envie ve ?

21. sitlo ( 14/03/2007 19:37)
oups vao maraina
22. kelly13 ( 14/03/2007 19:39)
:-D
23. sitlo ( 14/03/2007 19:47)
za zany no tena spida an
24. kelly13 ( 14/03/2007 19:50)
mba innny tiribô ampesainao klou e
25. sitlo ( 14/03/2007 19:58)
tirbo lanin'ny be volombava ny toaka (stretch) :-P
26. ikalakintina ( 15/03/2007 08:07)
caramel:

maha te ho tia : mafinaritra b d tianao ho tiavina
sady tiko enao no halako : maha te ho tia anao le ol nefa izy manao zavatra tsy tinao ndray2 d lasa masosotra... ???


marina io
aokanareo kosa reto caramel a!


27. sitlo ( 15/03/2007 11:53)
:oops:



:°)
28. pasipasi ( 21/03/2007 06:21)
amiko ny hoe maha te ho tia de efa fitiavana tsy sahy hamboraka fa rehefa tia de tia fa tsy asiana maha izany
izany hoe tsy miaraka ny maha sy ny fitiavana amiko an sa tezitra be eo.
ny hoe sady tiako ianao no halako = fiatsarabelatsihy ny tsihy ivelany tsara nefa ny ao antiny ratsy.noho izany tsy tokony hananana raha hoe angaba hihinambary e! farany tsy azo afangaro teny hafa ny fitiavana fa saropady. aleo hangina @izay sao be resaka eto ka mamahazo pseudo vao2 eo inadray ny tenanay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9988