envie ve ?

1. Stretch ( 13/03/2007 20:42)
Sali sali daôly !

innn kay no tena dikany na hevitra fonosin'ny oe :
[size=16]MAHA TE HO TIA[/size]

de ity ko mbola misy 1 mampiazoazo :
[size=16]SADY TIKO ENAO NO HALAKO[/size]

^:^
novalian'i pasipasi ny 21/03/2007 06:21
2. kelly13 ( 13/03/2007 22:02)
amiko an

maha te ho tia = mbola tsy tiko enao fa azoko tiavina :wink:

sady tiko enao no halako = tiko enao nefa tsy tiko iany kou :°)
3. sitlo ( 13/03/2007 22:22)
amiko an

maha te ho tia = tiana fa saingy tsy afaka

sady tiko enao no halako = anontanio an'i Njakatiana
4. Stretch ( 13/03/2007 22:39)
amiko an

mbola tsy mazava amiko

mifangaro be

njakatiana ve mandalo miserasera eto?
tsy i Rado ve no tompony ?
5. caramel ( 14/03/2007 05:32)
maha te ho tia : mafinaritra b d tianao ho tiavina
sady tiko enao no halako : maha te ho tia anao le ol nefa izy manao zavatra tsy tinao ndray2 d lasa masosotra... ???
6. sitlo ( 14/03/2007 05:33)
ohatra hoe caramel voahitsaka
7. caramel ( 14/03/2007 05:40)
na stilo mitsonika!!!! berk!!!!!
8. caramel ( 14/03/2007 05:45)
fa tsy azoko mintsy oe maninn a ref miditra karajia no ilan'ny ol ady foana??? tsy tokony handray anjara eto za sa... tsy ialina manome ny hevitro mintsy??? ben, c pa grav hein, ref voatokana ho nareo ny karajia d bye2 daholo zany!!!
9. Fiffi ( 14/03/2007 06:13)
10. kelly13 ( 14/03/2007 07:43)
:o ndray za
11. booboo ( 14/03/2007 08:44)
re-:o
12. ajola ( 14/03/2007 12:42)
aza mora tezitezitra eo ry caramel a! fa marina le definitions nomenao ka.
13. sitlo ( 14/03/2007 14:02)
:-D zany ve dia mila ady eh
14. Stretch ( 14/03/2007 17:55)
caramel
fa tsy azoko mintsy oe maninn a ref miditra karajia no ilan'ny ol ady foana??? tsy tokony handray anjara eto za sa... tsy ialina manome ny hevitro mintsy??? ben, c pa grav hein, ref voatokana ho nareo ny karajia d bye2 daholo zany!!!


tena tezitra tokony ve ndry, ary ndry kay tsy mbola maharaka an basy atifikavana an !(sitl)
tondé omena ny sahaza azy ko izy am reny

fa njy aza mandé zany , eo ihany alou fa le mahate ho tia mbola tsy mazava:wink:
15. kelly13 ( 14/03/2007 18:02)
fa karajia v tsy tchat e? d eto sera²? tcha mazhava
16. sitlo ( 14/03/2007 19:13)
ye

za ara mba gaga, zany no tena hoe oupss
17. kelly13 ( 14/03/2007 19:31)
:°) heveriko fa za no :@ lotra kle
18. Stretch ( 14/03/2007 19:31)
zay ny maha caramel azy fa :-$
misafôka be eo ndray izy , hitanareo mo le siramamy atao caramel refa le dorana , mitsetsatsetsa ôtran'ny ouups.
19. kelly13 ( 14/03/2007 19:33)
mba speed kou njy zany :°)
20. Stretch ( 14/03/2007 19:36)
refa tsy mazefatra le lôlô eo alou de speed fôna
:-D
tsy miotsakotsana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1067