Pas mal alou zay hvtr\'ipeugeot \'zay!Fa raha izaho kosa ngalou tsy mba hitanisa ny ps ny namana izay milaza fa lhl na milaza fa celibat,ny antony?Misy manao sarin-dahy!Vhv be zao no manoratra de bla bla,ny we celibataire za koa dia tsy mba matokitoky zany,namana de ampy fa raha misy ny anjara,refa tena vita ny fanambadiana de okay,aseho ao @vavolombelona!
tsiambaratelo;ka le izy ange samy milaza ny tenany fa tsy mitonona ny hafa e hiihihih ,de samy misafidy eo na haka lahy izy na vavy hihiihi de efa misokatra kou le club de celibat