Ho an'i pach

1. salmo1 ( 13/03/2007 19:07)
Ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko:?:
novalian'i cutie ny 13/03/2007 20:44
2. simplex ( 13/03/2007 19:42)
bien lesy e, classe be mintsy ^:^

ary mba asivo :} kely na :) farafaharatsiny fa tonga d baraingo :?: be ve. Fikana terrorista zany kle ;-)

Eto @ forum aloha no tena milay fa ra vao tsy mamaky forum izy d tsy maintsy any @ hafatra toi no miketriketrika :P
3. cutie ( 13/03/2007 19:44)
tsy hira ve io ry salmo :-D:-D:-D:-D
4. simplex ( 13/03/2007 19:54)
hiram-pitiavana io ry r a :-P
mba ampitapitao any @ *pach* any ony ozy salmo hoe :°)

salmo: io ary fa manomboka mandaitra le izy an ;-)
5. cutie ( 13/03/2007 20:38)
le hira misy zinga zay ve io ry salmo :-D:-D:-D
6. salmo1 ( 13/03/2007 20:41)
Halefaso eto alou ny tonony hovakiana:!::°)
7. cutie ( 13/03/2007 20:44)
:-D:-D:-D:-D
tsy sahy za
fa hiran'i turbo le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0403