Ny firaisana ara-nofo eo @ couple

61. ssendra ( 11/10/2008 05:37)
ny couple tsirairay dia mahatsapa ny hamafy ny fitiavana misy amin'izy ireo;..
ka raha misy avy hatrany ny doute hoe sao dia raikipitia ianao amilay olona fahatelo hanaovana fantasme dia savy dia hajanona avy hatrany fa mijanona ho revy revy fotsiny...
raha efa niafanarahana indray hioe mijanona ho fantasme iny revirevy iny ka raha mbola mitady any ivelany izy dia hipitsiho satria tsy manome haja anao...
62. ni81 ( 11/10/2008 06:36)
hoy vale
eto anie ry Ni, ka ilay sipa no misouffre eh! , zarainy am hafa izany le bandy, fa izany oe mety tiny be lay bandy de manaiky izy, sa angah oe ampifamadihana njay avy eo!
Toa mifangaro voraka ilay izy ka tsy hitako izay ho lazaina! :lol: fa tsy miady @ piesiko aloha io resaka io e! aleo aho tsy aharaka ny zava-misy any raha toa ka izay no azo hilazana azy fa tsy efako e, an an.
Ohatry ny fifohana na fisotroana zava-mahadomelina ihany io, manomboka tsikelikely fa lasa mpidoroka no hihafarany...izay vao hoe: tahaka izay... :roll: nefa sitra-po!
63. sytl ( 11/10/2008 07:31)
ny olona antsoina hoe obsédé dia hafa mitsy
io anie tsy hijanona @ lle vehivavy iray ankoatran'sipany é!,lasa mahazo tsirony izy 2 de mety hiova partenaire hafa hatrany ary ny- hiafarany mety hanao "partouzy"@ oul 8,9,10....ka in no tsy maha tafiditra azy @ obsédé sexuel ??efa mitovy saranga zany amiko!io otran'ny oul mifoka jamala iany refa manandrana in1 mandé de lasa fôna zao!! :-w
64. badboy ( 11/10/2008 11:08)
Tsy olana io na 8 na 12 na 20 fa rehefa atsoiny aho ka vonona ny le sipa de tonga ny tenako!! Atsoy hoa za jlan fa mila ny sipanao ny tenako handramako ilya zavatra!! ;-) :^) :^)
65. ssendra ( 11/10/2008 11:28)
io anie tsy hijanona @ lle vehivavy iray ankoatran'sipany é!,lasa mahazo tsirony izy 2 de mety hiova partenaire hafa hatrany ary ny- hiafarany mety hanao "partouzy"@ oul 8,9,10....ka in no tsy maha tafiditra azy @ obsédé sexuel ??efa mitovy saranga zany amiko!io otran'ny oul mifoka jamala iany refa manandrana in1 mandé de lasa fôna zao!!

ka raha izy mitsamy mitsy indray no miara-mankafy dia azy ny azy tsy misy olana....samy manana ny fombam-piainany....

ny resaka fantasme tsy azo lazaina hoe obsédé sexuel....raha mijanona entre n'izy mivady ihany ny fanatanterahana izany fa raha ilay rangahy na ilay ramatoa no tsy andalovana fa tairiny eo daholo izay mandalo dia izay angaha....
ny fantasme entre couple ho à! tsy azo tanterahana daholo, raha vao misy tsy manaiky ny iray dia efa tsy mety ny anataterahana izany....izay ilay hoe fantasme.....raha izy mi frocé anao hanatateraka anefa ianao tsy mazoto tsy dakaoro dia efa pitsiho fa lolo.....aleo misaraka.
66. MMS ( 11/10/2008 11:41)
Fitiavana efa leo ny miaina koa izany a-3 zany e! Ataovy ihany ry sipa fa lavaka tsy mety tototra io a! misokatra ho anareo fona ny serasera anome hevitra ,rehefa misy ny olàna.
67. ssendra ( 11/10/2008 11:46)

L'OBSESSION SEXUELLE

Le désir sexuel est faible chez le sujet obsédé sexuel: le moteur de ses comportements compulsifs et incontrôlables est l'angoisse - angoisse profonde quant à sa virilité , c'est-à-dire une part de son identité. Il en résulte une activité frénétique qu'il ne souhaite pas vraiment, l' humilie et souvent le dévalorise à leurs propres yeux. Par exemple, certains hommes se masturbent jusqu'à l'éjaculation 10 fois par jour et davantage. Ou bien ils obligent leur partenaire à avoir plusieurs rapports sexuels par jour.

L'objectif sous-jacent d'un tel comportement est de réduire une angoisse insupportable. Le soulagement obtenu par une masturbation ou un rapport sexuel est transitoire. L'angoisse réapparaît dès lors que l'activité compulsive est réprimée. C'est l'explication de comportements impulsifs soudains, incontrôlables, avec des partenaires de rechange - ce qui peut conduire le sujet , dans certaines circonstances, à la délinquance.

Le donjuanisme est représentatif de ce comportement . Le sujet, "chaud-lapin", a un besoin compulsif de séduire. La conquête sexuelle dans laquelle la partenaire est réduite à l'état d'objet (vaginal), équivaut à un brevet de virilité, jamais acquis définitivement; car la conquête pour la conquête ne rassure que très provisoirement. Dès que l'angoisse réapparaît, le sujet repart pour de nouvelles conquêtes, sans fin... Casanova est le modèle historique de cette quête incessante de la séduction.

D'un point de vue analytique, cette recherche compulsive et angoissée de la virilité traduit l'immaturité de développement: le sujet est resté au stade phallique (pré-pubertaire) de son organisation psychologique, avec une peur viscérale de la castration ou de son équivalent : ne pas être viril. Une psychothérapie bien conduite, quand le sujet en ressent le besoin, peut l'aider à dépasser ce stade et à calmer sa profonde angoisse.

http://www.cap.tm.fr/Francais/page011.htm

68. MMS ( 11/10/2008 11:54)
=)) =)) =)) =)) =))
Mety mazava kosa angamba e!
69. sytl ( 11/10/2008 12:05)

tsy hiady varotra aho zany fa misaotra @ le lesona lava lotra na de tsy novakiako hatr@ farany ary! :roll: ,de in ndray zany ny filaza azy? sôdôme sy gômôre zany! :-w
70. ni81 ( 11/10/2008 12:07)
,de in ndray zany ny filaza azy? sôdôme sy gômôre zany!
:-D :-D
71. sytl ( 11/10/2008 12:07)

Mety mazava kosa angamba e!
eo de toran' hehy ery ! :^)
72. ssendra ( 11/10/2008 12:14)
jlan: jereo articles faha 4 mitovy am cas -nao de raiso arakeviny ao! :°)

http://www.sexoconseil.com/sexualite-questions/fantasmes.html
73. MMS ( 11/10/2008 12:17)
Tena toran' hehy mitsy aho satria omenao lesona mitsy ny ato @ serasera e ! asa raha hisy temps ihany zareo amaky an' io lava be io.
74. ssendra ( 11/10/2008 12:19)
oudrrry ka inona no maha forum azy!
misy fotoana izy hamakiana azy raha izy no nampiditra ny dinika
mahaliana azy io....satria am cas-ny tsara mitsiny.... :°)
75. sytl ( 11/10/2008 12:31)
izy ary tsy hita tsony kou!
76. ssendra ( 11/10/2008 12:36)
tsy hiady varotra aho zany fa misaotra @ le lesona lava lotra na de tsy novakiako hatr@ farany ary!

tsy lesona fa fotsiny hafangaronao ilay hoe mifantsame...( lay olona dia manatanteraka izany toy ny cas-n'i jlan miaraka amin'ny vadiny, amin'izay indray nifampiresaka ry zareo ka raha manaiky ny vadiny dia azony ny bonheur-ny ary tsy voatery hihitatra any am partouz fa samy manana ny fantasme ny olona tsirairay.)
sy ilay hoe obsédé sexuelle, io faharoa io dia olona tsy mieritreritra afa tsy io tsy misaina ary mila afa tsy io isa-minitra sy segondra....ny sainy mitsy no voa...
amzay izy dia tsy hisalasalàna fa obsédé :°)
77. arialy ( 11/10/2008 12:44)
:-D :-D :-D
78. MMS ( 11/10/2008 13:04)
izy ary tsy hita tsony kou!

Nande nisotro rano kely aloha aho ry SYTI a !
79. ssendra ( 11/10/2008 13:13)
MMS:

izy ary tsy hita tsony kou!

Nande nisotro rano kely aloha aho ry SYTI a !

oudryyy! faangah i MMS ihany no jlan

:roll: i jlan nampiditra hevitra mila mamaky ny dinika nampidirn'i olona no tsy hita tsony lazain'i sytl ko :^)
80. cutie ( 11/10/2008 15:31)
49. Mpandefa : fijo [ Valio ] 10-10-2008 23:01:34
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
"tsy mila jiro tsony "ao fa atao maizina e

lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5169