Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
221. ssendra
(
17/10/2008 11:16)
nôty: hummmmmm :wink: :-P
nakaiza ary jlan sao dia tapaka aina tany aza lery tsy nahatanty ny tonelina roa be izao :-w

225. ssendra
(
17/10/2008 13:29)
:-D :-D :-D niatona mbola miandry pompiers :-D
ny sipa roa izao efa nipitsika fa tsy nahazo devise :-D

227. sytl
(
17/10/2008 15:24)
jlan à!jlan à!,aiza enao é!!maika hi-haino vao2 zahay é!!lina de lina daolo ny poukn zao!! :-w :-w :-w :-w :-w :-w
228. tywa68
(
17/10/2008 19:01)
ssendra : hay mba niantsonjy pompiers vao nilaozana tao :-D :-D
sytl : f'angaha tsy ampy anao io notantarain'i naughtyboy io :°) :lol:

229. naughtyboy
(
17/10/2008 19:48)
ny fijeriko azy satria ny 1 virja de sarotra ny fandidiana ,tsy mamporisika aho na
mandrara fa efa teo no niala...
sarotra b zany ra sipa mbola virja no oe anana saina anao angara @ kofa 1(3sum/menage a 3)nefa zv mbola tsy nataony no andramana,de avy eo ko tsy nazava taminy manokana ny antony tiany anandramana zv otrzany de iverina @ instinc-ny izy oe aleo zokiny any aorina ...fa nety tsy zay no tena ilainy,tsy manakivy aho any jlan fa ra tapakevitra reo sipa 2 de mbola manana vitana izy ra tsy zay de curiosity fotsiny ny any le sipa fa tsy ilainy akory ny mamantatra anzay
mety ho vokany..

230. naughtyboy
(
17/10/2008 19:55)
ozy sytl
"manao vetaveta v nareo tsy ho vetaveta??avy mihinana an'le iray de mihinana an'le iray ndray,sa tonga de miara mihinana? ,zany v tsy vetaveta nareo? "en même temps en plus"! .Hitohy ndray zany ny dinika!!!"
ra virjiny enao miresaka amiko de ekeko ny teninao ra tsia de ozy za manana filana/animal instinct ny manana'aina de miodina @ zay ny fiainanany @ filana arabatana(ao anatiny zany ko reo andrana afantarany ny zv tiany sy tsy tiany) :D

231. fijo
(
17/10/2008 20:15)
ssendra an,rah atantarainy amin'ny antsipiriany eo tokoa,raha tsy mikititena eo ndry fa.
232. sytl
(
18/10/2008 09:39)
vetaveta v zahayfanontaniana napetraky ny namana io:de novaliako le izy,ka tsy vetaveta ary ve zany?raha @ ankapoben'ny resaka no jerena?sa tsy zay le fantaniana fa hoe ::"ekenao v ny fanaovana an'zay??"tsy zay no napetrany!aoka hazava!!fa raha io no napetrany de diso aho manakiana fa ny oul ts1-1 samy manana ny reviny sy ny filàny,ary zà kou mbola tsy nanohitra hvtr'oul hoe:"az manao an'zany mou é!!!",tsia!tsy any le izy!.io kou tsy misy hidiran' virj na tsy virj,fa raha namaky tsara ny cas jlan enao,nilaza izy fa mboul virj le sipa1 ka tsy mety manao aminy fa @ le sipany iany,de aona zany?aafaka manao iany zany le virj ??porofo mazava ty:
Ilay Troisieme milaza fa sahy amin'azy FA nefa ny tiany hono aleo izy 2 vavy ihany fa izy mbola vierge dé mbola tsy té .... amiko!:lol:
233. sytl
(
18/10/2008 09:49)
sytl : f'angaha tsy ampy anao io notantarain'i naughtyboy ionotantarainy aona fa izy zao no ho tantaraina!! :lol:
234. naughtyboy
(
18/10/2008 13:24)
sytl > mbola tsy hay2 zany fa lery aza excluded fa oe izy 2 vavy ihany...
mbo lazao ary oe in no tina ho tantaraina amiko fa nena nge ny efa niainako
ny tantara :D

235. naughtyboy
(
18/10/2008 13:51)
ozy sytl
"io kou tsy misy hidiran' virj na tsy virj "
an3 misy io ka , ra virja izy tsy mbola nanao zany de tsy fantany resahiny fa oe veta2 de zay zany satria zay mo no napidirina tao andohany fa tsy ny antony mazava na in,le act manao nge de mitovy foana na 2,3 sns e veta2 daoly ka na 1 aza ny partern nao atr@ zay niainanao de vetaveta ko enao zay satria efa nanao veta2 :D
resaka moraly fiarahamonina sy fivavahana no nandrara ny 2 sy 3 sns taty aorina ankoatrany safidiny ts1/1 nefa de mbola tsy afaka @ veta2 ihany satria mitovy le act

236. sytl
(
19/10/2008 12:21)
tsy mila wawawa be rangà fa VETAVETA de zay à!!,tsy zany ve hoà ny kestiôn-dranamana de novaliako fa toa tsy azonao izy zany fa otran'ny omenao fanazavana b zany aho!,vetaveta doly ny oul fa izy mboul manontany hoe vetaveta v zahay? de namaly aho!!ka in no mboul hazavaina ankoatra zay?? :roll:
237. naughtyboy
(
19/10/2008 12:52)
tsisy idirany wawawa zany fa efa mazava aminao le izy ra izao
" ..vetaveta doly ny oul .."
ary ny tsy ampy de tsy ny ol ihany fa enao ko ra tsy oe virja nga.. vetaveta ny rehetra de zay no izy, sa enao tsy VETAVETA fa mbola tsy nanao vetaveta ary za tsy nanda fa ozy za oe mety ho zay na tsy ho zay satria andrana le izy ..de aza entimpo amaly fotsiny fa mandiniha tena aloha :°) samy manana ny fetrany ny ol zay mapatonga ny andrana ,ny fihevitry ny hafa de olana ho any hafa manokana zay fa anjarany ts1/1 de mahalala ny antonony sy mety aminy
ra tsy zakanao ny fanazavana de elao fa ny tantara rehetra misy fanazavana dolidoly na ratsy na tsara..

238. naughtyboy
(
19/10/2008 13:05)
..ny mba itenenako eto de tsotra efa itako io cas io ary mbo te aheno ny niafarany jlan fotsiny fa tsy naka hevitra aho akory fa nanala fotsiny ra nilaza oe vetaveta sa tsia ..vita atreo
239. sytl
(
20/10/2008 07:14)
aza b resaka fa tss!,tsy d ilaiko fanazavana b lotra fa enao no tena tsy mazaka eo zao fa mboul miresaka iany! :-@ ,...manorata hvtr hafa raha te hanazava zvtr b!! :-P