FITIAVANA

1. rakaroka ( 08/11/2008 09:23)
Raha araka 'nareo :roll: Inn kay ny "fahaiza-mitia izany" :?:
novalian'i bobone ny 14/01/2009 13:12
2. vale ( 08/11/2008 13:55)
hmmm, ohatry ny sarotra be aloh aio e, misy mandiso kely eny foana, na fihetsika na fisainana na hiniana atao na tsia, fa ny hitako oe base-ny de ny fahaizana mifanaja mba hisian'ny fifampatokisana, fa betsaka beee ny azo anehoana ny fitiavana aloha eee...
3. ssendra ( 08/11/2008 14:09)
rakaroka:

Raha araka 'nareo :roll: Inn kay ny "fahaiza-mitia izany" :?:

ny fahazahoako azy dia ny fahaizana mi comprendre ny iray iray avy, izany hoe na am lafin'ny inona na inona izany dia tiavina am maha izy azy izy....raha tena samy tia an!
ary izany dia miampy fandeferana

4. ni81 ( 08/11/2008 14:48)
ny fifanakalozan-kevitra, ny fifanajana ary ny fifandeferana koa no heveriko hoe fahaiza-mitia.
5. cutie ( 08/11/2008 16:12)
ny fananana fo madio ny atao we fahaiza-mitia :)
Tsy voatery ho resaka fitiavan'olon-droa foana manko refa we resaka fitiavana zany :) Fitiavana en general no resahiko zany :)
6. diamondra27 ( 08/11/2008 17:48)
cutie: mety inona zany no handoto le fo
7. sitlo ( 08/11/2008 18:04)
re


ohatry ny sarotra be [IMG]http://img389.imageshack.us/img389/8195/valeqh6.jpg[/IMG]


8. vale ( 08/11/2008 18:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sitlo, in ny ataon'ny avatar-ko eo? :-D :-D :^)
9. sitlo ( 08/11/2008 18:45)
vaky mihitsy ny loha :-D
10. rakaroka ( 08/11/2008 19:36)
'zao an. Heu....Misy (l) emboka izay toa miezaka mikaja ilay olona tiana .
Ny "blem" ny "fileferana" amin'ny tsy mety ataon'ilay olona sa
ny fihenjanana manitsy azy?
Ohatra "concret": Betsaka any ny lhl mora tohina raha tenenina, anefa "fitiavana" azy no itenenana, ary ilay "fomba" fiteny aza efa heverina koa.
Ohatra: maro ny "bandy" mpisotro. Fitiavana azy v ny famelana azy hanohy izany? ...Sinonsi ?.... :roll: :?: :?:
11. ssendra ( 08/11/2008 19:46)
diamondra27:

cutie: mety inona zany no handoto le fo

ohatra izao ny hoe fialonana.....


12. ssendra ( 08/11/2008 19:51)
rakaroka:

'zao an. Heu....Misy (l) emboka izay toa miezaka mikaja ilay olona tiana .
Ny "blem" ny "fileferana" amin'ny tsy mety ataon'ilay olona sa
ny fihenjanana manitsy azy?
Ohatra "concret": Betsaka any ny lhl mora tohina raha tenenina, anefa "fitiavana" azy no itenenana, ary ilay "fomba" fiteny aza efa heverina koa.
Ohatra: maro ny "bandy" mpisotro. Fitiavana azy v ny famelana azy hanohy izany? ...Sinonsi ?.... :roll: :?: :?:


Ka io ilay tiako lazaina hoe raha samy mifam- comprendre dia tsy hisy ny blem
ohatra hoe izao io hoe lehilahy mora thoina raha tenenina dia eviter-na ilay mety firesaka maha tohina azy fa entina miresaka am fomba tsy maha tohina azy....SADY RAHA misy ny mihenjana dia ny iray milefitra ...NA iza diso na iza diso avy eo mifampiresaka milamina amin'izay rehefa afaka ny disadisa....


13. vale ( 09/11/2008 00:00)
sitlo:

vaky mihitsy ny loha :-D



:-D :-D :-D :-D mihira io koh! :-D
14. rakaroka ( 09/11/2008 12:20)
'za mahatsapa hoe : "misy olona saro-tiavina koa aloha e". Ka na (l) volamena aza nanananao, konkan'ny "égoisme" na ditra sns lé izy. ,I Michèlle Obama izao niteny an'i Obama, dia mba mihaino lé io. Nasainy navela ny sigara talohan'ny fifidianana dia "mihaino" ilay iray, fa firifiry @ lhl akory no tsy mihaino toro-hevitry ny vadiny, na dia hadalana mamono izao no ataony.
Ka ilay fileferana zary sady tsy fitiavana ny tena no tsy fitiavana azy koa.
15. diamondra27 ( 09/11/2008 12:29)
rakaroka: tiko be akia zany lhl manaiky lazain'ny vhv izany a
fa tena misy io lhl sarotra tenenina io an , zay le cote maha-viril azy .

ssendra: de avelao any izy sy ny fialonany akia a.tsy manana matoa mialona, de manao izay tsy hivoaran-dry kaa raha manaraka an'izay ndry de faly izy
16. ssendra ( 09/11/2008 12:37)
rakaroka: ny ato atrano aloha kosa mafy loha b am lay sigara.... fa tsy midika fa saro-tiavina izy na hoe tsy tia....Fa raha zvtr hafa ny tenina azy dia lefiny sady mandefitra izy ohatra fa io sigara io otran'ny hoe drogue ihany ny vatana no efa mi dépendre anlay izy de sarotra ny miala aminy :?
otr'ahy ihany koa izao , mba tenenina ihany hoe aza d variana loatra eo am net eo... FA e! e ! e! e! be famaliana ery hoe fa nahoana ka!....


DIAMONDRA : tena misy ny lehilahy be felonana ka! mampiomé! sarimbavy ireny....DE Avy eo izy mila vanona estys sy eroa mi provok am tsy atony:-D
17. naughtyboy ( 09/11/2008 12:40)
subjective be le izy fa @ akapobeny de misy le fitiavana tsy manampetra/unconditional love oh.le fitiavandreny na ny mitovy lenta aminy,de ao ko ny fitiavana ekena ampetipety ny safidy @ fiainana /convenience,ary farany fitiavana avy @ fahalalahampo manome sy mandray/generosity izay nolazainy fasaly etsy ambony
"fahaizana mi comprendre ny iray iray avy, izany hoe na am lafin'ny inona na inona izany dia tiavina am maha izy azy izy....raha tena samy tia an!
ary izany dia miampy fandeferana "
18. simplex ( 09/11/2008 12:57)

rehefa tia dia izay
http://www.stlyrics.com/songs/p/pascalobispo4679/limportantcestdaimer209050.html

:* :*
19. ni81 ( 09/11/2008 12:59)
hoy rakaroka
Nasainy navela ny sigara talohan'ny fifidianana dia "mihaino" ilay iray, fa firifiry @ lhl akory no tsy mihaino toro-hevitry ny vadiny, na dia hadalana mamono izao no ataony.
Ka ilay fileferana zary sady tsy fitiavana ny tena no tsy fitiavana azy koa.
ny namako dia niteny ny vadiny momba io sigara io, fa tsy mihaino izy. Dia hoy ilay namako hoe: mifoha foana fa rehefa maty ianao manambady hafa indray zà... romotra be ilay bandy dia hoy izy hoe manozona ahy ianao. Nefa izy no tsy mety miala fa mifikitra. Tsy fantany fa fitiavana ilay fandraràna.

hoy ssendra
ny ato atrano aloha kosa mafy loha b am lay sigara.... fa tsy midika fa saro-tiavina izy na hoe tsy tia....Fa raha zvtr hafa ny tenina azy dia lefiny sady mandefitra izy ohatra fa io sigara io otran'ny hoe drogue ihany ny vatana no efa mi dépendre anlay izy de sarotra ny miala aminy
otr'ahy ihany koa izao , mba tenenina ihany hoe aza d variana loatra eo am net eo... FA e! e ! e! e! be famaliana ery hoe fa nahoana ka!....
ny ahy ny ato an-trano dia ny kafe! tena tsy azo akisoka mihitsy izy, dia ny ahy indray koa dia net :lol: loza ity drogue ity an :-D
20. ssendra ( 09/11/2008 13:07)
:-D :-D :-D :-D ary itako voasoratry i samoana any ho any fa hay ny vevavy mitsy no tena miary tory eto amity nety ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1358