Fitiavana
soanja
(
18/03/2007 14:29)
Tamzah mbola tanora zany dia miresaka eny ny zatovo de hoe: "Efa nomeko ny AZA MANADINO iny" mantsy izay sipa efa niarahany tany. De gaga aho hoe fa maninona ary ny bandy miteny tahak'izany. Sao de mb...
tohiny
novalian'i luciana5 ny 21/03/2007 00:39
xxx
(
18/03/2007 08:07)
rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns
izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana?
Sa dia miahiahy @ tsy anton...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 07:20
xxx
(
17/03/2007 17:19)
ahoana marina zany hoe tena tia zany e
mba tantarao ho any zay efa nadalo teo
fa tsy fantatra tsony hoe mitempo @iza
laotra ny foko , toa hoatra ny mitovy doly
(l)(l)(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i boy22 ny 16/04/2007 13:24
simplex
(
17/03/2007 11:38)
eo @ hafiriana, andro, volana, taona, ao aorinan'ny mariazy ny lelah vao afaka manala ny peratrany?...
tohiny
novalian'i simplex ny 19/03/2007 10:33
xxx
(
17/03/2007 07:46)
Vao tsy ampy iray volana akory dia nahafantatra tovolahy tato amin'ny serasera aho;...izy aloha tsy ratsy an! ao amin'ilay fitiavako mihintsy.
Raha nifandefa sary izahay dia samy tratran'ny coup de f...
tohiny
novalian'i bozylove ny 18/03/2007 19:44
nikopol
(
16/03/2007 14:46)
Misy ramatoa izay mpiaramiasa amiko, tsy tena mpiaramiasa moa izany fa sefo deba ato amin’ny boaty iasako. Efa amambolana maro izay, isaky ny mandeha ascenceur zay raha vao izay sy izy irery dia kap...
tohiny
novalian'i nikopol ny 18/03/2007 19:39
luciana5
(
16/03/2007 08:44)
za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??:roll:
za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory,
fa manafina fotsiny reo gasy sipa ave...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 12:01
luciana5
(
15/03/2007 19:59)
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 21/03/2007 10:02
nikopol
(
15/03/2007 16:47)
novalian'i nikopol ny 22/03/2007 09:29
nikopol
(
15/03/2007 15:35)
Ray volana miaraka dia hoy izy hoe handao hivady? tonga mapitsatsaka an ...
tohiny
novalian'i ikalakintina ny 16/03/2007 08:13
salmo1
(
15/03/2007 10:49)
http://www.diariomotor.com/imagenes/mazda-mx5-rc-0.jpg ny tomobilina mba reveny lay joba zay de nangatahany tamiko...de hoy aho: eny! eny!
rehefa nanontaniako anefa izy oe:
-[i]Iza no tena tinao; ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 16/03/2007 11:11
majakely
(
15/03/2007 09:16)
ilain'ny zanak'olombelona ve ny fijaliana ,(le mijalijaly ara-batana ara-panahy) amin'ny fiainana?valio za de lazaiko hoe inona no antony fanotaniko refa am manaraka :)am amnaraka ts yhaiko fa am man...
tohiny
novalian'i arialy ny 27/04/2007 12:25
majakely
(
14/03/2007 13:25)
Hoy tsika olombelona hoe rehefa eo ny fitiavana de mandeh ny zavatra rehetra? enao tiko aa de za tia anao saingy zao no fanotaniako hoe:possible ve hoeeeeeehhh,leo fitiavana ?leo ny tiavina sa tsy no...
tohiny
novalian'i sitlo ny 15/03/2007 11:51
Stretch
(
13/03/2007 20:42)
Sali sali daôly !
innn kay no tena dikany na hevitra fonosin'ny oe :
[size=16]MAHA TE HO TIA[/size]
de ity ko mbola misy 1 mampiazoazo :
[size=16]SADY TIKO ENAO NO HALAKO[/size]
^:^...
tohiny
novalian'i pasipasi ny 21/03/2007 06:21
salmo1
(
13/03/2007 19:07)
Ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko:?:...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/03/2007 20:44
Vahinala
(
12/03/2007 16:15)
Ary hono hoa e, mampisy fiatraikany amin'ny fiarahana ve ny hoe maha mpanana sy tsy maha mpanana ? Ny tiako lazaina hoe tsy ny fitiavana ve no zava-dehibe toy izay ny resaka ara materialy sy ny fitiav...
tohiny
novalian'i reporteur ny 05/04/2007 21:12
nikopol
(
12/03/2007 11:22)
novalian'i majakely ny 15/03/2007 08:26
xxx
(
11/03/2007 22:51)
Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
Normal ve r...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2007 12:50
salmo1
(
07/03/2007 22:46)
T@ fampielezan-kevitriny nisiany Didier sy ra8.
De nisy mpanao [i]hira gasy[/i] teo @ kianjany tanàna.
Rehefa tsy azo nianarana ny vely amponga sy ny tsoka mozika, de samy ngitrika kely daholo hi...
tohiny
novalian'i raichomen ny 02/02/2011 19:48
