HAFATRA HO ANAO

1. mimi62 ( 05/09/2008 11:57)
IO FITIAVANA OLON-DROA IO ANIE KA MAMPIJALY E!
NY HAFATRO HO ANAO DIA NY HOE:TIAVO IZAY TIA ANAO DIA HO SAMBATRA IANAO;FA RAHA NY TSY TIA ANAO NO HO TIAVINAO DIA HIJALY IANAO ARY TENA HIJALY.DIA MIFANKATIAVA TSARA.MAHAIZA MIFANDEFITRA;MIFANAJA;ARY MIFAMPATOKY FA IREO NO FOTOTRA HIJOROAN'NY FITIAVANA.

SANDRATRA
(l)
répondu par 08051972 le 10/09/2008 19:56
2. mirianah ( 05/09/2008 13:12)
mimi62:

IO FITIAVANA OLON-DROA IO ANIE KA MAMPIJALY E!
NY HAFATRO HO ANAO DIA NY HOE:TIAVO IZAY TIA ANAO DIA HO SAMBATRA IANAO;FA RAHA NY TSY TIA ANAO NO HO TIAVINAO DIA HIJALY IANAO ARY TENA HIJALY.DIA MIFANKATIAVA TSARA.MAHAIZA MIFANDEFITRA;MIFANAJA;ARY MIFAMPATOKY FA IREO NO FOTOTRA HIJOROAN'NY FITIAVANA.

SANDRATRA
(l)



hum marina hany zany !!! efa imbatsaka aho no naheno an io lazainao io fa raha am réalité no jerena dia otrany oe sarotra iany zany.
3. badboy ( 05/09/2008 17:34)
De ahoana?? Hiaritra trefle ve izany na dia hita izao aza fa tsy tiana ilay tia??? Sao dia izay no tena mampijaly tena, satria sahala ny minana ny tsy tiana hohanina????? :°) :°) :°)
4. ikaretsaka ( 05/09/2008 17:52)
mafy ange le maty an-kazo tokana e
5. Zozoro ( 05/09/2008 18:01)
mimi62:

IO FITIAVANA OLON-DROA IO ANIE KA MAMPIJALY E!
NY HAFATRO HO ANAO DIA NY HOE:TIAVO IZAY TIA ANAO DIA HO SAMBATRA IANAO;FA RAHA NY TSY TIA ANAO NO HO TIAVINAO DIA HIJALY IANAO ARY TENA HIJALY.DIA MIFANKATIAVA TSARA.MAHAIZA MIFANDEFITRA;MIFANAJA;ARY MIFAMPATOKY FA IREO NO FOTOTRA HIJOROAN'NY FITIAVANA.

SANDRATRA
(l)


Ary raha fitia tsy mifamaly dia ahoana ? Izy tia ahy hatram'in'izay hatramin'izay nefa izaho tsy manana fihetsem-po mpitiavana ho azy hatram'izay hatramin'izay ! Dia mody tiavina ve izy satria tia ahy ? vice versa.


6. mbaliana ( 05/09/2008 18:01)
sao mba hampijaly olona kosa zany mampiseho fitiavana amin'ny olona tsy tiana zany sady mampijaly tena :roll:
7. Zozoro ( 05/09/2008 18:22)
mbaliana:

sao mba hampijaly olona kosa zany mampiseho fitiavana amin'ny olona tsy tiana zany sady mampijaly tena :roll:


Mitovy hevitra amin'i mbalina aho. Izany mantsy no nahatonga ahy nametram-panontaniana. Mamela hafatra ny namana hoe : tiavo izay tia anao, kanefa raha tsy réciproque dia ahoana ???????? Tsy vao maika ve loza ho an'ny anankiray !


8. shake ( 06/09/2008 15:15)
"Quand on ne peut pas avoir la fille qu'on aime
Faut aimer la fille qu'on a..."
Hahaha! Marina tokoa fa tiavina izay hananana, fa raha tsy tia io dia ahoana tokoa?!
9. 08051972 ( 10/09/2008 19:56)
mbaliana:

sao mba hampijaly olona kosa zany mampiseho fitiavana amin'ny olona tsy tiana zany sady mampijaly tena :roll:

F'angà mitady zavatra sarotra be? oroka indraindray de vita !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2175