naughtyboy
(
23/10/2008 12:52)
efa porofo reo 2 vavy taloha reo no manamafy fa tsy pelaka ary tsy doka tena ry sytl a =)) =)) =)) =)) =)) ty ko misy 1 tsy azonao azavaina kely ndray
fa zao toa tsy zakany lohanao zany haromontana zany tato ato,fa torohevitra efa misy zao ny vaksiny @ izy io efa t@ taonjato lasa teo no hita zany sao mba mahatsara anao =)) =)) =)) =)) =))
famantarana haromontana de hita @ zao tsy mijery tena fa avy mivatra2 @ hafa oe vetaveta,pelaka,doma,vazimba de in ko manaraka tsy mahasitrana anao zany fa vaksiny tedavina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
misy zv tsoriko aminao eto fa natahotra b za avy nijery le sarinao iny ka nanofy ratsy mintsiny de tapakevitra za fa tsy ijery2 intsony fa nihorohoro ny saiko ... :-$ :-$ :-$

260. sytl
(
23/10/2008 13:17)
nanofy ratsy mintsiny de tapakevitra za fa tsy ijery2 intsony fa nihorohoro ny saiko ...mihevera tena rah manofy ratsy fa ny zvtr ataonao no mampanofy ratsy anao!ndana mijery psy!!de mba mivavaha!! :-D :-D :-D :-D ,normale b zany koo,enao v hiteny hoe tsara aho!!!hi!hi!,ty nga mitapy??!tsy mahita zvtr tsara tsony zay jeren'ny maso fa tampin'ny haratsiana!!miakatra hatrany @ maso ny haratsiana!! :-D :-D :-D :-D lehilahy tsy misy hatao tss!Bonenitra bèèè!!
fa torohevitra efa misy zao ny vaksiny @ izy io efa t@ taonjato lasa teo no hita zany sao mba mahatsara anaoay zay lay efa nampiasainao??an!an! tsy ilaiko lôtra raha otranao zao no ho vokatr'le izy!! :-D :-D ,jereo ty izy !!