Fitiavana

xxx ( 17/11/2006 10:18)
raha mitia oul iray enao, dia misy hoe [b]fandeferana[/b] ao anatin' ny fitiavana , dé inn avy kay lé hoe fandeferana,mba tanisao hoe ry zareo ny fahazoanareo azy omeo liste lavabe hoe hahitana azy ... suite
répondu par degree le 17/11/2006 19:01
Aino ( 16/11/2006 21:52)
slt dol hoe!! mirary faha salamana feno anareo rehetra eh!! dia mazotoa dol mi-forum. manaraka mbola miverimberina miditra eo ihany.(l):-*... suite
répondu par pimaso le 28/11/2006 13:32
colar ( 15/11/2006 20:00)
misy trano 50m miala ny ranomasina, terasse privee,any ostia,30mn miala train rome,20eu par j,misy tele,misy lakozy,akaiky todis,fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom cru... suite
répondu par pimaso le 28/11/2006 14:44
bmw307 ( 14/11/2006 22:12)
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.... suite
répondu par madera2 le 01/12/2006 19:35
bmw307 ( 14/11/2006 22:04)
Ita fa izany no marina enkahitriny , nefa tsimisy manantona.... suite
répondu par pimaso le 28/11/2006 14:05
salmo ( 14/11/2006 21:12)
Rah tsy diso aho, hokapoiny Zina hono ny fitom-benako raha hitany fa izaho hono miteniteny foana:-D:-D Mitady mpiaro eeee... suite
répondu par ikaretsaka le 24/11/2006 19:20
fanaina ( 13/11/2006 15:34)
Izay ve ilay hoe tena tia sa.... Mahita olona iray aho rehefa mahatsiaro ny malalany dia mitomany faona. Ary izy tsy vhv nefa fa lhl. :-*:-*... suite
répondu par oniarilala le 23/11/2006 12:00
antsafa ( 12/11/2006 19:15)
Inona marina no atao hoe fitiavana ?... suite
répondu par degree le 17/11/2006 19:45
xxx ( 11/11/2006 12:30)
rehefa tena olon'ny fo be lotra ve dia mora tia na dia tokony tsy hitia olona intsony aza e! ohatra raha misy olona tia anao ka somary manitona anao lay olona de lasa tia tampoka an'ilay olona ianao ... suite
répondu par naughtyboy le 27/11/2006 16:59
fanaina ( 11/11/2006 11:26)
ahoana le manambady mifanelanelana be hireny hoatra hoe le vhv 32ans dia ilay ranga 75ans.... suite
répondu par degree le 26/11/2006 17:58
cabot ( 11/11/2006 06:02)
ahoana ny fahitanareo ny vhv be sipa be dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an! sy ny sipa tonga dia mivarotra tsotra izao ny tenany... suite
répondu par degree le 12/11/2006 16:16
yasah ( 09/11/2006 12:08)
manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa .... za zany mijaly ... suite
répondu par mandrindra le 13/11/2006 16:06
xxx ( 08/11/2006 14:37)
tena tsy nampoiziko velively ity sipako ity hoe mbola vierge.Efa 4è année @ gestion eto tanà izy ary 20 taona. Sendra nandalo teto dago za no niaraka taminy,tena mifankatia izahay ra jerena ary mi... suite
répondu par mandrindra le 13/11/2006 12:59
xxx ( 08/11/2006 14:20)
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty ... suite
répondu par pimaso le 30/11/2006 09:01
lija ( 08/11/2006 09:10)
Tena mampitomany ana ry reto le hiran'i Amel Bent:" ne retiens pa tes larmes":snif::snif::snif:... suite
répondu par degree le 11/11/2006 01:34
Fiffi ( 07/11/2006 18:06)
Variana aho raha nahita an'ity lahatsoratra ity hoe [b]aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety izao [/b] Nisavorovoro Ambohimangakely iray vohitra tamin’ny sabotsy teo. Fa misy inona, hoy ... suite
répondu par Fiffi le 17/11/2006 20:38
cabot ( 05/11/2006 19:29)
mba mila hevitra @ nareo namana rehetra aho satria tena very fanahy;niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany fa olokafa no nalainy zao anefa dia mbola miaraka zahay ka mba toroy he... suite
répondu par cabot le 24/07/2007 09:19
xxx ( 05/11/2006 19:22)
misy v karazana lhl miandry tambatambazana foana fa tsy mba mahay manambitamby? ohatra rehefa misy ady na tsy fitovizan-kevitra d tsy mba manaiky diso na efa diso aza, fa miandry anilay vhv foana hana... suite
répondu par xxx le 09/11/2006 17:29
degree ( 04/11/2006 19:35)
Misy bandy sy sipa iray mpiara-miasa mpinamana be tokoa,nitombo hatrany anefa ny fitiavan'ilay bady ka te haka io kala io ho olo-tiany ,nefa ny fihavanana no taloha.Inona no tokony hataony ? Marina f... suite
répondu par degree le 26/11/2006 17:53
degree ( 03/11/2006 23:00)
azoko lazaina tia ahy ve ny olona iray : tena mitory fitiavana amiko izy rehefa manalavitra ahy nefa kosa raha mifankahita izahay dia dia toa namana fotsiny nohitondrany ahy ?... suite
répondu par dailynews le 05/11/2006 22:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0845