Fitiavana
salmo1
(
06/03/2007 00:05)
rahoviana isika ry pachinot no hatao mariazy :?:
Ho hasaintsika daholo ve ny namana sera2 :?:
http://melodias.iespana.es/melodias_polifonicas/ES-14/iespana/84158/movil-descargar/22474/marcha-nupc...
tohiny
novalian'i vale ny 11/03/2007 14:57
rakaroka
(
05/03/2007 19:29)
Ohatr'izao ve?...:*:*:*:*8O8O:lol::lol::-D:-D
sa ahoana?...:?::?::?::?:...
tohiny
novalian'i cute ny 26/05/2007 06:45
rakaroka
(
02/03/2007 21:06)
Inona ary no tsara :
Tia olona? sa
Tian'olona?...
(tsy ampiasaina "sady" eto @ "exam" ity an sao misy fetsifetsy!):lol::lol::-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i dadie ny 08/03/2007 19:17
xxx
(
01/03/2007 09:49)
Raha mifanalavitra toerana hono ilay olon-droa, raha manina ny anakiray dia manembona na mieritreritra ihany koa ny iray , izany hoe misy eritreritra mifandray izany hono , asa , moa ve marina tokoa ...
tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:50
xxx
(
01/03/2007 09:44)
Mitombina ve fa refa tsy ampy fitiavana dia lasa kizitina ilay olona?...
tohiny
novalian'i lila ny 19/03/2007 10:17
fasaly
(
01/03/2007 07:39)
raha ianareo no mifidy! matetika miseho anefa ilay tranga roa manaraka ireto:
- mpinamana be dia lasa mpifakatia be sa
- mpifakatia dia lasa mpinamana be avy eo
samy tsy misy maharatsy azy ireo sat...
tohiny
novalian'i bozylove ny 30/03/2007 19:53
salmo1
(
28/02/2007 18:01)
Ratsy anga lay fanontaniana teo?
...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 14:05
xxx
(
28/02/2007 11:04)
Za dia tovovavy ary nisy olona nifanerasera tamiko tao anaty net, izahay tsy mbola nifankahita ary tsy mbola nifankahalala, nafarany zah ho avy aty aminy(france) aty aminy zah zao .Tsy araka ny noheve...
tohiny
novalian'i roy ny 07/03/2007 13:51
xxx
(
27/02/2007 13:11)
vao niaraka 3volana am olona 1 aho, mifankatia izahay, fa ny nahagaga ahy dia nomeny peratra lafo vidy aho tam st valentin, tsy nilaza inona izy fa nomeny ohatry ny k-do tsotra le izy, k-do tsotra ve ...
tohiny
novalian'i kally ny 06/03/2007 21:28
ronaldo09
(
27/02/2007 08:40)
O ry zareo a!Tena marina ve fa misy tokoa ny vehivavy toka-po?Zany hoe ohatra lasa nianatra any ampita ny fofombadiny mandritra ny 7 taona dia afaka mijoro vavolombelona ve nareo fa tena mandra-piver...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 14:52
xxx
(
26/02/2007 09:55)
Tsy haiko hoe aona fa dia mihena tokoa nylanjako rehefa manao manao firaisana ara-nofo izaho , izaho dia vehivavy 50 kg no tena lanjako normale satria zaho jeune femme 23 ans , ka isaky ny hoe avy man...
tohiny
novalian'i Aino ny 28/02/2007 12:17
xxx
(
25/02/2007 17:41)
tena tia (l)(l)(l)be any nikopol nefa tsy posible!!:snif::snif::snif::snif:
dia aleo ihany ho raisiko ho namana ianao!!...
tohiny
novalian'i nikopol ny 13/03/2007 08:20
08051972
(
25/02/2007 13:04)
rehefa manambady vazà ve dia par interé fôna ka zay tia @ (l)tsotra dia azo lazaina fa:oops:...
tohiny
novalian'i bobone ny 19/04/2007 07:37
nathie86
(
23/02/2007 13:51)
Aôna ndray ny faitanareo ity tantara ity.
Ny sipako taloha efa nisaraka zay efa ho 1/2ans, efa manambady izy an, nefa de mbola miantso @ phone sy manakorontana imasombahoaka fôna.:?::?::?: le manan...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 26/02/2007 13:36
miorafitia
(
22/02/2007 16:47)
manadala ny namako be ny sipako taloha. mbola te hisarika ny saiko hiverina aminy ve no dikan'izany sa tena olona tsy vanona izy?...
tohiny
novalian'i vale ny 23/02/2007 22:10
xxx
(
21/02/2007 12:43)
za ry reto de tsy haiko loatra hoe manina fa efa ela za no nisaraka t@ sipko1 ; @ zao za efa manambady presque presque 4 ans , fa de isaky ny manonofy za de izy foana sady ohatran'ny malahelo azy zan...
tohiny
novalian'i linjo ny 27/02/2007 15:24
tynah
(
20/02/2007 20:17)
Za matetika manofy mi crak crak d avy eo marary be ny kiboko ary tena tsy tantiko mintsy. ny olon-tiko mantsy tena lavitra be ahy :cry:d zay hainareo angamba ny tiko lazaina ka in no tokony hataoko re...
tohiny
novalian'i tynah ny 25/02/2007 15:27
xxx
(
20/02/2007 16:49)
te hiray aranofo @olona nefa tsy te hampiasa fomba fisorohana @fananana anaka
zany hoe matahotra a sao dia bevoka
periode inona kay no azo anaovana vita regle ve sa avant regle
dia misaotra mialoh...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 13:48
