Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
185. sakaizakely
(
16/10/2008 08:49)
avelao kosa izy sy ny revingadrany f'aza batibatina otran zao ka
ny tanora ané no ho avin'ny firenena na hendry reo na gaigy e ! reo zao no handoa ny retiretintsika fa tambatambazo hihinanankanina :°)
mbola ho avy koa ny fotoana hahamatotra azy dia izy indray no handimby antsika efa soara hiteny ny tanora, de himehy izy fa hahatadidy an'ity dinika ity, na koa hikolay fa mananjanaka vavy :{ :{ :{ :{
on peut être jeune et con, nous on s'en fiche, du moment qu'ils assureront nos impots :-D :-D :-D :-D

186. sytl
(
16/10/2008 08:56)
nga mou misy manakana zay reviny tsony zao!! anazy ny vatany anazy ny filin-ny,de mba anà kou ny fanalako azy!!un pain cé tou!!! :-P
187. ni81
(
16/10/2008 09:07)
mbola ho avy koa ny fotoana hahamatotra azy dia izy indray no handimby antsika efa soara hiteny ny tanora, de himehy izy fa hahatadidy an'ity dinika ity, na koa hikolay fa mananjanaka vavytena ho tsaroany io @ fotoana hisehoany hoe ahoana tokoa moa no nataonay taloha re e! :oops:
188. ssendra
(
16/10/2008 09:17)
tywa68:
Mbola any i Clara ary tena tsy niova ny feony :wink:
tena mazana mihitsy ty ssendra ty raha hamadi-dresaka k :-D :-D mampiresaka tokoa moa zany vao mifampitantana :lol:
:wink: :-D :-D :-D raha poinsa en plus fa raha tsy poinsa lay mampiresaka dia tsy misy ny mifampitantana.....zao toa lasa sola loatra ndray lay volo de mbola menatsa ihany aho hfampitantana am ratonga tsy elo ve mba natao antonony ilay coupe :-D
189. tywa68
(
16/10/2008 09:21)
Hoy i Jlan :
Manomboka androany zany ilay raha2 hampisokatra :-D :-D mazotoa ary fa mbola TANORA e :lol:
Important be ny firaisana, tokony hatao isan'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray.
Manomboka androany zany ilay raha2 hampisokatra :-D :-D mazotoa ary fa mbola TANORA e :lol:
190. ssendra
(
16/10/2008 09:22)
174. Mpandefa : jlan [ Valio ] 16-10-2008 09:09:57:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
Rira bien rira le dernier.
[quote]172. Mpandefa : jlan [ Valio ] 16-10-2008 08:49:12
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
Andefasako sary nareo rehefa vita ilay action e!
Eto amin'ito --> Jereo eto
191. ni81
(
16/10/2008 09:22)
.....zao toa lasa sola loatra ndray lay volo de mbola menatsa ihany aho hfampitantana am ratonga tsy elo ve mba natao antonony ilay coupenareo kosa tsy hitany mihitsy izay hiainany! lava ny volo, lazaina fa hoe io ve tsy hangidihidy, sao dia misy hao... Zao indray lazaina fa sola loatra fa tokony mba natao coupe antonony. Tsy mba mety afa-po an! :-D :-D :-D
192. sytl
(
16/10/2008 09:23)
mieritrereta TSARA ry jlan alohan'hanaovana zvtr!!!,io mou zay tinao io fa toro hvtr iany zay retra zay ,misaotra t@ ady hvtr de saintsaino ny zvtr retra é!!! :wink:
193. ssendra
(
16/10/2008 09:27)
ni81:
.....zao toa lasa sola loatra ndray lay volo de mbola menatsa ihany aho hfampitantana am ratonga tsy elo ve mba natao antonony ilay coupenareo kosa tsy hitany mihitsy izay hiainany! lava ny volo, lazaina fa hoe io ve tsy hangidihidy, sao dia misy hao... Zao indray lazaina fa sola loatra fa tokony mba natao coupe antonony. Tsy mba mety afa-po an! :-D :-D :-D
ka tsy mba misy ve ky ny antonony ah!
:-D
194. ssendra
(
16/10/2008 09:29)
sytl:
mieritrereta TSARA ry jlan alohan'hanaovana zvtr!!!,io mou zay tinao io fa toro hvtr iany zay retra zay ,misaotra t@ ady hvtr de saintsaino ny zvtr retra é!!! :wink:
revy manja kosa ny azy e! manjary tsy mazoto ndray izy nefa ny rapaoro ny fihaonana ce soir zao no andrasana mafy radem
:-P
196. ni81
(
16/10/2008 09:34)
ka tsy mba misy ve ky ny antonony ah!rehefa tonga eo izy milaza izay antony indray angamba e! zà tsy mahay parkéra :-D :-D :-D
199. jlan
(
16/10/2008 12:14)
Petite pensée:
Mba ampavitsy ny vehivavy mananton-tena, dia ekena ny fiarahan'ny lehilahy 1
amin'ny vehivavy maro.
Marihina nefa fa tsy azo atao mihoatra ny 10 izany, mba hitsinjovana ny faheva-mividin dra lehilahy.
Mba ampavitsy ny vehivavy mananton-tena, dia ekena ny fiarahan'ny lehilahy 1
amin'ny vehivavy maro.
Marihina nefa fa tsy azo atao mihoatra ny 10 izany, mba hitsinjovana ny faheva-mividin dra lehilahy.
200. ni81
(
16/10/2008 12:17)
Mba ampavitsy ny vehivavy mananton-tena, dia ekena ny fiarahan'ny lehilahy 1 amin'ny vehivavy maro.misy koa ange ny lahy miantona e!
Marihina nefa fa tsy azo atao mihoatra ny 10 izany, mba hitsinjovana ny faheva-mividin dra lehilahy.tsy ho velonao koa raha 10 be izao @ zao fotoana e! :lol: :lol: