Ny firaisana ara-nofo eo @ couple

161. ni81 ( 15/10/2008 17:20)
fa hita wa! ny olona tantanana angaha dia jamba foana raha olona mifankatia mifampitantana zany de samy dramba
misy ilay hira izay ange tao @ RNM manao hoe: tantano aho lala o, ento mora a lala o! sao dia mianjera anefa ise :-D :-D :-D
162. ssendra ( 15/10/2008 17:44)
:-D :-D :-D

ary izaho tsy mahalala izany radio rnm izany aky :-P
163. ni81 ( 15/10/2008 17:54)
Radio tranainy indrindra tany dago izany e! Izao efa betsaka be ny karazana radio. :)
164. sytl ( 15/10/2008 19:51)
:roll:
i sytl ko vé mila vanona é! aza miditra ra tsy zakan'ny sainao ny éto fa mandreraka ny mihaino oul miseo mlay i sitl vé alou sipa mlay sa aou
tsy tokony ho io v no ataonao hoe ty vava eh!...le hoe mitantana tsy manazava ny mpanoratra fa de hoe:'mitantana".Na le sujet ary lasa mivaona b!manomboka zao zany de lasa:"NY RADIO" ny lohateny!
165. ni81 ( 15/10/2008 19:53)
tsy tokony ho io v no ataonao hoe ty vava eh!...le hoe mitantana tsy manazava ny mpanoratra fa de hoe:'mitantana".Na le sujet ary lasa mivaona b!manomboka zao zany de lasa:"NY RADIO" ny lohateny!
ka efa tsy nahita ambara intsony ilay tompon'ny dinika knou :lol: :lol:
166. ssendra ( 15/10/2008 20:01)
ka efa tsy nahita ambara intsony ilay tompon'ny dinika knou
:-D :-D :-D :-D ka hita kou tapina ny daomy! ka na ilay ni fantasme aza ni abandone kou in ndray :-D

Radio tranainy indrindra tany dago izany e! Izao efa betsaka be ny karazana radio.

ka tsy radio n'anosy ve no tranainy indrindra e???? :°)
167. ni81 ( 15/10/2008 20:07)
ka tsy radio n'anosy ve no tranainy indrindra e????
ka io ange no atao hoe RNM e :-D :-D :-D
168. fijo ( 15/10/2008 20:19)
revy daholo aby izany e,

ary toa misy miomehy rehefa atao resaka maizina le????
169. ssendra ( 15/10/2008 20:25)
fijo:

revy daholo aby izany e,

ary toa misy miomehy rehefa atao resaka maizina le????


ka mody asina mi meme ko!


:°)

ni81: hay ve e! tena donjona be kou zà zany an! hihihih fa mbola mande foana ve io e! hay tao no misy an'i ry ravahandanitra sy ry dawilly sy ry clara retraretra ireny...inona moa ilay fandaharana am ray sy dimy
170. ni81 ( 15/10/2008 20:30)
ni81: hay ve e! tena donjona be kou zà zany an! hihihih fa mbola mande foana ve io e! hay tao no misy an'i ry ravahandanitra sy ry dawilly sy ry clara retraretra ireny...inona moa ilay fandaharana am ray sy dimy
tsy hoe dondrona fa tsy tadidy ny anarany e! Efa maty daholo ireo lehilahy ireo fa i Clara angamba no sisa velona.
171. tywa68 ( 16/10/2008 05:50)
Mbola any i Clara ary tena tsy niova ny feony :wink:
tena mazana mihitsy ty ssendra ty raha hamadi-dresaka k :-D :-D mampiresaka tokoa moa zany vao mifampitantana :lol:
172. ni81 ( 16/10/2008 06:37)
inona moa ilay fandaharana am ray sy dimy
Indray andro hono iny fandaharana iny.
Hoy tywa68
tena mazana mihitsy ty ssendra ty raha hamadi-dresaka k mampiresaka tokoa moa zany vao mifampitantana
:-D :-D :-D
173. jlan ( 16/10/2008 06:49)

Andefasako sary nareo rehefa vita ilay action e!

Eto amin'ito --> http://www.gasy.venez.fr/
174. sytl ( 16/10/2008 07:06)
Andefasako sary nareo rehefa vita ilay action e
:-D :-D aleo aho mba hi mémé !! :-D :-D resaka ankizy tô manorisory,indraindray tsy ampoizina akory!!! :-D
175. jlan ( 16/10/2008 07:09)
Rira bien rira le dernier. :)
176. sytl ( 16/10/2008 07:20)
:roll: :-D
177. ni81 ( 16/10/2008 07:25)
Rira bien rira le dernier.
=))
178. tywa68 ( 16/10/2008 07:31)
=)) =)) tapitra ny dinika zany fa tezitra i jlan (alefaso ary ilay sary e) :wink:
179. jlan ( 16/10/2008 07:32)

Je vien smême de rappeler la meuf tout à l'heure, et on a rediscuté.
Il paraît que c'est pour ce soir. héhé :-*
180. jlan ( 16/10/2008 07:43)
Aiza tezitra ? :) :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009