VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
1. peugeot
(
28/02/2008 10:13)
betsaka tokoa isika no mifankatia ato nefa tsy mifankahalala e ,afaka misy mijoro vavolombelona ve ? de misy afaka milaza ny PS ve ?
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:40
5. tess
(
28/02/2008 10:45)
tsiafoi1: amour amour aky no tiny lazaina an!
de i cazal sy kintana09 kounkou! ny sary aza efa napetany tao....
de i cazal sy kintana09 kounkou! ny sary aza efa napetany tao....
6. xxx
(
28/02/2008 12:08)
"tess":
i kimberly sy fehno zao no fatako
"tess":fa maninona kay no avoaka tahakizao ny sékiré an'ol?8O:x
cazal sy kintana09 kounkou!
7. tess
(
28/02/2008 12:28)
8O de in no tsy mahafaly!
ny sary aza efa no affiché njareo kou mialona angaha:-D tsy sekire io ! i cazal aza efa niteny tato am dinika hoe vadiny kou in ndray:x
fatako mitsy fa tsy maity hisy xxx hanondrana ndray!
i fehno sy kimberly ndray de mirary azy ho tafita hatram farany......sa ahoana aky ry kimberly?????

8. tess
(
28/02/2008 12:29)
ny blog aza efa nasehon'ny kimberly tao am sary! zamoureux be manadala !!!! sa mialona anjareo:^)
11. rajoelina
(
28/02/2008 13:01)
xxx: sakaletaka raintetaka mila fetaka
mba mipetraka fa toa mandreraka sao voafetaka...
tess :wink::-*
;-)
mba mipetraka fa toa mandreraka sao voafetaka...
tess :wink::-*
;-)
13. xxx
(
28/02/2008 13:53)
zahay sy Aino tena mifankatia nefa tsy mifankahita akory , ... izaho ndray anefa maro no mikaotikaoty fa heverin' i namana sasany fa vavy ... he he he ...
14. diamondra27
(
28/02/2008 14:58)
tess saotsa t@ blog e!
kim: kiss njy zany de njy ve aky amorezy anah? :-D:-D miandry ny sary avy any moscow ôooooo
refa mifankatia de zay ihany e! na amour io na amitié, fitiavana doly zany.
Faites l'amour pas la gera
tanjemo sao de misy maka zany ny anjy ry kim fa tano mafy an , tano tano tano za avela
tano ny azo fa sarotra ny mila e!
:-*:-*:-*:-*

15. tess
(
28/02/2008 15:11)
zà kou aloha de faly rehefa misy tanteraka ny zamour e! manohana an'i kim hatram farany:wink: kiss kim raha mandalo ato!:-*
17. ravaomariakely
(
28/02/2008 15:49)
za koniko mba mitady sao d mba misy ny sahaza any é! hihihi!
tsy ratsy ange lay mifankatia é
tsy ratsy ange lay mifankatia é
20. tess
(
28/02/2008 16:16)
xxx:
zahay sy Aino tena mifankatia nefa tsy mifankahita akory , ... izaho ndray anefa maro no mikaotikaoty fa heverin' i namana sasany fa vavy ... he he he ...
enao aza miafina kou aiza no hahalalan'i aino anao! tsy aleo mampiseo sary otrandry zalahy sao mba.....:-w:^)