Fitiavana
xxx
(
01/08/2008 08:52)
Mino ve nareo fa ny fitiavana eo amin'ny olon-droa dia mitohetra mandrakizay. Rehefa mbola zaza mantsy dia mamy be le izy ka raha vao mandingana sehatra hafa (mariage) dia ohatry toa ady sy probleme f...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/12/2008 17:02
serena
(
29/07/2008 18:42)
Tsy azoko mihitsy e,ilay olona nanoroka 1 ve sa ilay olona nanaovana firaisana 1 no atao hoe voaloham-pitiavana ,manantena valiny mahafa-po avy aminareo e :twisted: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:31
Kapistra
(
29/07/2008 10:43)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan...
tohiny
novalian'i Kapistra ny 29/07/2008 19:26
Kapistra
(
29/07/2008 10:33)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 31/07/2008 17:19
Kapistra
(
29/07/2008 09:52)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan...
tohiny
rhh
(
29/07/2008 09:47)
Lalina ihany ity fitiavana ity ry zareo ah ! tia eo tia nefa ny tena olana hainareo moa lay hoe : " L'amour devient haine " haitraiza ary ny halalin'io fitiavana io fa amiko aloha dia rhf fitia tsy mi...
tohiny
novalian'i rhh ny 31/07/2008 06:55
badboy
(
28/07/2008 10:39)
Ilay fitovizan'ny lahy sy ny vavy ve tsy tokony hiafara @ ilay "exision" ho an'ny vehivavy, ny lahy efa voafora rahateo! @ izay rehefa mifandra dia samy misy tapaka eny aminy! ;-) ;-) ...
tohiny
novalian'i taref ny 03/09/2008 05:39
Belami
(
27/07/2008 20:31)
La beauté d'une femme est une valeur inestimable !!! :-w :-w :-w ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:32
xxxxxx
(
27/07/2008 10:22)
Sahirana ny saiko fa tsy tian'ny rafozako mihitsy aho. Ny hitako fa mahatonga izao olana izao dia satria izy ireo niara-nipetraka foana taloha, ka nony nivady izahay dia niverina nipetraka @ zanany ha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 12:38
papoussia
(
26/07/2008 07:16)
Tsy haiko aloha nareo na efa nahita ilay Film fa ra mbola tsy nahita de tsara ra mijery vao manome hevitra eto
ny Sombiny dia izao misy vehivavy roa mpinamana be de tsy miteraka ny iray , de nomen'...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/07/2008 13:14
Njainjai
(
25/07/2008 16:45)
Miarahaba antsika rehetra
ambarambarao @namana ono ny olana fa so mba mety hisy valiny mahaso iany e. Izay no mahatonga za anoratra ka mba ampio re fa aza latsaina e
Manana sipa iray ze tena tiako s...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/08/2008 16:41
badboy
(
25/07/2008 11:19)
Kôfa gasy manambady vazah : toa vitsy!! Inona no antony?? Tsy mahazaka ve?? Nefa ny sipa gasy toa tonga de lasandry zalahy vao kôtiny???
Tssssss, mba mihetsika ry frera!! ;-) ;-) ;-) ...
tohiny
novalian'i haja8 ny 18/06/2017 11:08
barakobama
(
23/07/2008 20:46)
zô's lôm tafakirija d'oz lôm oe "matsiro b ni jô gasi", de zô nikôz an lôm oe "le mendimendi (timaintimain) sa le tsi masaka tsara (tsifotsifo). d'oz lôm oe "ni mendi mafana ni tsi masaka mats...
tohiny
novalian'i pp87 ny 08/09/2008 07:29
Njainjai
(
23/07/2008 15:43)
miarahaba antsika
tsy aiko ra efa nandalo teto ty sujet na ahoana fa mba lasa iany ny saiko. interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah. Tsy mamely aniz...
tohiny
novalian'i mandresyfoana ny 08/10/2008 13:13
Bola
(
22/07/2008 23:01)
Namaky ilay dinika eto ambany rehetra aho dia variana hoe mahavariana marina ny fitiavana...Mampatsiaro ahy ireto ankizy ireto - lehibe moa fa fomba fiteny ilay hoe ankizy!
Izy roa milaza fa mifankat...
tohiny
novalian'i Bola ny 27/07/2008 02:31
diamondra27
(
22/07/2008 09:53)
http://www.moov.mg/femme.php?articleId=333326
raha ohatran'io aloha dia tsy d'ac @io za e, tsy lany fotoana fotsiny ve...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 25/07/2008 06:06
hiti
(
21/07/2008 13:43)
narary fo ny reniko ary tsy tiany mihintsy ilay olona niaraka tamiko talohan'ny vadiko. Voatery aho mba tsy ahafaty azy tampoka nitady olon-kafa.Efa amanam-bady aho izao ary mahatsiaro ilay olon-tiako...
tohiny
novalian'i einstein ny 30/07/2008 15:11
ainaheri
(
21/07/2008 05:55)
Manontany tena aho ndrai² oe,maninona no nisy io teny io; [b]Mitia,tia,fitiavana sns.....[/b] ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??...
tohiny
novalian'i mirianah ny 24/07/2008 10:14
Noue
(
19/07/2008 17:53)
ahoana moa zany hoe lune de miel zany ?
somary gaga ihany manko aho hoe lasa lune de miel ny mpivady vao !
ahoana aza zany ? ny maha mpivady vao azy ve no azo lazaina hoe hanao volan-tantely ?
...
tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2008 08:24
siay
(
18/07/2008 20:51)
Mila mijery ny sarin'ireo vehivavy rehetra ato amin'ny namana serasera na aiza na aiza no misy azy.Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i riana06 ny 06/08/2008 12:27
