VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG

41. ikaretsaka ( 28/02/2008 21:14)
kiraro mihaja ny aigle d'or fa hitsao tsara
42. tess ( 28/02/2008 21:20)
:-D sady mateza ny aigle d'or!....izay mou le hira pub mpandeha am radio anosy iny:-P
43. menalamba ( 28/02/2008 21:27)
Ny ahy ilay boots taloha tao ireny no mbola reveko...
44. tess ( 28/02/2008 21:42)
:-D tadidiko ireny boots ireny! misy manga ....
mateza kosa kalou e! ny ahy lay kapakapa mampiseho ratsatongotra ireny an! tiko ery tamzany
45. xxxx1 ( 28/02/2008 21:57)
ny ahy ilay look kiraro kyranil misy ba kiraro ireny tena mbola mmmm

ahatsiarovako ilay voalohampitiako izay (l)(l)
46. menalamba ( 28/02/2008 21:59)
Toy izao ilay pub t@ izany:
Kiraroo mihaja aigle d'or
Kiraro sport aigle d'or
Ô Ô!kapa mafy sady tsara aigle d'or
Aigle d'or malaza ,aigle d'or mihaja
Aigle d'or!
:-D:-D:-D
47. tess ( 28/02/2008 22:16)
hihihihih! tam andron'ny ry ravahandanitra sy ry iza mou?????
48. ikaretsaka ( 28/02/2008 22:35)
dawily clotilde clara solofo jose vahandanitra ....
49. Papoose ( 29/02/2008 00:06)
ny ahy ny tiko ato toa efa nisy naka daholo koo:-D:-D
ohatra hoe i.....lery!


aiza marina no mba misy azo ijerena ny kofa selibany ato e!!8)=))
50. ikaretsaka ( 29/02/2008 00:13)
:-D:-D:-D anontanio salmon
51. Veloo ( 29/02/2008 00:41)
HS doly :-D:-D:-D

: xxxx1 [ Valio ] 28-02-2008 22:57:43
Lohateny : Re : VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
ny ahy ilay look kiraro kyranil misy ba kiraro ireny tena mbola mmmm



=))=))=)) otrany itako ery ela manao an;io
52. rakaroka ( 29/02/2008 00:45)
xxx:

izaho tian'ilay olona lany ranomainty izay (l)(l)(l)
fa tsy sahy miteny aminy :°)

=))=))=))Tsy sary:roll:,tsy mombamomba anao:?:, tsy toerana8O,
complètement inconnu(e)8O,tsy fantatsa hoe vhv na la hy akory i xxx dia fomba ahoana moa no ahatara ny olona:roll:8O:?::-P:-D:-D


53. Veloo ( 29/02/2008 01:04)
ie wa:roll::roll:
54. Papoose ( 29/02/2008 02:32)
ika, hanotany ihany v za de izy fa tsy mba olonkafa?:^)
55. tess ( 29/02/2008 06:28)
veloo: betraka selibany ao fa aleo hisheshy de hilam aseseo pejy par pejy de firenena après firenena :wink::roll: tanjemoi tojo anlay sipa mody manao bandy fa de eno njy no raisina:-D:-D:-D:-D
56. ari.malala ( 29/02/2008 07:03)
za kounkou zao mba itady sô mba maazo iany kle:^)
57. tess ( 29/02/2008 13:14)
58. ikaretsaka ( 29/02/2008 15:18)
ari> aza mitadyu alavitra fa lasa amour a distance (retsaka atsy ambadika):-D:-D:-D
59. tess ( 29/02/2008 16:01)
ka afaka mangery antanàna anie wa e! (resaka atsy mbadika):°)
60. Veloo ( 29/02/2008 17:39)
tess [ Valio ] 29-02-2008 07:28:43
Lohateny : Re : VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
veloo: betraka selibany ao fa aleo hisheshy de hilam aseseo pejy par pejy de firenena après firenena tanjemoi tojo anlay sipa mody manao bandy fa de eno njy no raisina


tess eo mihitsy isika izao :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092