VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
21. tess
(
28/02/2008 16:18)
xxx-5: jereo ny sary rehetra ny cazal fa hummmmm! mbola ao ny sary saint valentin n'izy mitramy! milay beuh kounkou an! izany ve ny sakire???:-@
22. Veloo
(
28/02/2008 16:51)
ainaheri [ Valio ] 28-02-2008 16:58:49
Lohateny : Re : VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
zay ndray d hitanjiro ato @ sera² ato angambany lol
o lety a mandana aingana mitady hihihih
tess [ Valio ] 28-02-2008 17:18:21
Lohateny : Re : VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
xxx-5: jereo ny sary rehetra ny cazal fa hummmmm! mbola ao ny sary saint valentin n'izy mitramy! milay beuh kounkou an! izany ve ny sakire???
ie wa retsy :-*
23. tess
(
28/02/2008 17:11)
veloo: kopy njy raha vao xxx an!:wink:
matsiaro nlay hira manao hoe aho izany:
teo anilanao aho rasipa no natositosikao ...
efa lasan'oul ny foko, efa lasan'oul ny foko
eh ra voromanga ........la la la la la!:^)
tsy tadidiko tsony io hira io izay mahalala azy
mba tohizo e!:?

25. tess
(
28/02/2008 17:41)
:-D
zay mitsy lay izy! hiran'i mahaleo mou izy iny! otran'ny natsiaro tampoka an'iny aho fa HS kely:-P
zay mitsy lay izy! hiran'i mahaleo mou izy iny! otran'ny natsiaro tampoka an'iny aho fa HS kely:-P
26. sakaizakely
(
28/02/2008 17:42)
za mi kiffer an'ilay bandy kely mpankafy filmE zay sady te hampandroso an'i Madagasikara
tantara mitohy ny anay ;-);-);-)
tantara mitohy ny anay ;-);-);-)
27. ikaretsaka
(
28/02/2008 17:45)
raha azoko tsara izany de tahakan'ny hoe nahita akanga tsara solatsa ny vorombelala de veloma malala ho'zy...
kanjo malala nahita vorona hafa moa ilay akanga hitan'ilay pigeon tsary akanga fa goaikalahy..
de teo no raisina!
nivadika boloky sisa!
kanjo malala nahita vorona hafa moa ilay akanga hitan'ilay pigeon tsary akanga fa goaikalahy..
de teo no raisina!
nivadika boloky sisa!
28. diamondra27
(
28/02/2008 17:55)
ikaretsaka:
o ravolonjeeeeeeo ooooooooooo!
______________________
tess ty aky le izy a
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/ravorondreo/video/x2aczh_mahaleoravorondreo
29. menalamba
(
28/02/2008 18:12)
Dia inona moa izany ny vorondreo @ teny vazà e? Sa any amin-tsika ihany no misy azy?
30. tess
(
28/02/2008 18:46)
sakaizakely:
za mi kiffer an'ilay bandy kely mpankafy filmE zay sady te hampandroso an'i Madagasikara
tantara mitohy ny anay ;-);-);-)
efa nanokatra tohiny ho anareo mitramy ary am eritreritra mandalo i enric aky ry saikaiza an!:wink::-D
31. tess
(
28/02/2008 18:49)
menalaba: tsy aigle ve izany:°):o
diamondra : mci aky an! tiko atao arokatra am blog mantsy io h ira io fa raha misy tonony de vao maika tsara mci njy!:-D
ika: suspens kounkou zany film zany an:o:^)
diamondra : mci aky an! tiko atao arokatra am blog mantsy io h ira io fa raha misy tonony de vao maika tsara mci njy!:-D
ika: suspens kounkou zany film zany an:o:^)
32. penina
(
28/02/2008 18:58)
ny ahy be dia be no tiako [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0052.gif[/IMG]
35. ainaheri
(
28/02/2008 20:05)
ravaomariakely:
za koniko mba mitady sao d mba misy ny sahaza any é! hihihi!
tsy ratsy ange lay mifankatia é
Efa tafatsangana v l club-ntsika iny ee:lol:
36. xxx
(
28/02/2008 20:24)
izaho tian'ilay olona lany ranomainty izay (l)(l)(l)
fa tsy sahy miteny aminy :°)
fa tsy sahy miteny aminy :°)
38. ratonga
(
28/02/2008 20:40)
tess:
ounsonalé! lay sarikelin'i penina:-P
ikaretsaka: :-D:{:{:{:{ vorona in io aloha!:-/
tess: sô dé voritsiloza kosa:-D:-D:-D
39. menalamba
(
28/02/2008 20:47)
Aigle d'or ve ry tess?Ary mba soraty tsara le menalamba fa lasa sahala @ zaza bé lelo raha vao hoe menalaba...:°)