FITIAVANA
21. ssendra
(
09/11/2008 13:08)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4915adf737f0b laharana faha-4 :^)
22. ssendra
(
09/11/2008 13:10)
ni81: zà kou tay café fa zao zà manao regime de bedin'i doc raha misotro na ray s otro kely aza hihihihih fa maraina ihany kosa an!
23. ni81
(
09/11/2008 14:19)
ni81: zà kou tsy café fa zao zà manao regime de bedin'i doc raha misotro na ray s otro kely aza hihihihih fa maraina ihany kosa an!zà ndray tena tsy tia café mihitsy na dia kely aza
24. ssendra
(
09/11/2008 14:31)
hummmm! fahazàrana kou io e! fa vao misotro an'io kou nge de mitady zavtra amperahina aminy e! bscuit kely gatô kely tsssss de mampatavyhihihih
25. rakaroka
(
09/11/2008 15:02)
naughtyboy:
subjective be le izy fa @ akapobeny de misy le fitiavana tsy manampetra/unconditional love oh.le fitiavandreny na ny mitovy lenta aminy,
Ny "blem" dia ilay hoe "fahaizana mitia e".
Nahita boky manakina ny reny aho , noho ilay fitiavana "inconditionnel" zary
mampihanta zaza loatra aza. Ary maro mihitsy ny manana "tendance" ilay mampanara-po ny zanany ireny, dia rehefa lehibebe ilay zaza dia tsy mahatsapa izay tokony ataony aza! => Donk karazan'ny tsy fitiavana ihany lé izy satria tsy mba manomana ilay zanany @ fiainan-ko ho avy loatra!
"fahaizana mi comprendre ny iray iray avy, izany hoe na am lafin'ny inona na inona izany dia tiavina am maha izy azy izy....raha tena samy tia an!
ary izany dia miampy fandeferana "
Ny tena "manahirana BBbbe" dia ilay mandefitra manana ny "rariny" ary tsy mety tonga saina ny ankilany ! => Mampirefarefa ny fiainana anie lé izy e.
Diams < Ary 'za mahatsapa fa maro ny lhl lasa lavitra noho ny fihainoana an-DRamatoa. Sady tokony "conception hoe "mifameno anie ny "couple":
fa maro ny lhl no midohika hoe lohany dia tsy dia mila ny hevi-dRamatoa loatra aza, na mampangina azy mihitsy!
26. ssendra
(
09/11/2008 15:09)
Ny tena "manahirana BBbbe" dia ilay mandefitra manana ny "rariny" ary tsy mety tonga saina ny ankilany ! => Mampirefarefa ny fiainana anie lé izy e.
:arrow: ireny kosa aloha dia tena mampi te hisaraka mitsy ndray indraye e!tête de mule :lol: :^)
Diams < Ary 'za mahatsapa fa maro ny lhl lasa lavitra noho ny fihainoana an-DRamatoa.
:arrow: tena marina io kan! ary ny vehivavy indraindray no manana hevitra tsara:^) miala tsiny am lehilahy....:^)
Sady tokony "conception hoe "mifameno anie ny "couple":
fa maro ny lhl no midohika hoe lohany dia tsy dia mila ny hevi-dRamatoa loatra aza, na mampangina azy mihitsy
:arrow: indrisy fa mbola manaranaka ilay toe-tsaindry zareo taloha macho matcho ity e!:-D IPITSIHO FA LOLO, efa lany lamody
27. ni81
(
09/11/2008 16:04)
indrisy fa mbola manaranaka ilay toe-tsaindry zareo taloha macho matcho ity e! IPITSIHO FA LOLO, efa lany lamodysarotra akia ilay izy rehefa mihatra a! io ilay mahatonga ny fiteny hoe tsy anareo ny lelo ka hoe ahintsino :lol: :lol: zatra notolorana sy notompoina loatra ny lehilahy sasany ka tsy afaka intsony.
Nahafantatra olona mpivady izay aho fa na eo akaikiny eo aza izay zavatra ilainy, dia hirahiny foana ilay vadiny haka azy :roll:
28. tess
(
09/11/2008 16:17)
Ka tena misy fetrany ny zava-drehetra aky ah!
asiana mise au point kely de mba mila miova izy raha te
haharitra ny fandehany...izaho manokana tsy mahatanty anzany
hoe ny lahy no lohany....efa ela aho no lasa mba marina moa izany hihihih
aleo irery toy izay manandratsy! toetra ratsy anie izany e! :wink: :-D

29. naughtyboy
(
10/11/2008 12:17)
:D ssendra arakaraky ny ol le izy zany e, misy ny manana toetra mitarika/dominant ary ao ny manaraka ambokony/submissive ireo no mifameno fa ra mitove toetra izy de ifandaka nefa mila marimaritra iraisana sy ezaka daoly zany na andaniny na ankilany fa tsy izay tiany 1 fotsiny no atao..
31. fijo
(
10/11/2008 22:08)
amiko ny fahaizana mitia ,dia ny fahaizana manome hafaliana sy fanajana ilay tiana
oh:raha misy saka tiako ,de safosafoko foana ary homeko horonana tady holalaoviny.
oh:raha misy saka tiako ,de safosafoko foana ary homeko horonana tady holalaoviny.
34. kotobekibo
(
13/11/2008 00:31)
amiko ny fitiavana dia toy izao :
fizarana , fanomezana , fahazahoana , fifampitokisana , fanajana , fanitsiana na dia tsy tian'ilay iray aza ny tenenina ( tsy mijery arina antava ) , ny fanekena ahitsy koa .
Tsy misy olona tonga lafatra :-*

35. bobone
(
13/11/2008 09:06)
Rakaroka :arakaraky ny olona ny hanehana ilay fitiavana ! hafa ny fitiavan-janaka , namana! ...
ohatra raha vady dia tokony hipetraka ao ny fifampatokisana ! fifanajana!ny aminao rehetra efa nanazy e!
ary tokony hihaino ny hevitry ny lehilahy ny vehivavy dia tahaka izany koa ny vehv @ lahy. raha sendra misy olana ohatra! mety eo anivon'ny tokatrano zany na ivelany ! izany hoe mila mifampiresaka tsara ny Lhl sy vhv ! fa matetika ny hitrangan'ny olana dia samy tsy misy mandefitra fa milaza manana ny marina dia mihenjana roa ny tady tokony hifandefitra koa e! kanefa an! raha handefitra lava koa dia mahia ampitoerana eo ! mila mandinika tsara izany raha misy hevitra tiana havoaka @ ilay vady hoe ahoana no fomba ilazako ity @ vadiko malefaka sa mahery ny fiteny sa ahoana fa arakaraky ny toetrany ! mety tsy mahataty kitakitaina izy dia mba malefam-piteny e! raha koa mahazaka ihany dia hatao izay marimaritra iraisana!
kanefa koa rehefa malefaka sy tsotra loatra dia hararaotinjy zalahy!

37. kotobekibo
(
17/11/2008 22:12)
fijo:
ka ny sipa koa anie misy mafy tety e,tsy manaraka ny "baiboly"
Ka mba miady ny hitovy saranga kosa ry zareo e! :-D :-D
38. bobone
(
14/01/2009 13:12)
Kotobekibo: tsy kila olo-jiaby kosa e! tsy vhv rehetra an! fa ny saasntsasany!!!