tsy adino mihintsy

1. xxx ( 21/02/2007 12:43)
za ry reto de tsy haiko loatra hoe manina fa efa ela za no nisaraka t@ sipko1 ; @ zao za efa manambady presque presque 4 ans , fa de isaky ny manonofy za de izy foana sady ohatran'ny malahelo azy zany foana fa inona kay no antny; tsy ampy fitaiavana ve sa?
novalian'i linjo ny 27/02/2007 15:24
2. nathie86 ( 21/02/2007 13:45)
mety hoe vao haingana enao no nisaraka t@ de tonga de nanambady saady fa oe hanadino azy. Sa tsy zay?
probable kou hoe tsy mahatambitamby anao na tsy maasatisfait anao ny fitiavana na ny attention'ny vadinao zao, mila miezaka anefa enao fa mety avy@nao sy ny tsy anadinoanao ny sipanao no maatonga izany.
3. sakaizakely ( 21/02/2007 13:51)
misy resaka mitovy amin'io atsy ambadika atsy
4. nathie86 ( 21/02/2007 13:56)
zany iii
5. nathie86 ( 21/02/2007 14:00)
sakaizakely sendra hoe mitovy fa tsy saala e
6. booboo ( 21/02/2007 14:33)
xxx > hafa ihany hono ilay voalohany ouz ilay hira iny. Zà koa ndraindray manofy an'ilay 1, fa misy tranga manokana mampirongatra ilay nofy (nahita oul mitovitovy fandeha aminy tampoka ohatra).Fa tsiahy tahaka ny tsiahy rehetra ihany zany, dia rehefa matory dia tahaka ny nofy rehetra fotsiny = avoakan'ny ati-doha izay voatahiriny rehetra araka izay itiavany azy....
7. Ralay ( 21/02/2007 14:58)
Nametrahany ny aza manadino enao zany ry xxx dia tsy hanadino azy mandrakizay na efa manambady aza :lol:
8. jhouhlambout ( 21/02/2007 15:15)
:-* zay mihintsy
:@
9. miorafitia ( 22/02/2007 16:44)
maika loatra angamba enao nanambady. na mety hanadinoana ilay sipanao taloha no antony nanambadianao haingana?tsy heloka akory ny mitia rehefa manaja tanteraka ny vadinao ianao
10. xxx ( 22/02/2007 17:00)
miorafitia:
tsy heloka akory ny mitia
hummm......(ka meloka ve le sipanao taloha raha manadala ny namanao no hataonao hoe tsivanona atsy ambadika atsy) ? :roll::roll::roll:


11. nikopol ( 22/02/2007 17:21)
tena tsy tianao tsara angamba ilay vadinao fa resaka fampilaminana fiainana tsotsotra no nanambadianao azy !
aza adino nefa fa izy no vadinao fa tsy ilay taloha !

matetika koa izay tsy eo ampelatanana ihany no tsarotsaroana
12. mbaliana ( 22/02/2007 19:20)
efa voan'izany angaha i nikopol?:^)
13. fasaly ( 22/02/2007 19:23)
:-D:-D:-D
14. xxx ( 24/02/2007 19:44)
fa iza no niteny anao fa miora fitia aza
15. xxx ( 26/02/2007 13:45)
essaies de le pardonner, tu l'oublieras plus facilement !
16. arialy ( 27/02/2007 13:00)
:-D:roll:
adinoy ize eee !!
17. linjo ( 27/02/2007 15:24)
hirao ilay hiran'i Bodo "Avelao hijanona hatreo..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6362