Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
201. jlan
(
16/10/2008 12:22)
Kay be dia be ny olona mitady anao an'io expérience io.
Nahita annonce 4 identique amin'ny anay a!
Fa ity no tena mapmé : :-D
Partageons des expériences inédites en toute discrétion (naturisme, massage..., échangisme, etc)
:-D :-D

202. jlan
(
16/10/2008 12:34)
Mahafinaritra mihintsy ity INTERNET 'ty.
Samy afaka maneho ny heviny, tsy an-kenatra, sady tsy mifankahalala akory e!

203. tywa68
(
16/10/2008 12:48)
jlan : mbola mandany fotoana eto indray moa ! makà aina tsara fa misy mila anao rahariva :-D
205. jlan
(
16/10/2008 12:58)
jlan : mbola mandany fotoana eto indray moa ! makà aina tsara fa misy mila anao rahariva
Ka tsy afaka fa ny asa hono tsy an'olon-dratsy, dé tsy maintsy miasa, sa moa ny adidy no tsy an'olondratsy . :D
kay vetaveta be kay ty jlan ty ny tena marina !
Fa nahoana no lazainao fa vetaveta za?
Partageons des expériences inédites en toute discrétion (naturisme, massage..., échangisme, etc)
Io ve? tsy annonce -ko ange io fa napmé anah houa dé napisehoko fotsiny e!!!!!!!!!
206. tywa68
(
16/10/2008 13:03)
Kay be dia be ny olona mitady anao an'io expérience io.
Nahita annonce 4 identique amin'ny anay a!
F'iza no nanoratra an'ity ry Jlan !
207. sytl
(
16/10/2008 13:05)
ka matoa io navoakanao eto de manaiky io enao zany!!
Nahita annonce 4 identique amin'ny anay a!efa anisany @ le 4 aminareo io zany!
211. ssendra
(
16/10/2008 13:25)
Marihina nefa fa tsy azo atao mihoatra ny 10 izany, mba hitsinjovana ny faheva-mividin dra lehilahy
iray aza efa mila tsy ho zakan'ny tsena amzao ny caprice-ny koa folo ah folo :-D
sao mba ianao no hanato-tena am farany fa tsy mahazàka ny meo meo ny vevavy folo hihihi
202. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 16-10-2008 14:48:25
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
jlan : mbola mandany fotoana eto indray moa ! makà aina tsara fa misy mila anao rahariva
fa hita tsy mba tsitsina ilay aina tokana , izao manjary vevavy folo ndray fa tsy roa tsony :{ :^)
203. Mpandefa : sytl [ Valio ] 16-10-2008 14:50:05=)) =)) =))
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
kay vetaveta be kay ty jlan ty ny tena marina !
213. vale
(
16/10/2008 15:24)
jlan:
ADIEU PETIT FORUM......
cT sympa. 8)
Fa ahoana no ADIEU??? tsy hi-forum intsony angah Jlan? déçu tam valin-teninay ve sa?! eo mba hanokafy hafa njay fa otrany intéréssant be ilay sujet alefanao koh!!! :P :wink:
214. vale
(
16/10/2008 15:30)
sakaizakely:
avelao kosa izy sy ny revingadrany f'aza batibatina otran zao ka
ny tanora ané no ho avin'ny firenena na hendry reo na gaigy e ! reo zao no handoa ny retiretintsika fa tambatambazo hihinanankanina :°)
mbola ho avy koa ny fotoana hahamatotra azy dia izy indray no handimby antsika efa soara hiteny ny tanora, de himehy izy fa hahatadidy an'ity dinika ity, na koa hikolay fa mananjanaka vavy :{ :{ :{ :{
on peut être jeune et con, nous on s'en fiche, du moment qu'ils assureront nos impots :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D mampiady fika am resaka impots njay njy ry petitesakaiza ah! :lol:
219. naughtyboy
(
17/10/2008 10:35)
...tena diso fanatenana ihany @ le farany tantarany jlan ty legona.. :°)
de samy nangetaheta ambony lakana daoly izy 3,fa ahona ary zany te ividy ny lohany nefa matahotra ny masony..
tranga otran\'io ko efa nahazo anah ny tena izy @ io nge tsy resaka fitiavana no tanjona fa fitsiriritana fafiny hafa(lust /desir sexuel)fotsiny e,sy te hanandrana zv hafa na hisy tsy hitovy hevitra amiko aza ato de ataoko fa ra sendra anzany de manandrana ihany no itako mety ahalalana oe tsara sa ratsy..azavaiko kely taona vitsy zay mbola nianatra tao atsimony frantsa nanana sipa 2 za t@ zay anglisy sy frantsay samy mbola mpianatra ko t@ zany tsy mifankahalala akory izy reo..1 taona teo vao nolazaiko t@ tompotoerana ny fisiany ilay faharoa nataoko oe lasa mpinamana zahay fa tonga itsidika ahy fotsiny izy,le faharoa mo de nafantatra tsara fa misy ilay voalohany ka tsy nisy olana atrany amboalohany de izy no nanisika ilay hevitra oe tsara ra anaovan\'izy 2 angaredona ony za,taitra ihany za nefa fantako fa tsy vazy2 le teny de notantaraiko anle voloany,hay kay izy ty tena
nanohana le hevitro ary nanomana fotona avy atrany ..de raikitra ary noho ny fisiany sivana mo de tsy azo tantaraina eto ny ambangovangony fa any antsainy ts1/1 no mahalala,fa ny azo lazaina de ny adidy vita ny fafiny azo t@ zany..
marihiko aloha fa tsy mbola nisy nanao izany izahay 3 tany aloha tany, vetaveta v zahay ,asa mety ho zay mety tsy ho zay fa ny fantatro de mandainga ze bandy teo @ toerako sahy anda ka ilaza oe tsy te anandrana za :D
samy mbola mpisipa mo fa tsy vady ary ry zareo sipa 2 reo aza no tompokevitra atr@ voalohany..

220. sytl
(
17/10/2008 10:55)
vetaveta v zahaymanao vetaveta v nareo tsy ho vetaveta??avy mihinana an'le iray de mihinana an'le iray ndray,sa tonga de miara mihinana? ,zany v tsy vetaveta nareo? "en même temps en plus"! .Hitohy ndray zany ny dinika!!!