Fitiavana

xxx ( 26/05/2008 00:46)
[img]http://www.bengu.net/funny/photo/808.jpg[/img] 8) ... suite
répondu par tslem le 27/05/2008 14:20
badboy ( 25/05/2008 15:18)
Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy. Tena marina ve?? Inona no antony?... suite
répondu par mangidy le 02/07/2008 12:14
isalo ( 24/05/2008 14:58)
Mba mandalo ndray d mba hametraka lohahevitra. Mora adino ve ary raha ianao ilay nametraka hevitra teto hoe iza @ lehilahy no tsy adinony @'ny vehivavy niaraka taminy fa mba avadiko ny ahy hoe : Iz... suite
répondu par ainaheri le 30/05/2008 11:44
mistro ( 21/05/2008 14:12)
Harakara ny hanajanao ny olon`tianao,no ts hamenatr`azy ny tsy hanaja anao,mahaiza mandanjalanja ny fietseham-po !!!!!!!... suite
répondu par xxx le 27/05/2008 09:10
ravaomariakely ( 21/05/2008 10:52)
Tsy haiko na za irery ve no tojo ty olana ty fa sarotra vao mahita olontiana aty ivelany aty. Ny tena olako moa zany d zao : za tsy tia afatsy gasy satria efa fantatro ny fa tsy mety amiko ny étran... suite
répondu par ainaheri le 06/06/2008 19:03
xxx ( 20/05/2008 16:46)
Betsaka ny kofiboay voadona rehefa tia. Nisy sipa izay niaraka tamin'ny bandy iray mba hankanisana any France. Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny... suite
répondu par Belami le 10/06/2008 19:59
xxx ( 19/05/2008 14:35)
tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona? ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?... suite
répondu par azamanadino1 le 04/06/2008 21:35
xxx ( 19/05/2008 10:54)
Inona ny karazan'ny olana matetim-pitranga eo @ mpivady ka miteraka ady lava? Ny resa-bola sa ny resaka communication sa ny tsy fifampitokisana sa mbola misy hafa ankoatran'reo? de inona avy no mety ... suite
répondu par mangidy le 08/07/2008 12:33
rajoelina ( 17/05/2008 18:43)
http://es.youtube.com/watch?v=SKfiMA9To60 =)) ... suite
répondu par rebeccaF le 19/05/2008 18:42
badboy ( 17/05/2008 12:38)
Izay tia adala izay voa manodidina. Ny fanafodiny izany dia "ny aza tratrany ihany". Dia ahoana zany : tsy hitia tsony ny fanafody ve? sa kosa mitia fa tsy mitia be fa kely fotsiny ihany????... suite
répondu par endrika01 le 09/06/2008 15:55
xxx ( 16/05/2008 17:06)
:( mba nahita vé nareo mpivady vita fisarahana tanteraka tany amin'ny fitsarana nefa mbola miaraka toy ny niady ireny fa mbola mpivady ihany,mba lazao fa tena mahavariana,inona ny antony nanenina s... suite
répondu par cutie le 22/05/2008 20:40
natiora ( 15/05/2008 14:33)
tia
Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany... suite
répondu par ploue le 29/05/2008 14:57
xxx ( 14/05/2008 17:23)
Tsy mahagaga raha tsy mahatoky intsony Tsy mahagaga fa ny heloky no hafa nakana lesona Tsy mahagaga raha tsy mahita intsony Satria leo nitady aleo miandry ny ao ambony... suite
répondu par Belami le 16/05/2008 19:00
rajoelina ( 14/05/2008 12:25)
izaho tsy mirevy mitady fitiavana, fa haleoko ihany mitady fety aloha. Ary nareo? * Misokatra ny adihevitra. ;-)... suite
répondu par tomtom le 16/05/2008 19:38
endrika01 ( 14/05/2008 09:10)
Asa nareo raha mba mitovy amin\'ah,fa za tia mangina mpihira vitsivitsy,isaky ny tonga ny fankalazana ny andro nahaterahan\'izy ireny dia manjoretra manirery maka coin,sady mieritreritra we raha mba i... suite
répondu par endrika01 le 04/06/2008 11:49
rastafarai ( 11/05/2008 21:43)
8) Za mitady an'i Rpchenicole! :lol: ... suite
répondu par rapala le 15/05/2008 18:01
badboy ( 11/05/2008 20:37)
Mampijaly ve ilay fitiavana????... suite
répondu par xxx le 25/05/2008 23:30
rakotoline ( 11/05/2008 12:38)
(l) misy vé ary mety raha lehilahy iray manambady efatra ,ny vadiny voalohany nisarahany tsy vita divorce nefa efatra ny isan'ny vadiny ary sivy amin'ny folo na dimy ambifolo ny isan'ireo zanany ami... suite
répondu par rebeccaF le 13/05/2008 16:12
satanarindra ( 10/05/2008 07:32)
Rehefa mpinamana be ve lasa mpisipa ka misaraka avy eo dia tsy maintsy miafara amin'ny fifankahalana foana e?... suite
répondu par endrika01 le 11/05/2008 12:22
rajoelina ( 06/05/2008 07:28)
Zah zany mitady an-le mpiara nianatra tamiko t@-ko t@ 2005-2006. Vazaha ity sipa ity, hianatra mpitsabo biby satry izy manana sovaly sady mirevy biby toiny alika, saka, bitro sns. Samy siantifika za... suite
répondu par rastafarai le 13/05/2008 03:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8679