Fitiavana

dolby ( 19/09/2006 07:47)
Ataontsika hoe nisaraka tamin'ny sipanao ianao, dia aty aoriana ianao mifanena aminy indray fa izy miaraka amin'ny sipany vaovao (mbola tsy hitanao). Inona avy no mety manitikitika ny sainao ao ? m... tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 09:45
mamzelkely ( 18/09/2006 09:11)
ho antsika zay liana rht de ireto avy ny anaran mariage isaky ny mitsingerina (ts haiko ny manazava azy :-D) le chiffre midika ny taona nivadina: 1 Coton 2 Cuir 3 Froment 4 Cire 5 Bois 6 C... tohiny
novalian'i fiderana ny 21/09/2006 15:00
bmw307 ( 14/09/2006 20:31)
misy olona anankiray ohatra mba tena tian'ilay olona anankiray ,nefa de tsitian'ilay olona izay ho tiavina ny hotiavin'iny olona iny? TENA MAHAZENDANA !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 07:24
dolby ( 14/09/2006 08:41)
Couple vitsivitsy hitako (tsy be dia be akory) fa misy izany hoe vao tsy niaraka ela (1 à 3 mois) dia efa manambady sahady. Dia miaraka eny, 1 taona, 2 taona tonga eo @ efa-taona eo amin'izay manombo... tohiny
mamzelkely ( 14/09/2006 07:23)
hihihi tohiny le resaka fisarahana nataon'i cutie ihany izy ity: nareo ve efa nanana sensation we leo olona iray de nataonao daholo zay fomba ahafataran'ny le olona we leo azy enao de façon indire... tohiny
jimtex ( 13/09/2006 15:08)
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!... tohiny
novalian'i mamafara ny 20/09/2006 13:18
xxx ( 12/09/2006 12:04)
hono hoa ry reto mitombona ve ny todim-pitia na hoe manana aalhelo aminao ny olon-tianao taloha... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2006 18:42
xxx ( 12/09/2006 09:45)
tsy haiko reto nareo ve manao ohatr'ahy za tena miraikim-po be @vadiko ka raha vao tsy hitako izy de mila marary mihintsy za nefa tsy de tokony hatao ve sa ahoana?SA ve izy tsy de tena tia ahy ... tohiny
novalian'i booboo ny 05/10/2006 11:07
Aino ( 11/09/2006 10:18)
inn kay no tena trapanareo rehefa tena hoatra hoe misy olona tena las amifankahazo be aminao eto, na koa hireo namana piresaka eto @ dinika, moa ve misy ny sasany tena tianao @ manontolo na miresaka i... tohiny
novalian'i fiderana ny 21/09/2006 15:20
xxx ( 08/09/2006 09:54)
azo atao ve ny mifandray@copin na copine anao taloha nefa ianao efa manambady ahoana no fandraisanareoan'izany de tsy milaza ny marina aminy ianao hoe efa manambady ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 20:48
cutie ( 07/09/2006 00:02)
Atao ahona ny hisaraka @ oul nefa tsy manao teny na fihetsika handratra anazy ? Positivena zany le fisarahana?:lol::lol::lol::lol: omeo sopapa e :lol::lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i cutie ny 19/09/2006 19:26
dolby ( 06/09/2006 13:44)
Ahoana ndray no tena fandehan'io, mba tantarao hoe izay efa niarany.... tohiny
novalian'i fiderana ny 13/10/2006 11:17
diamondra27 ( 05/09/2006 08:07)
Indraindray dia mahatsiaro tsy tian'ny olona ny tena na ny marimarina kokoa "tsy misy tia ahy". Izany no hita eo @ adoletsanta=tanora kely , na koa olondehibe azA; Lasa ny eritreritro hoe: inona no... tohiny
novalian'i ninih ny 11/09/2006 11:39
diamondra27 ( 05/09/2006 08:03)
Mitovy ve ny cas na vavy na lahy? inona no lazainao Raha tratra nampirafy ianao dia inona ny excuse? Misy milaza atsy an'efitra hoe: la vie est belle sns , de oe: tsy tokony ho saro-piaro, di... tohiny
Rice ( 02/09/2006 05:16)
Mahavariana ahy mahita an'ireny mpivady samy hafa firenena, dia fitenenana hafa mihitsy no itenen'izy mivady. Mety mahateny ny rehetra ve raha samy fiteny tsy an'ny tena no ifampiresahan'ny mpifankati... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2006 17:38
dolby ( 31/08/2006 13:09)
Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana. Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ... tohiny
novalian'i fiderana ny 11/10/2006 07:17
fasaly ( 31/08/2006 12:58)
Tsy aleo ve hajanona "fitiavana" amin'ny maha mpinamana ihany lay izy toy izay, havadika fitiavana fitaivana be! izany hoe misy ireo mpinamana dia tsy mijanona hatreo fa tohizana ihany hoe andao hiara... tohiny
novalian'i cutie ny 15/09/2006 20:17
dolby ( 30/08/2006 10:15)
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe [b]"je t'aime"[/b] zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny.... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 21/09/2006 14:16
dolby ( 30/08/2006 10:11)
Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray. Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo ha... tohiny
novalian'i ninih ny 11/09/2006 14:01
dolby ( 30/08/2006 08:00)
Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray. Tsy hoe akory hoe ratsy ny eo am-pelatanana. Ary mandaitra io na amin'ny lahy na amin'ny vavy. Ataoko angamba fa mba sady e... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5419