tratra nampirafy

21. kala ( 06/09/2006 07:28)
bobone > :-*

22. diamondra27 ( 06/09/2006 11:58)
kala , bobone::-*
eny hoah:-D:-D fantako ndry fa tsy hamono tena mihitsy

kala: humm, matotra be an!masaka e!:-$:-$

bobone sy kala ary diams zany tsy azo ampirafesina intsony an!;-);-):-P mety ka!:wink:

23. bobone ( 06/09/2006 12:23)
:D:):) marina any io !!!:-D:-D
tena tsy hampirafy mandram-pa...
izany ry Kala sy Diams:-D:-D:-D
24. diamondra27 ( 06/09/2006 14:14)
bienvenue au club e;-);-);-)
25. xxx ( 06/09/2006 14:35)
mampirafy lahy sy vavy :
- spermatozoide = des centaines de millions par jours
- ovule 1 ihany
- vehivavy : période de fécondité 4 à 6 jours maximum
- lehilahy : tout les jours 24h/24 7j/7 365j/365
- vehivavy : existance menôpozy
- lehilahy : tsy misy
- vehivavy : mandray
- lehilahy : manomé

raha mandinika tsara zany nareo dia biologiquement, ça passe kokoa ny lehilahy raha mampirafy noho ny vehivavy.
26. bobone ( 06/09/2006 14:37)
:D:D!
tratra soa e!
Hiady @ fampirafesana izany ity club ity izay te! hirotsaka e! tsy misy cotisation fa mamaimpoana !
tsara ange izany e!:-D:-D
Kala sa Diamondra no hatao présidente:D:D
27. ninih ( 06/09/2006 16:10)
tratra mampirafy? de ze tia izany no mijanona kou!:oops:
28. cathy ( 07/09/2006 01:50)
oups
ny ahy raha tratrako mampirafy de iny za no lasa kou.
manana porofo mivaingana anefa fa tsy tsaho na vavan olona an
matoa nampirafy nitady hafa efa tsy tia zany amiko
tsy misy mifona zany eo
iny kou ataoko hamparary fo ahy
raha iray no tsy tia mitoto koba aho hatavy fa tsy hamono tena zany
raha iray no tsy tia mety 10 no mitady place an

29. patrick2002 ( 07/09/2006 03:39)
cathy ah! ka rehefa matavy ilay joba nahatratra ny sipany nampirafy dia mbola hitoto koba indray veh ?
ka raha lasa obese ilay sipa zay vao lasa VIEILLE DAME hozy ny fitenenana lany zara. :roll::roll:
Toa mora ny miteny azy izany :oops::oops:
30. patrick2002 ( 07/09/2006 03:49)
diamondra27:

prime: tena marina tokoa aloha fa ny lhl tsy mahatanty zany mahatratra ampirafesina izany e!
fa tsy nolazainao hoe: inona no tokony hataony?

papala: humm , vhv zany matanjaka noho ny lhl raha izany , mahatanty. za aloha tsy mahatanty fa sao papala hampirafy indray andro any an!:-P:-P

Fa maninona ny lehilahy no tsy mahatanty ampirafesina satria amiko FAHATOKISANA LEHIBE ,TSY VOAVIDY VOLA AMIN-KARENA no homeko any vadiko hanekeko fa izaho no RAIN-JANANY, manaiky izaho ,ary raisiko ny andraikitra aminy maha RAY ahy, raha sanatria ka mampirafy ny vadiko dia ILAY FAHATOKISANA NOMEKO AZY IZAY NO MISE EN JEU, mametra-panontaniana izaho hoe ,izaho marina ve no rainy ity zaza ity.
Raha sipa fotsiny moa ilay vehivavy dia mipetraka ny fanopntaniana hoe ,hiteraka @ vehivavy hoatrizany ve izaho ,sao dia mba zanak'olona hafa tany no lazainy fa zanako.
hitantsika amin'izany fa afa be ilay contexte rehefa bandy no mahatratra ny sipany mampirafy


31. diamondra27 ( 07/09/2006 06:22)
patrick: tsy mahatanty ny lhl satria ny orgueil-ny no voadona koa.
32. jentilisa ( 07/09/2006 07:37)
io tenin'i patrick2002 io no marina amin'ny fijery mahalehilahy ahy... mampihena be dia be ny fitiavany ny fisalasalany amin'ny hoe zanako marina ve izay ho teraka eo? Dia mieritreritra ihany koa izy hoe tsy misy lanjany amin'ity olona ity aho izany...manimba ny sainy be dia be noho ilay fiheverana hoe toka-po ny vehivavy amin'ny ankapobeny ka raha ampirafesiny aho dia tsy tiany aho izany fa ataony "ofisialy" fotsiny
33. mamzelkely ( 07/09/2006 08:24)
de manin mo no ts afaka ampiharina am situation n sipa io lzain'i patrick io :-w, fa atao we le sipa zany ts mahalala we sô de mananjanaka hafa aza io vadiko ra izany :roll: donc ts tokony hamaivanina ny bandy tratra mampirafy fa samy MANARY NY FAHATOKISANA dôly :lol:
34. diamondra27 ( 07/09/2006 10:25)
Jentilisa: ka na tsy za lhl kosa v tsy mba hanana eritreritra an'izany? Fa ataovy ny test de paternité de milamina ny saina raha izay no blème
Fa na de zany aloha de makarary fo kely ihany le mahatratra e!
35. yumi ( 07/09/2006 10:45)
le mampirafy alo d samy diso amiko na lahy na vavy e satri ny partenairan i ADAMAde iray iany de toy izany koa ny an i EVA tokony tsy ho atao mihtsy anie le mampirafy e mifidy zay tiana fotsiny de iny no tiavina tsara mifampiteny @ zay tsy mety sy ts ampy e
36. patrick2002 ( 07/09/2006 16:14)
diamondra27:

patrick: tsy mahatanty ny lhl satria ny orgueil-ny no voadona koa.



ka inona koa izany bandy tsy manana ORGUEIL, AMBITION izany, asa aloha eh! fa raha izao hatramin'ny naha zaza ahy tsy mba hoe hanana vady tsara no masaka ato andohako,fa zavatra :afa tsy maintsy manana auto milay izaho ,tsy maintsy manana trano tsara izaho, tsy maintsy manao complet izaho rehefa miasa ,directeur na ecole etc.Tsy mba tao andohako mihintsy izany hoe ohatry ny izao no vadiko raha tsy efa adolescent, ny an'ny vehivavy mbola kely dia efa hoe ,tsy mila vady mpisotro toaka izaho ,tsy mila bandy mpamono vady ,ny vadiko izany bandy ohatry ny itsy no saritsariny sy ny toetrany, asa na marina ireo ,raha mba mitovy ny fisainanay lehilahy ny anareo vehivavy fony faha zaza.
37. patrick2002 ( 07/09/2006 16:48)
xxx:

mampirafy lahy sy vavy :
- spermatozoide = des centaines de millions par jours
- ovule 1 ihany
- vehivavy : période de fécondité 4 à 6 jours maximum
- lehilahy : tout les jours 24h/24 7j/7 365j/365
- vehivavy : existance menôpozy
- lehilahy : tsy misy
- vehivavy : mandray
- lehilahy : manomé

raha mandinika tsara zany nareo dia biologiquement, ça passe kokoa ny lehilahy raha mampirafy noho ny vehivavy.



ary ra raisina @ io teniny xxx io ,dia naturel @ lehilahy ,no miray @ vehivavy maro ,ary efa prouvé scientifique izany zavatra izany ,remarquer ny partenaire nareo vehivavy ,fa miaraka @ nareo voalohany izy tonga vetivaty ny azy ,@ 6 mois mia-tara ,apres 1ans mia tara ihany avy eo.Izany dia midika fa misy kokoa ny feeling au point de vue sex @ voalohany ho an'ny lahy.
Ny vavy indray plus izy miaraka (tsy miova partenaire) @ lehilahy plus izy mahazo feeling remarquer rehefa miaraka @ sipanareo t@ voalohany ,ary jerevo rehefa afaka 1 ans plus a l'aise ny vavy ,ary hanontanio ny femmes prostutuée fa mijaly izy ireny manao ny asany.
izay no hataoko hoe tsy mitovy ny impact ny fampirafesana raha lahy no mahatratra ,ary raha vavy no mahatratra .
38. ninih ( 11/09/2006 12:09)
ratsy izzany mampirafy izany na iza na izany e! misy matoa mampirafy de mety ny tsy ampy any @ ilany de mitady ny famenony izy izany de izany no tokony hojerena ko
39. fiderana ( 13/09/2006 15:17)
raha izaho kosa aloha tsy mety hatao an'zanyê!tsy haleo ve samy mikarakara vatana tsara dia manja foana, havaozina isan'andro ny fitiavana, dia izay toy ny vaovao foana, tsy mila mampirafy izany amin'izay, rehefa ny fitiavana no hatao betsaka dia safononoka, tsy misy izany mitady famenony any ivelany izany.
40. diamondra27 ( 18/09/2006 06:21)
fiderana : atao ahoana ny fomba fanavaozana ilay fitiavana isanandro

ninih: ie , ratsy ny mampirafy , manome alahelo ho an'ilay iray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0911