VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
61. ravaomariakely
(
29/02/2008 21:40)
Sao d tokony hanokatra club d célibat ary ato fa tena raha dinihina ohatrany betsaka ihany ny tsy manana olontiana ato an!
Za kalo hiditra membre é, sady mafana fo mitsy ny aty fa lay fotoana fotsiny no mety tsy d manana firy aho.
Za kalo hiditra membre é, sady mafana fo mitsy ny aty fa lay fotoana fotsiny no mety tsy d manana firy aho.
62. booboo
(
29/02/2008 22:31)
sokafy lé klioba (:-D) eeeeeeeeee ! ia moa zany mitazatazana ety ivelany miaraka @ popcorn sy ny sezakeliko ihany :miam::miam::miam::miam::miam:
63. ainaheri
(
01/03/2008 01:13)
ravaomariakely>> tokony hatsangana marina io an,misy² iany ato zany hozy lay tsy mahay manisa zay :lol:
64. diamondra27
(
01/03/2008 11:10)
ravaomariakely: asio soirée celibatire zany koa, de makà sary de alefaso eto
de asio cam koa a
de asio cam koa a
65. ikaretsaka
(
01/03/2008 15:18)
booboo:
sokafy lé klioba (:-D) eeeeeeeeee ! ia moa zany mitazatazana ety ivelany miaraka @ popcorn sy ny sezakeliko ihany :miam::miam::miam::miam::miam:
mba omeo toerana eo @ le sezakely za de omeko vandro ndry
66. ainaheri
(
03/03/2008 04:38)
Tena mlay b zao zany ra misokatra eo,ny mpivaroboandro sy ny mpitazana efa ato doli,fa ataovy @ lay menakely ny vandro ry ika f'ireny matsiro:-D:-D:-D:-D
68. Papoose
(
03/03/2008 11:58)
raha vao asiana klioba nefa dia mety manjaka b ny xxx de mifanjevo ao, ko sao de mifangalatra xxx eo hoe anah ty, anah ty!!:-D
70. penina
(
04/03/2008 01:20)
zay ndray aho vao namaky an'ito :-D
ilay veloo no tena mampime :-D:-D
ny vazivazy ny mot de passe nge eto mandehandeha e. :-D
ilay veloo no tena mampime :-D:-D
ny vazivazy ny mot de passe nge eto mandehandeha e. :-D
72. ari.malala
(
04/03/2008 08:23)
ikaretsaka:
ari> aza mitadyu alavitra fa lasa amour a distance (retsaka atsy ambadika):-D:-D:-D
omeo sopapa amle akaiky aza e:-D:-D:-D:-D
79. endrika01
(
09/03/2008 16:06)
Fitiava-namana ve ry peugeot?sa le Amour secret?
raha namana alou de tsisy mintsy ny olana fa bobaka be ,le manana ps vaovao be le vohaingana kely reny dôly hi hi hi hi de ho tantaraina ve?andraso aloha ary hanotaniana ry zareo!!!de alefa any @ vavolombelona,raha Fitiavana (olontina):?::?::?::idea::idea::idea::arrow::arrow:(l)

80. peugeot
(
11/03/2008 07:38)
endrika01:resaka amour no tiako ho soratana eto de izao ary aleo atao marina le club de celibataire e :de samy manoratra ny ps eto doly alou oe za celib fa tsy maintsy aseho le PS a de samy misafidy ny azy avieo de tsy maintsy atao fatatry ny be sy ny maro oe itsy efa miaraka amiko fa misy mampirafy ny sasany hihihih ,de refa tsy mety mifandray ny tadindokanga ny sasany de mifindra lasy ndray ok