voa voaloany!!!
1. xxx
(
20/08/2007 14:37)
mba toroy hevitra reto ry zareo hoe ahoana no atao a!!!mba ikolokolona ny fitiavana!!!inn zavatra atao mba apateza ny fitiavana....samy tanora voa nisondrotra zay roa mbola eo19,20ans eo ka tsy dia itako lotra ze azo atao mba ampamafy ilay fitiavana sy ampamatotra azy.dia misaotra anareo mialoh e:wink:
novalian'i la ny 17/09/2007 06:11
2. tynah
(
20/08/2007 14:41)
Mifampatoky,mifandefitra,mifankatia,miara mijery ny tanjona hiafarana ( ny ho avinareo) , tsy mifanafina d tsy asiana lainaga koa eh!! io lainga io no tena fahavalo ny mpifankatia eh!!! aleo tohizan"ny hafa ndray ny manaraka fa reo aloha no votanisako zao!!!
4. booboo
(
20/08/2007 15:05)
kiii @ zany taona zany sahady ve dia hijery hoe inn no hiafarana ? :^):^)
Ankafizo au max fotsiny ny fotoana iarahana kloungany. Rehefa mandeha ny fotoana dia hay miandalana sy mora² eny ihany hoe inn no tokony hatsaraina, ovaina, hamafisina, tsy hatao intsony sns @ fiarahanareo (fihetsika, trucs atao miaraka, fiteny sns).
Dia aza maimaika ny hanambady sy hatao fiançaille zany fa ankafizo kloungany ny miaraka aminy...

5. fasaly
(
20/08/2007 15:32)
xxx:
il faut coucher :-D:-D:-D
zà tamzany taoana izany tsy mety mi coucher zany..;fa tsy naharitra aloha e! ngamba marina amlay tsy mi coucher:-D
6. Imahaka
(
20/08/2007 19:49)
reveo manja eo aloha fa rehefa ho matotra io dia matotra ho azy eo. Ts hitako izay ambara fa za koa vao very sipa le! hatrizao tsy mamaly hafatra :twisted:
7. Angolaina
(
21/08/2007 06:32)
booboo:
kiii @ zany taona zany sahady ve dia hijery hoe inn no hiafarana ? :^):^)
Ankafizo au max fotsiny ny fotoana iarahana kloungany. Rehefa mandeha ny fotoana dia hay miandalana sy mora² eny ihany hoe inn no tokony hatsaraina, ovaina, hamafisina, tsy hatao intsony sns @ fiarahanareo (fihetsika, trucs atao miaraka, fiteny sns).
Dia aza maimaika ny hanambady sy hatao fiançaille zany fa ankafizo kloungany ny miaraka aminy...
za ve zany no maika loatra sa ahoana fa za t@ zany taona zany efa tao anatin'ny fanambadiana ?
fa marina io teninao io oe aleo miprofiter tsara ny fotoana iarahana vao miroso @ fanambadiana fa io koa no fotoana ifankafantarana tsara eo @ couple ka andraisana fanapahan-kevitra na hiroso lalina kokoa na tsia fa tsy tsara ny misy nenina any aorina. Fa za tsy nanenina mihitsy nanambady aloha an :lol:
8. sitlo
(
21/08/2007 09:36)
vao fa tsy voa
voa = rein :-D
Sa tena voa tokoa, izay voa mihilana eh.
Zany hoe malina tsara kambony fa ny malama maina ny tany. :wink:
voa = rein :-D
Sa tena voa tokoa, izay voa mihilana eh.
Zany hoe malina tsara kambony fa ny malama maina ny tany. :wink:
11. SHOAN
(
29/08/2007 19:06)
ataovy principe ny hoe "c'est l'avenir qui nous le dira" .... dia ho hita eo hihiih
12. la
(
17/09/2007 06:11)
Mifanaja,mifandefitra,tsy mifanafinafina fa mande ho azy e!! tsy manao izay mampiahiahy ny iray, de milamina fona io fa tsita fa indraindray mantsy mody ailaky ny olona any amin'ilay we tsy anjara le izy refa tsy tanateraka hatramin'ny farany (fanambadiana)
Mba asina tambitamby koa ny fiarahana fa tsy hoe miaraka de zay.
Mba asina tambitamby koa ny fiarahana fa tsy hoe miaraka de zay.