Fitiavana

tsoupou ( 08/07/2006 12:28)
Mba jereo ny manodidina antsika fa maro ny vehivavy izao tsy miaraka amin'ny lehilahy raha tsy manana zavatra azo tengenana iny lehilahy iny (tsy lé vatan-tenan'ilay lehilahy an :D:D:D), ohatra hoe m... suite
répondu par tsoupou le 20/07/2006 15:17
lapino ( 07/07/2006 07:33)
Hoe omena fanafody hono izany ilay sipa, dia ho raiki-pitia amin'izay bandy manoroka azy voalohany alohan'ny misasak'alina? ... ozizy ny angano Sendra nahita an'ity manko aho: [url=http://www.bbc.co.... suite
répondu par cutie le 19/07/2006 13:58
booz ( 06/07/2006 16:49)
mba ampio reto a!!!!nis ol zay manko niarak tamiko nef tena tsy nasiko sira mitsy fa itako iz oe ti ana kanjo tampoka teo nandray decision iz fa o faranana ny aminay fa mijaly lotra iz miarak amiko.te... suite
répondu par booboo le 21/08/2006 14:07
llalah ( 06/07/2006 11:49)
Salut! Mbola resaka tovolahy ihany , satria za tena mahita zavatra b dia b ato @ty serasera ity oe ! Ny lhl koa ny ankamaroany tsy mba sincère , zany hoe raha hadihadina @ an-kapobeny ny toetrany... suite
répondu par Lalah le 08/07/2006 19:19
llalah ( 06/07/2006 11:44)
Salut daôly an ! MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha i... suite
répondu par naughtyboy le 14/07/2006 18:22
xxx ( 06/07/2006 07:19)
misy olona iray tena tiko sy milaza ho tia ahy,marary ny foko ,tiako be mihitsy izy,tsy ho tanteraka mihitsy ny fitiavanay satria izaho efa manana olona miaraka amiko,ilay bandy tiako io mahafantatra ... suite
répondu par 6372sl le 08/07/2006 16:21
Aino ( 05/07/2006 20:24)
raha toaka iznay misy namanao tsotra ka tampoka teo tsinontsi'inn dia lasa miaraka tampoka ianareo ary mifankatia be, nefa tampoka eo indray tsy ady tsy inn dia nisaraka!!! , ilay iray nanomboka ny fi... suite
répondu par texe le 25/07/2006 09:52
lolokely ( 03/07/2006 11:01)
:?ahoana no ahalalana fa tena tia ny olona iray?... suite
répondu par xxx le 21/07/2006 07:40
andoniaina ( 01/07/2006 15:30)
Tojo zava-manahirana aho ry reto fa mba toroy hevitra à!nanao rend car t@n'i miary aho androany(pseudo:__NOFAFAINA__)t@n'ny 10h du matin,de niteny t@n'ny vadiko aho hoe handeha ho any am-pianarana,ts... suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 11:40
ngouloungoulou ( 30/06/2006 12:13)
manaôna dôly ô... suite
répondu par MTN le 01/07/2006 15:19
mandrindra ( 30/06/2006 07:40)
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray. ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka t... suite
répondu par mandrindra le 02/08/2006 20:40
boubounezy ( 29/06/2006 17:55)
faorina sa fiadanana ny fitiavana ry zareo?(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)... suite
répondu par olotoano le 10/07/2006 04:53
sarobidy ( 29/06/2006 07:45)
Hono wà, vehivavy a ty miteny ty aaa , fa mba misy zavatra tiko ho hay sy tiko ho fantatra raha mba afaka manoro ahy ianareo na hevitra hampifanakalozina re ity e! "Ahoana kay no tena ataonareo lehi... suite
répondu par MCZ le 06/08/2006 07:36
xxx ( 28/06/2006 08:18)
misy ireo lhly ireo miseho mana-kambo zay mba hatorohy ny fanaovana azy eh!marina mihintsy lay hoe rehefa tina de manararaotra... suite
répondu par tsoupou le 14/07/2006 07:59
xxx ( 28/06/2006 08:13)
ahona no hamantarana ny lhly hoe tena tia indrindra lay tsy be teny ireny tsy fantara intsony zay ao am- pony?... suite
répondu par soasoafy le 12/07/2006 13:10
dadabe ( 27/06/2006 11:06)
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:) ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:... suite
répondu par ikalakintina le 21/07/2006 19:20
bavy ( 27/06/2006 04:40)
raha misy olona roa milaza fa tia anao ny iray anefa tia fotsiny comme ça fa tsy mieritreritra ny haka vady akory ny iray indray dia sady tia no vonona ny haka vady; dia eto no tena probleme fa ilay ... suite
répondu par mandrindra le 04/07/2006 10:01
xxx ( 26/06/2006 15:40)
toa tsy aiko mihintsy ny dikany atao hoe sipa satria :*rehefa miaraka ny lehilahy sy ny vehivavy ray de hoe sipan-ny ainy na dia mpinaana fotsiny!! :D... suite
répondu par cutie le 17/07/2006 20:04
xxx ( 26/06/2006 15:29)
tsy aiko zay atao fa tiko izy @lafony ray!! dia tsy tiko izy @lafony ray !!! mety ho hisy ve zany sa za no lasa fisainana:oops:... suite
répondu par booboo le 24/07/2006 13:03
xxx ( 26/06/2006 10:32)
nanana olona tiana b ilay olona iray ,@zao fotoana d lasa tsy tiany b indray izy io satria nanao zavatra ratsy t@ , nefa na tiany na tsy ho tiany d tsy maintsy misy fotoana tsy maintsy hifaneraseran... suite
répondu par mandrindra le 04/07/2006 10:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0816