Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
141. ratonga
(
15/10/2008 08:14)
i sytl ko vé mila vanona é!:roll: aza miditra ra tsy zakan'ny sainao ny éto fa mandreraka ny mihaino oul miseo mlay:twisted: :°) :-D :-D i sitl vé alou sipa mlay sa aouna é :-D :-D :-D
144. ssendra
(
15/10/2008 09:41)
135. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 15-10-2008 08:33:51:-D :-D :-D :-D sady amizay tonelina roa be izao :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
ssendra : nitsoaka i jlan fa tsy te-hitsanga-bolo ohatran'i ratonga matahotsa tonelina
136. Mpandefa : jlan [ Valio ] 15-10-2008 09:03:11:-D :-D :-D tsy aleo ve atao ho zaza saina toy izay hoe antitra fisainana :-D :-D
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
Lé olona rehafa mba tsy manao matotra dé lazaina fa zaza saina.
Je donne toujours cette impression.
Bonjour daholo aloha e.
140. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 15-10-2008 10:14:38
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
i sytl ko vé mila vanona é! aza miditra ra tsy zakan'ny sainao ny éto fa mandreraka ny mihaino oul miseo mlay i sitl vé alou sipa mlay sa aouna é
draisssss! toa lasa nasika be :-D fa oe tapaho aloha io volo io :-D
145. tywa68
(
15/10/2008 10:20)
jlan hoa mba matotra @izay :°)
Hoy i ssendra
Mody zaza saina koa ny antitra sasany : mahita anaty maizina :-D :-D
Hoy i ssendra
tsy aleo ve atao ho zaza saina toy izay hoe antitra fisainana
Mody zaza saina koa ny antitra sasany : mahita anaty maizina :-D :-D
146. ssendra
(
15/10/2008 10:28)
tywa: :-D :-D :-D :-D ka tsy aleo ve izany aky! na antitra aza manao zaza saina mba manatanora saina izany fa lay fisainana antitsa mitsy no manjeraka beuh! :-D
147. sytl
(
15/10/2008 10:46)
i sytl ko vé mila vanona é! aza miditra ra tsy zakan'ny sainao ny éto fa mandreraka ny mihaino oul miseo mlay i sitl vé alou sipa mlay sa aouna ésao de diso adiresy kay enao zany?,enao zao no vao miditra eto mandray anjara,tsy nahita ny ps nao aho raha tsy zao!! :{ ,vakio hatr@ voalohany aloha le dinika vao mitsara fa tsy misy resaka miseho milay eto na oul tsy mazaka volo!!! :-D mampmé b enao!! =))
148. sytl
(
15/10/2008 10:49)
Jeu de mots be izy zanyjereo fa fanina mbakin'i jlan mits! :^) tsy hitany tsony zay valiana!!! :-P
150. jlan
(
15/10/2008 10:56)
Efa lasa mivoana kou zany resaka ato zany, tsisy
hidiran' lé thème tsouny. 8-)
hidiran' lé thème tsouny. 8-)
151. tywa68
(
15/10/2008 10:57)
sytl : na vavy na lahy d miaraka @ i ssendra mitantana an'i ratonga. i Jlan efa hors circuit fa zazakely :lol:
152. sytl
(
15/10/2008 10:59)
i sitl vé alou sipa mlay sa aouna éandefa sary aho de hitanao hoe milay aho sa tsy milay!,enao iany no asaiko mitsara azy!!,tsy de milay alou aho é!! :°) :oops: :-P :-o
155. sytl
(
15/10/2008 11:13)
na vavy na lahy d miaraka @ i ssendra mitantana an'i ratongajamba ngà le ratonga??
158. ssendra
(
15/10/2008 15:55)
sytl:
na vavy na lahy d miaraka @ i ssendra mitantana an'i ratongajamba ngà le ratonga??
ty vava eh!
159. ni81
(
15/10/2008 16:43)
jamba ngà le ratonga??maso mihiratra be io ve dia hoe jamba kosa e! teo mbola sarontsaron'ilay volo beuuuu :-D :-D :-D
160. ssendra
(
15/10/2008 16:46)
:-D :-D :-D :-D fa hita wa! ny olona tantanana angaha dia jamba foana raha olona mifankatia mifampitantana zany de samy dramba :-D
