Fitiavana

xxx ( 03/10/2006 22:57)
EFa nahatsapa ve nareo hoe matahotra sao ho lasa amoureux aminareo ny olona iray satria nareo tsy afaka ny hitia azy satria efa voafatotra? Matahotra ny sentiment an'ilay olona ho voadona na voafitak... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 12:30
bobone ( 02/10/2006 14:36)
Afo ny fitiavana ka raha miraparapa de may! tahaka ny raozy mivelatra vao maraina , tsara , mahafatifaty; manitra , ka raha mahita izany ka tonga de mandray azy de tratran'ny tsilo noho izany de iza... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2006 11:48
mimilove ( 02/10/2006 09:32)
Jme 2mand prq lè mec sont jams fidel:cry: Dikany amin'ny teny malagasy malalaka. Manontany tena aho hoe nahoana ny lehilahy no tsy azo isokisana mihitsy :cry: [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 09:34
fiderana ( 02/10/2006 09:17)
Miarahaba anareo indray, Lasa, lasany, lasany soa aman-tsara, lasany tsotra izao ilay bison'oroka:o. ahoana hoy ianareo no nahatonga izany, izaho aloha tsy dia mahalala loatra ity hatao hoe bizon'or... tohiny
Aino ( 01/10/2006 12:48)
mba firy @ mpifakatia moa no lasa pivady @ voalohampitiavany? tao malaza manko ilay hoe hafa ihany ny voalohampitia!!... tohiny
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:01
xxx ( 28/09/2006 09:56)
salut daholo ! Misy cousin-ko,niangavy ahy hitady vadt vazaha ho azy, (izy anefa tsy mahay miteny frantsy no tsy mahay manoratra frantsay,ary napetrany tamiko daholo ny rehetra momba azy, ary niten... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2006 17:35
robot ( 28/09/2006 09:55)
manao ahoana daholo isika rehetra eh! mba fantatrao tsara moa ny zvtr fonosin\'io teny kely io hoe: \" TIA\"? fitiavna zany no tiko horesahana eto an:D misy ny ol sasany manko tsy mahafantatra izay... tohiny
novalian'i cutie ny 03/10/2006 21:46
xxx ( 26/09/2006 19:00)
Izany hoe mifankatia izy roa... Handeha hianatra any ampita-dranomasina ny iray (1 na 2 taoana) de natao ny raharaha rehetra. Aharitra ve ilay voady ny fanaovana? Sa resiny fakam-panahy. ... tohiny
Kamoufle ( 25/09/2006 08:57)
On cherche à coouperrrrrrrr ma tety;hahahhaha ,aza mandrevy eeeeeeeeeeeee!! hahahhaa ny kamoufle mandihy foana eeeeeeeeeeeee!!hahaha!!iza ary io ooooooooooooo!!!!za ihany ty ooooo!!mainona eto njiko!... tohiny
novalian'i xxx ny 04/10/2006 17:45
xxx ( 23/09/2006 10:53)
izay mahafantatra an'i kamoufle hono dia mahazo valisoa e, satria tena tsara kamoufle ny momba azy:°)... tohiny
novalian'i vale ny 26/09/2006 21:38
Kamoufle ( 22/09/2006 12:36)
Mahafatifaty ahy mihitsy ireto vehivavy ato amin'ny association sud est ireto , fa jejojejo loatra kosa,fa izy aloha raha hilalao ilay tsapiky , marina tsy mila hivoaka hatramin'ny voamasoko ;... tohiny
novalian'i HESHA ny 27/09/2006 13:52
Kamoufle ( 22/09/2006 10:17)
Fanitarankevitra,mandraisa anjara daholo na lahy na vavy... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 12/10/2006 08:36
Kamoufle ( 21/09/2006 13:25)
[i]Italic text[/i]Maninona ry zareo ny tovovavy gasy ,menamentra izany rehefa hanao firaisana aranofo??Tsy mba audacieuse na cochonne mihitsy..... tohiny
novalian'i fasaly ny 14/10/2006 17:52
soamihanta ( 21/09/2006 11:23)
tikou izy na mainty io na inona filazanao azy, diso ve aho raha milaza anizany:?:(l):-*:?:... tohiny
novalian'i mandoline ny 28/09/2006 06:34
Aino ( 21/09/2006 10:44)
raha ianao kay mitia na mifidy vhv na lhl @ ilay tianao dia tahaka ny ahoana? ny halavana, endrika,tohetra,vatana,habe,fomba sa inn no tena hitiavanareo azy?... tohiny
novalian'i Kamoufle ny 22/09/2006 08:20
jimtex ( 20/09/2006 12:43)
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !... tohiny
bobone ( 20/09/2006 12:22)
Lasa ho a! ny saina fa misy vhv tena tia be an'ilay LhL ary mahagaga fa ilay Lhl tsy de rototra @ ilay VHV nefa ilay VHV mihtsy no manome zavatra betsaka @ ilay LHL exp: vola , fiara sns... de ahona ... tohiny
novalian'i bobone ny 26/09/2006 05:54
tasca ( 20/09/2006 11:48)
efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà ,... tohiny
novalian'i comany ny 22/09/2006 13:40
robot ( 19/09/2006 16:18)
salut fa hono ho aho ry zareo an diso ve zah raha toa ka milaza an zan eto fa maninona hoa ny ol sasany tsy mba mamaly mihintsy refa andefasana msg eh, nefa anie ka izy ireo ihiany no milaza fa mi... tohiny
novalian'i robot ny 27/09/2006 10:11
LALAINA07 ( 19/09/2006 10:13)
manahoana daholo mba misy fanontaniana kzly tsy tsara miarak ve ny olona mitovy signe ohatra hoe samy sagittaire dia mba inona ny zavatra tokony atao satria izahy dia efa mpivady fa tsy mety mifanarat... tohiny
novalian'i fiderana ny 02/10/2006 09:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1443