tsy azoko

1. rain ( 18/12/2007 15:08)
aona n afantaran oe tena tia n ol anakray?misy ol afaka mitia ol anakroa tena fitiavana v?
novalian'i bioubiou ny 20/12/2007 10:01
2. xxx ( 18/12/2007 17:11)
tsy mba hitanao taratra eny kosa ve hoe tena tia anao ilay olona, possible ny olona iray mitia olona roa fa tsy maitsy hoe misy latsaka kely ny fitiavana an'ilay iray .....tsy mitovy ny fitiavana azy...
na koa misy raha itanao amin'ilay iray tsy hitanao amin'ilay iray dia mitia ireo olona roa samy hafa ireo ilay olona amin'izay azony daholo ilay tadiaviny, mifameno izany ilay olona roa tiaviny:-P
3. Bafota ( 18/12/2007 17:56)
FITIAVANA sarotra be io.Tsy misy aloha olona na iray aza tia olona am'ny hatsarany,fa tia kosa amin'ny Kilemany,izany hoe tiany ilay olona fa zakany ny kilemany.Ny fitiavana tsy misy fa ny finiavana mitia no zava-dehibe,ary betsaka ny olona tsy mahafantatra akory ny atao hoe fitiavana,amin'ny sasany Fitiavana=tombotsoa,dia milaza fa afaka mitia olona roa na mihoatra.Efa voasoratra ny hoe"Tsy misy manam-pitiavana mihoatra noho izaho ianareo"Hoy ny Zokinay Jesoa.Mirary soa ho an'ny be fitiavana isany e!
4. vololomanitra91 ( 19/12/2007 03:11)
slt!!! Sarotra no alalàna fa tena tia ny olona iray! Misy ny olona manafina toetra, ka raha tsy tena mandalina ela ianao tsy fantatrao ny ao anatiny ao!!!
Amiko ny fitiavana ra tena tia ny olona 1 dia mikatsaka ny mahaoa izay olona tiaviny fa tsy mitady izay mahafinaritra azy fotsiny na koa tia tena! Amiko izany mitia olona 2 izany misy antony maro fa ra tena tia ilay olona dia tokony tsy anam-pitiavana mizara 2 izany! Matoa izy mana-pitiavana 2 dia misy zavatra tsy ampy aminy ny fitiavanao, na mitady izay mahafinaritra azy fotsiny izy, na te andrangitra na andratra anao fotsiny izy... MAROBE IREO ANTONY MAHATONGA NY OLONA ANANA fitiavana 2!!!
zay angamba aloha no azoko ambara!
VOLOLOMANITRA
5. tsoupou ( 19/12/2007 17:23)
1- Amiko tsy hita mihitsy hoe tena tia ve lé olona 1 raha tsy efa miaraka kelikely aloha. io nge mety hoe misy reveny teny aminao no nitiavany anao t@ voalohany e, fa refa nadroso teny ny fotoana dia hitany fa misy tsy mety ndray ao ohatra dé miova arak'izay ko ny sentiment, na oe miha mitombo lé fitiavana satria betsaka ny zavatra tiany eny aminao (toetra, fomba, ...).
Raha vao mikaoty izany aloha dé aza tena sûr à 100% fa tena fitiavana e.
2- Misy koa olona tena tia @ fitiavana olona 2 samihafa. Misy antony samihafa arak'izay koa ny hitiavany an'ireo, ny 1 mety mahay mahandro be ohatra fa ny 1 mety hoe tsara toetra. Possible tokoa zany an.
:^) :D
6. xxx ( 20/12/2007 08:11)
rain = litakely :-D
7. marcocofa ( 20/12/2007 08:17)
slt,amiko manokan alo ny fitiavana de zavatra iray tsy zakany olombelona iainana
ra ny@hoe fitiavana olona 2possibilite daolo ny zavatra nokozinareo,misy tsy ampy any@lay voalohany de naita tsaratsra koko tany@sisiny izy
fa ny ahy zao no teniko aleo miaraka@olona tia anao toy izay @olona tinao;tsy aiko na azonareo fa zay,io fitiavana io ranga tantara be an:*:*:*
8. bioubiou ( 20/12/2007 10:01)
tantara be mitsy tokoa rangaha io e!:lol:
raha tena atao terre à terre (tany an tany) be io zavtra io d hoe énao tia minam-bary fa ndraindray ianao mbô te hinana mofo koa ohatra na pizza...;-)
Fa raha ny tokony ho izy aloha dia rehea tia olona ianao dia tsy tokony hisy fo mitepo hoan'ny hafa intsony fa raha mbola misy izany dia tsy tena tiany izany ilay iray voalohany na hoe tena efa leoleo tany izy fa maka lagy lé iray d mbô manala azy any @ sisiny izy. Fa raha io cas io alou amiko d tsy fitiavana no anarany e!nefa betsaka ny bandy no milaza fa ny vady be-ko vady be eny foana fa mbô mila à côté ihany indraindray!RATSY LOHA!:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4504