Fitiavana

Aino
(
02/11/2006 14:51)
@fiainana andavan-andro dia inn no mba tianareo hatao mba mahafaly ny fo nareo!!
ny ahy.
rehefa tsy mandende miaraka @akama dia mijery cinema,mandende eny atendrombohitra indrindra @izao andro izao ...
tohiny
novalian'i Aino ny 03/11/2006 17:11

Santiona
(
02/11/2006 09:11)
Fanohizako ny tolo-kevitra nataon'ny namana teo aloha,
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva dia nanao ahoana ny fiainana? Sa kosa efa fantatr'Andriamanitra fa tsy maintsy hania izy ireo?
Efa voatedry ...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/11/2006 20:43

jampela
(
01/11/2006 08:06)
Ry tovovavy namana,ny tsy fanehoanao ny hevitrao momba ny antony handavanao ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana dia midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao hanao firaisana aloh...
tohiny
novalian'i ratonga ny 10/01/2007 23:46

xxx
(
01/11/2006 01:08)
Mba toroy hevitra ry reto @ ty resaka fanambadiana ty a! Tena ilaina ve ny fanaovana fiofanana miaraka @ mopera na pasitera alohan'ny hanaovana mariazy?
Inona ny tombontsoa azo ary mety ho inona ny v...
tohiny
novalian'i andry08 ny 09/11/2006 12:21

Aino
(
31/10/2006 14:48)
Nisy nanotany aho izany manao hoe!!
izaho dia lasa saina faona fa maninona aza no mampijaly ny fitiavana!!
de tsy haiko ny valiny....
tohiny
novalian'i cutie ny 12/11/2006 21:04

xxx
(
30/10/2006 16:31)
Aza marary fo fa resa-birtoaly daholo io e, te hanao amiko eo ka zao ve hoe owa owa owa! :-P...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 06:42

jobala
(
30/10/2006 15:29)
Hono ho ah! nareo v efa mbô nadinika ny anjara sy lahatra? hotrany mampitogaigy ihany le iz satria raha anjaran'ny olona roa tokoa ary ny ho mpivady [b]([i]izany hoe voatendrin'andriamamnitra io an[/...
tohiny
novalian'i jobala ny 02/11/2006 15:28

Glouces
(
30/10/2006 14:34)
Miarahaba anareo ny tenako.
Tovovavy kely malagasy mipetraka aty ivelany aty aho miaraka amin'ilay lehilahy anglisy ho vadiko afaka 5volana. Amin'izao fotoana izao anefa dia tonga ny olana. Izahay ...
tohiny
novalian'i sasa ny 08/11/2006 05:05

salmo
(
29/10/2006 21:15)
Nisy nahatonga sms dia ozy izy: . ¿in no mety ho fanafodiny? ...
tohiny
novalian'i vale ny 11/11/2006 15:33

diamondra27
(
28/10/2006 08:26)
:-D:-D
hoy ity olona iray:
za koa mba amoureuse de tsy mahavita na inona na inona fa any aminy foana ny saiko.
Dia te-hahita azy aho,te-hamihina azy etc....
Izany ve ny fisehony rehefa tia?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/11/2006 10:40

xxx
(
28/10/2006 05:49)
Tsy haiko na firy tamintsika no nahita an'iny film iny fa mamaky an'ilay dinika etsy ambany etsy io aho hoe "ny taminay" dia mahatsiaro an'ilay izy. Ny niafarany moa dia tantara be dia avy eo mba nisy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 18:54

jobala
(
27/10/2006 15:21)
Fitiavana ve!
Tiako raha toa ahy sy toa anao ny fitiavana!
Satria mantsy izaho mitady anao ho namako ary ianao,tsy hiambahamba hanaiky ho namako!ka hifandray izany ny tia sy ny manina ka tsy hisy in...
tohiny
novalian'i jobala ny 02/11/2006 15:08

fasaly
(
26/10/2006 18:44)
raha sendra ny olana ny mpifankatia andeha hatao hoe amin'ny plasy-nao ilay izy.....de aiza ho aiza ny plasy tianao????.... ilay adaboka sa lay manadaboka?
raha amiko manokana tsy vitako ny manadabok...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 28/11/2006 08:11

nani
(
25/10/2006 12:20)
Tsy fantatro izay hevitrareo fa tantaraiko aloha ny zavatra henoko . Raha hanorina toka-trano hono ny olona anakiroa , ka efa tena nifankatia tokoa zareo vao nanapa-kevitra , zany hoe toka-trano ahor...
tohiny
novalian'i pimaso ny 29/11/2006 13:30

Lalosy
(
21/10/2006 14:21)
Azo atao ve ny mitia olona iray efa manam-bady, manan-janaka? Milaza izy fa tia nefa azo antoka tokoa ve izany?
...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/06/2007 11:15

Lalosy
(
21/10/2006 13:47)
Tena fitiavana ve ny omen'ny olona efa manam-bady, manan-janaka ny olona iray vao zatovo?
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 18:58

xxx
(
21/10/2006 07:53)
Miarahaba antsika rht
Miala tsiny alou ra sendra lava ity zvt soratako ity, miala tsiny ko ra ts mitonona fa ts de fombako lôtra le mitatara fianana fa zany hoe nony asoparana ataon’ny sasany dia ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/11/2006 18:13

sonwin
(
20/10/2006 14:03)
....fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle.
Dia izay ilay tantaranay......
tohiny
novalian'i Zina ny 20/11/2006 19:37

tslem
(
18/10/2006 12:45)
tantara kely: teto @karajia no niandoha ny tantara, lehilahy iray efa manambady no nikarajia t@vehivavy iray efa manambady ihany koa , samy efa niteraka , mifankatia hono ankehitriny fa saingy mbola t...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/10/2006 06:07

fiderana
(
17/10/2006 15:11)
araka ilay size dia mifampitohy daholo ny zavatra soratako sy ny fandehan'ny tantara havaliko ny size hafa, izao mantsy:
1/ size n'dolby: mitsaty de mihaona dia misipa...
2/lasany ny bison'oroka d...
tohiny
novalian'i fiderana ny 27/10/2006 12:00