Fitiavana
xxx
(
23/01/2007 14:29)
Raha misy vhv iray voadonam-pitiavana de mety tsy te hierika lhl tsony elaela aty aoriana?...
tohiny
novalian'i ajola ny 21/02/2007 11:25
xxx
(
23/01/2007 14:25)
Moa ve misy fomba tokony hatao ny vehivavy amin'ilay olona miaraka amin'ny na ilay vadiny mba hahatamana azy ao antrano mba tsy hitadiavany olon-kafa any ivelany na andehanany miaraka amin'ny namany m...
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:48
end
(
22/01/2007 16:43)
Mety ho tanteraka ve rah nofy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 22:50
xxx
(
22/01/2007 15:25)
Moa ve marina fa misy fiatraikany eo @fahasalamana sy eo toe-batana tokoa refa tsy manao firaisana ara-nofo?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2007 04:05
xxx
(
22/01/2007 06:50)
Ena taty aoriana vao nambarany ahy fa kay izy efa niteraka t@ olon-kafa fa saingy tsy izy no mitaiza io zanany io fa ny mamany . Tsy hitako izay hataoko satria dia tsy nampoiziko nefa izy olon-tiko ,m...
tohiny
novalian'i kitjo ny 30/01/2007 03:36
jhouhlambout
(
21/01/2007 21:47)
... sendra lasa ratsy tarehy be (après un accident ou autre...):?:...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 06:18
rentimpanahy
(
19/01/2007 16:27)
Anjara tokoa ve reto ny fanambadiana sa aona????...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:29
tracy
(
18/01/2007 20:01)
raha nahita ny sariko sy ny vadiko tato @ serasera ity atao hoe cabot dia nandefa hafatra ho ahy hoe raha izy indray hono tsy mba handefa ny sariny ao,fa ny olona rahetra hono samy manambady daholo ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 06:22
niryna
(
18/01/2007 17:59)
Indraindray isika dia hoentin'ny fitiavana fotsiny ka rehefa sendra ny fotoana hitiavana dia miroso.Misy anefa tonga ao dia milaza fa tsy natao hiaraka izahay ary dia vita teo ilay fitiavana nirehitra...
tohiny
novalian'i simplex ny 21/01/2007 15:28
volana2
(
18/01/2007 12:57)
Bnj daholo aloha e!
Inona re no hataoko manoloana an'ilay olona niarahako taloha sy ny syilay olona iarahany ankehitriny ?
Niaraka tao anatin'ny fotoana maro2 izahay ary tena nifankatia tokoa , tiko...
tohiny
novalian'i volana2 ny 19/01/2007 05:55
stefy
(
17/01/2007 10:56)
Za alo kof toetra nefa sipa ka ny koff no tena akamako,tsy tiako anefa ny bandy mivadika amiko,manana namana 1 zay aho ka lazain'ny fianakamsny hoe miaraka izahay nefa diso ny eritreriny satry mpiara-...
tohiny
novalian'i psiky ny 15/02/2007 16:26
xxx
(
17/01/2007 10:42)
Nifanarahanay hoe: mpinamana! nefa indrisy fa lasa tia azy aho! Fantany fa lasa diso nifikitra azy aho dia nanomboka niatakataka moramora izy! Dia izaho izaho no minjaly fa lasa manana fitiavana ho az...
tohiny
novalian'i vale ny 22/01/2007 12:47
arialy
(
17/01/2007 09:33)
inona ny atao oe mifamolaka? de aoana ny fisehoany eo am couple? adiady ve sa préssion sa inn? aminareo?...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2007 13:21
bluesea
(
16/01/2007 16:37)
Bonjour daholo aloha
Tsy dia mbola haiko loatra en détail ry zareo ilay fanambadiana @fomba malagasy nefa hiroso eo izahay atsy ho atsy!
Ka inona avy moa no atao @izany ? Tsy ilay fomba nentim-pa...
tohiny
novalian'i Loganandry ny 27/02/2019 14:42
xxx
(
13/01/2007 14:02)
slt daholo e!!!
Ahoana kay ny fihetsika atao refa miresaka amin'ny lehilahy voalohany ireny , ohatra izy ka mikoty ireny ( azafady amin'ny fomba fiteny ) , misy ve ny fihetsika tokony tsy hatao na to...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 20:06
xxx
(
12/01/2007 23:23)
Nikiana an'i Bazilou daholo ny olona tatsy. Fa ity kosa mba diniho kely.
Ny tovovavy malagasy dia mpiatsara ivela-tsihy.
Mody hoe hendry, kristianina, nefa 5% no virijiny mihoatra ny 20 taona izany....
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 15:41
xxx
(
09/01/2007 19:19)
mangataka hevitra @nareo aho momba ny taratasy ilaina raha mangataka fisaraham-panambadiana .Mipetraka aty frantsa aho ary manana zanaka iray efa azo iarahana tsara .
Tany Dago no natao ny mariazinay...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2007 11:42
ronaldo09
(
09/01/2007 13:48)
Ao amin'ny fiaraha-monina malagasy dia tena voakiana mihitsy ny vehivavy raha vao mampirefy ,ary tena voailikilika eo anivon'ny fiaraha-monina.Mifanohitra amin'izany anefa raha lehilahy mampirafy sa...
tohiny
novalian'i olomalaza ny 24/01/2007 11:57
xxx
(
09/01/2007 07:53)
Miarahaba antsika mpikambana rehetra!!!!!
Moa ve misy fahamarinany fa hoe rehefa maneho fitiavana be amin'ny lehilahy hoe ny vehivavy dia mampifilafila ilay lehilahy , nefa atao ahoana moa ny fanafe...
tohiny
novalian'i arialy ny 17/01/2007 09:17