tratra nampirafy

1. diamondra27
(
05/09/2006 08:03)
Mitovy ve ny cas na vavy na lahy?
inona no lazainao
Raha tratra nampirafy ianao dia inona ny excuse?
Misy milaza atsy an'efitra hoe: la vie est belle sns , de oe: tsy tokony ho saro-piaro, dia avy eo anefa le olona mampirafy anao dia ahoana izany ny position misy ahy @izay fotoana izay.
:cry::cry:
novalian'i antsotokana ny 18/09/2006 08:44

2. kala
(
05/09/2006 08:46)
Raha lhl ilay mampirafy dia tsy te-hiteny zà hoe "azo leferina" satria izy lolo ka tia mitety voninkazo fa manjary mahazo vahana daholo ndray ny lhln'ny serasera.
Fa maninona moa raha tsy mampirafy????
Mifidy tsara izay hoan'ny tena dia iny no tiavina be dia tsy mila lava maso mijery ny hafa intsony. HS kely io ry diam f'aza tsiny ê!
Raha izaho aloha no tratra mampirafy zany, tsy mitady excuse zà ê! satria "qui s'excuse s'accuse". Aleo zakaina zay vokany eo.:oops:
Tsy mitovy ny cas n'ny lahy sy ny vavy ka!
*Raha lhl hoa no mampirafy dia lasa rehareha hoazy iny
**Raha vhv kosa, omeo lamba zà hanakonako ny tarehiko

3. xxx
(
05/09/2006 08:58)
Amiko aloha de tsotra ihany ; refa tratra mampirafy de tratra zany tsy hitako ze excuse fa mazava be oe efa nosoloina le olona;hifona ngamba oe tsy nety ny zavatra natao de zay; sady zao ko eh ny olombelona anie tsy tatneraka eh tsy maintsy manao fahotana foana @fiainana fa ny fanafodiny de mifona @tsy mety natao de misaina ny ho avy fa ny rano raraka tsy azo raifina intsony; na lahy na vavy tratra mapirafy de mazava be zany ny zavatra tadiaviny !any azoko lazaina de mahaiza mihonona @zay hananana:lol::-$

4. boubounezy
(
05/09/2006 09:36)
mitovy fona na lah na vhv refa mampirafy ra @ko manokana, dé zé fénjerany eo iany zany fa dé tsy maintsy manao improv zany kou!! dé zakaina dôly zé miseo eo dé mofona fa diso:°);-)

5. diamondra27
(
05/09/2006 09:57)
raha azoko izany de mifona ve de vita ny ady?
De za nampirafesina hoana kosa no fiatraikan'izany amiko? Eo no mahatonga le olona hiteny hoe: ndeha hamono tena sy ny sisa
De za nampirafesina hoana kosa no fiatraikan'izany amiko? Eo no mahatonga le olona hiteny hoe: ndeha hamono tena sy ny sisa

6. sherry
(
05/09/2006 10:23)
Refa mapirafy dé mitovy daol fa tsisy anzany oé ra léla dé azo leferina zany ,
Marina oé diso zé mapirafy fa tonga mitiré lecon iany lé napirafesina oé matoa iz mbola mapirafy dé misy zavatra ts vitanao , na ts ataonao ka itany any am ny hafa.zay angamba n tena marna ééé !!!!!
Marina oé diso zé mapirafy fa tonga mitiré lecon iany lé napirafesina oé matoa iz mbola mapirafy dé misy zavatra ts vitanao , na ts ataonao ka itany any am ny hafa.zay angamba n tena marna ééé !!!!!

7. xxx
(
05/09/2006 10:54)
diamondra27: io ndray de asakasakao raha amela azy enao de hiverina hiaraka nareo fa raha tsy mamela enao de inona mo no azonao atao le zavatra ef avita! raha tsy hoe nga enao hiady aminy nefa efa nifona izy de anao zany no mandray fana_paha_kevitra ka inona ndray mo?tsy vaha_olana ny famono_tena!!!diso be zany hoe enao no nahatonga le olona hamono_tena sns ny acte de anao rery any ;ary eritrereto fa fahotana ny famo_tena! ny any fanafodiny de fitivana atao dbd mitady hafa eh!:-$

8. andry08
(
05/09/2006 11:15)
Raha lehilahy no mampirafy dia lazaina hoe tsy diso. Ary raha vehivavy dia toa heloka be. Tsy marina io satria rehefa mampirafy dia mitovy.Matetika ny lehilahy tsy mi-pardonner hono nefa "égoïsme" be fotsiny satria voadona ilay hambom-po raha ny tena marina. =))=))

9. prime
(
05/09/2006 11:45)
Mitovy tokoa raha ny lhl sy vhv fa tsy misy tombo sy hala...
Fa ny mahagaga, ny lhl na mampirafy aza tafaverina @ tokantranony na ilay olon-tiany foana, izany hoe ilay nampirafesany saiky "aventure passagère" fotsiny... fa ny vhv tena "tokam-(l)" araka ny fitenenana ka raha vao manao izany d matetika any d tsy tafaverina intsony...

10. zanako
(
05/09/2006 11:59)
Ny fampirafesana ve? Toa azo lazaina ho aretina io na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy satria toa mety ho voan'io avokoa, kanefa marina tokoa fa rehefa lehilahy no manao azy io dia toa mora adino izany nefa rehefa vehivavy dia toa akasarotina be mihitsy ny famelana azy, raha manaiky ny hamela aza dia toa mbola arahina kafara kely foana.

11. papala
(
05/09/2006 12:06)
Tratra nampirafy dia mitovy dohl na lel na vev, fa ny lel tsy mahantaty rehefa ny vev no manao ka mahatonga ny lel mamono-tena na miboboka toka, fa ny vev dia mandefitra mandrakariva ! An!

12. prime
(
05/09/2006 12:12)
Ny lhl rehefa tena tia tsy mahatanty... fa matoa mahatanty dia na manao koa na tsy tia fa misy antony hafa mampifikitra ao...

15. diamondra27
(
05/09/2006 14:05)
pandefa : xxx [ Valio ] 05-09-2006 14:40:14
Lohateny : Re : tratra nampirafy
ngah nampirafy ny sipan'i diamondra27??
xxx: ary enao koa mampimé an! atsy ambadika mametraka fanontaniana toy ity.:-D:-D
prime::lol::-D:-D;-);-):-$:-$:-$ aza hihomehezana kosa izy e!mety tsy mahalala fotsiny.
xxx: tsy voatery hoe: cas anao foana no entinao @ size rehefa manokatra size ianao sao dia diso hevitra , fa izay fanontaniana tianao apetraka na perso io na tsia dia azo apetraka avokoa.

16. diamondra27
(
05/09/2006 14:08)
prime: tena marina tokoa aloha fa ny lhl tsy mahatanty zany mahatratra ampirafesina izany e!
fa tsy nolazainao hoe: inona no tokony hataony?
papala: humm , vhv zany matanjaka noho ny lhl raha izany , mahatanty. za aloha tsy mahatanty fa sao papala hampirafy indray andro any an!:-P:-P
fa tsy nolazainao hoe: inona no tokony hataony?
papala: humm , vhv zany matanjaka noho ny lhl raha izany , mahatanty. za aloha tsy mahatanty fa sao papala hampirafy indray andro any an!:-P:-P

17. bobone
(
05/09/2006 14:16)
:)manaiky ny ten'i Prime aho aloha e!
marina mafy fa ny vhv ange! rehefa tia de tena tia e!
fa raha tratrany kosa ny olon-tiany de na mamoifo ary tsy miverina intsony izy na koa tsy mivakiloha fa manao koa na mampirafy koa @ izay fotoana izay tsy tantin'ny LHL mahita ny malalany lasan'olon-kafa ; eo vao mibabababa hoe miverena ohan!tsy hampijaliko intsony !!!, omeko omby , omeko volamena sns e!...
Fanafody de hajao vadinao! izay ihany no hisim-pahasambarana ao @ tokan-trano
sa ahona Diamondra an!:D:D

18. diamondra27
(
05/09/2006 14:36)
bobone::D:D
de ndry v ry bobone de hamoy fo?
Tsy mety zany an! atanjaho ny saina, marary be le fo fa avy eo iny afaka ihany rehefa tony. De tsy mitratrevatreva @ 1 er venu fa sao de manararaotra fotsiny izy maheno ny histoire-nao de lavo eo koa!
fa raha ity aloha de ok
de ndry v ry bobone de hamoy fo?
Tsy mety zany an! atanjaho ny saina, marary be le fo fa avy eo iny afaka ihany rehefa tony. De tsy mitratrevatreva @ 1 er venu fa sao de manararaotra fotsiny izy maheno ny histoire-nao de lavo eo koa!
fa raha ity aloha de ok
Fanafody de hajao vadinao! izay ihany no hisim-pahasambarana ao @ tokan-trano
sa ahona Diamondra an!

19. kala
(
05/09/2006 16:18)
bobone:
tsy tantin'ny LHL mahita ny malalany lasan'olon-kafa ; eo vao mibabababa hoe miverena ohan!tsy hampijaliko intsony !!!, omeko omby , omeko volamena sns e!...
Fanafody de hajao vadinao! izay ihany no hisim-pahasambarana ao @ tokan-trano
sa ahona Diamondra an!:D:D
tena milay ireo fehezan-kevitra ireo an! sady zava-misy mihitsy.
Aleo hoa ry zareo na lahy na vavy, TSY MAMPIRAFY zany ê! Maninona raha toa ka sanatrian'izany misaraka amin'ilay iray vao mba miova loko ndray fa tsy hoe iravahana daholo izao karazana loko rehetra izao nefa ao anatin'ireo ange mba misy IRAY maneva sy mendrika an'ny tena ihany :-D
Tsy fampirafesina = fahasambarana 200% , sady tsy misy ahiahy no mandeha ampilaminana ny fiainana
no sady tsy matahotra ny ho tratra akory
mahereza daholo

20. bobone
(
06/09/2006 05:12)
:-D:-D
izaho aloha tsy hamoy fo e! marina mafy!
fa izao ohah! izaho aloha na inona midona na inona hiantra de hajaiko ny vadiko e! milamina fona hoah!
sady eloka eo anatrehan'Andriamanitra ny mamono tena!
satria ny famoizam-po miteraka famonoan-tena !
tena marina fa tsy fampirafesana fahasambarana 200 isan-jato ekena kah!:D:D
tohizo fa mahafinaritra e!:D