Fitiavana
Aino
(
06/08/2006 22:24)
de mirary fialan-tsasatra sambatra sy tsara ho antsika rehetra dol indray aloha!! de bonne be dol!! eh, mihaona eto ihany fa tsy misy misitaka eo. kiss any rehetra.:-*:*:-*...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/08/2006 11:00
Aino
(
06/08/2006 21:56)
kiss anky zoky malala dia miarahaba andry manonkana ny tenako ah!! joyex anniversaire anky manjakely de manaova fety sambatra sy andro finaritra ah!! ny aty tsy manadino na dia tsy de manoratra firy ...
tohiny
novalian'i robot ny 20/09/2006 12:13
Herimiafina
(
06/08/2006 13:56)
Ny olona sasany fantatro hoa rehefa mitantara ny momba ny vadiny na ny olona akaiky azy ka miady aminy, dia somary manitatra kely maka ny fon'ilay olona tantarainy (fosainy) e!
Tsy neutre izany ilay ...
tohiny
novalian'i fiderana ny 20/09/2006 06:28
boubounezy
(
06/08/2006 07:21)
ony wa ry zareo ra oatra za miteny @nareo fa za té anankarena fa io, arena tiko ho ananana io dé tsy tiko anaovana fiainana fa mba tiko anaovana asa sou ho any mahantra any dago ny tena tanjoko anao...
tohiny
novalian'i HESHA ny 21/08/2006 13:17
diamondra27
(
04/08/2006 08:41)
misy olona miteny hoe: za mnala azy fotsiny eto @ internet, ny sasany indray milaza fa mampiresaka fotsiny izy; de lasa ny eritreritro hoe: mitovy ve ireo sa tsia?
Misokatra ny ady hevitra ...
tohiny
novalian'i fiderana ny 20/09/2006 06:11
xxx
(
03/08/2006 09:49)
nisy niresaka tatsy amin'ny ilany tatsy hoe anjara, angatahina amin'Andriamanitra sy ny sisa, tenenina ao daholo izay tianao rehetra, ny sahaza ve sa ahoana ? Dia ity misy tantara kely iray tantaraiko...
tohiny
novalian'i majesty ny 07/08/2006 03:56
kelly13
(
03/08/2006 09:21)
Asa aloha raha efa nisy io lohahevitra io tato ka miala tsiny! ka inona loatra no tena tsy mampifanaraka ny vinanto sy ny rafozana? indrindra fa ny rafozambavy sy ny vinanto vavy! asa ianareo raha nan...
tohiny
novalian'i ninih ny 11/09/2006 11:16
xxx
(
02/08/2006 19:03)
manana olona tiana za , ny olana d izahay mifanalavitra toerana , zany we 400km eo , tia b za aloha ilay bandy t@ voloany , nefa taty aoriana d mahita zavatra niova za, satria samy tsy d nisy firy int...
tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:15
liliana
(
02/08/2006 12:32)
inona no mahatonga ny olana tsy mety matotra @ izay ataony? :(nefa ny tenany efa lehibe ihany...
tohiny
novalian'i arson ny 07/08/2006 12:50
travy
(
02/08/2006 10:37)
izaho de lahy ,ary manofy olona niaraka tamiko efa
ela be za 1996 no niarahanay,ary 2ans ny niarahanay.Tsy mifankahita taminy mihitsy aho,ary tsy mahalala ny misy azy,nefa de manofy azy matetika
ko...
tohiny
novalian'i arson ny 07/08/2006 12:52
travy
(
02/08/2006 06:33)
izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny....
tohiny
novalian'i ratanana ny 19/09/2006 07:21
pisolahy
(
01/08/2006 18:46)
mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao reh...
tohiny
novalian'i belahasa ny 13/08/2006 11:28
tania2
(
01/08/2006 10:07)
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 07/08/2006 14:57
xxx
(
31/07/2006 09:22)
manana namana tsotra za lhl,de mpiarmianatra amiko izy io@plus manbady noefa lehibe niantso ahy t@phon izy de notapahiko satria teo nyvadiko de noraisiny ho sipako de tsy nahatoky ahy izy @nareo ahoan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 15:47
xxx
(
31/07/2006 09:03)
mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 03/08/2006 12:11
fek
(
31/07/2006 07:21)
mahalala olona betsaka aho amin' izao fotoana izao fa tsy manao mariage raha tsy efa bevohoka le vehivavy ka manontany hoe bevhoka vao manambady sa manambady de bevohka sa zay ndray no lamaody?...
tohiny
novalian'i arson ny 04/08/2006 12:17
mi
(
30/07/2006 11:42)
Mitovy ve ny tokony hitondran'ny lahy sy vavy ny fitiavana? sa ny an'iza no manatombo?
[u]Raha eo @ vokany ndray de ahoana???????[/u]
...
tohiny
novalian'i rasoul ny 04/08/2006 09:06
soasoafy
(
28/07/2006 12:13)
Mety hisy @zao fiainana sarotra izao ve ny mpivady mody misaraka, nefa tsy misaraka akory fa entina hitadiavana interêt aman'ol fotsiny le fisarahana?
Ohatra ny lhl mody any @ fianakaviany de mody m...
tohiny
novalian'i vale ny 31/07/2006 16:11
pili
(
28/07/2006 07:48)
slt à tous,mba saika hannotany anareo ah ry reto oe ahona kay no tena ahafatarana ny lhl reefa tena amoureux izy?za mants zao misy oul miaraka amiko 3 ans1/2 zay zao no niaraka:-* d nefany nandritran...
tohiny
novalian'i Fomena ny 06/09/2006 09:23
xxx
(
28/07/2006 06:40)
Ahoana ny tena fandehany ho anareo lehilahy miaraka amin'ny vahaza (vavy). Inona no lesoka sy tombony hitanareo ? Ahoana ny fikotiana azy raha oharina amin'ny vehivavy gasy ?
...
tohiny
novalian'i nambina ny 13/08/2006 18:05