resaka fitiavana!!
1. Aino
(
17/12/2006 22:11)
sendra mba niresaka t@ na lhl iray izany aho... dia ela ela teo dia niova ny resaka tsy haiko hoe inn no nidirany ity resaka iray ity tampoka.
hoy izy izany hoe -Raha izaho no manana sipa ka tsy dia mety miray aminko matetika izany dia tonga dia avelako any ny aminy!! izany hoe raha mangataka hiray aminy aho ka manda izy izy matetika.
- Dia nanotany izany aho hoe, fa inn ilay fitiavana aminao sexe sa ilay fitiavana avy ao ampoho sy sns hanao izay hafaly ny tianao?
dia namaly izy hoe -Enie ekena anie hoe ilay fitiavana avy ao ampoho no tena izy eh nefa tsy mety izany manda any izay angatahanay izany!!
de gaga aho hoe, mety tsy ny lhl rehetra kosany no manao any izany ko.

novalian'i frijolito ny 02/02/2018 07:37
2. ikaretsaka
(
18/12/2006 01:22)
samy manan any definition..ny sy ny conception-ny io..
izay izany ny fahitany azy ko!
izay izany ny fahitany azy ko!
4. xxx
(
18/12/2006 03:27)
amiko ny fitiavana tsy mila tambiny fa refa tiana ny olona ray de tsy resaka sexe fa ny maha-izy azy sy ny toetrany sy ny maha-personalité azy no jerena ary zay no antony hitiavana azy fa tsy sexe, fa ra sexe ny fitiavana de vita io filana io de samy miala samy barakay, tsy tiany tsony le olona avy eo satria efa laniny ny maminy taminy de tsy koi aminy ny mi-pà.
fa ra ny maha-izy azy no itiavany lay olona na tsisy relation sexuelle aza tsy koi aminy, profompitiavana mande ho azy ny relation sexuelle fa tsy io akory no anton'ny fitiavana mibahana @ fiarahana.
ka amiko ra misy olona lhl ray milaza fa tia anao ka sexe no takiny voalohany aminao de tsy fitiavana zany fa filana fotsiny ka mila malina ihany. fa tsy matin'ny coup de foudre!

5. fasaly
(
18/12/2006 06:29)
fa lay fitiavana anietsy maintsy hoe hiafara ami'nio ihany e! zà taloha otran'ny fanaina io tsy mety mitsy fa mandà fa tena lasa mipitisika ry zalahy an! fa zà nandà foana alou efa nisy firy fa lasa mipitisika dool....:-D mino aho fa ny ankamaroan'ny bandy zany otrzay dool
7. kelly13
(
18/12/2006 10:34)
hevitro manokana an, ny "firaisana" d anisan'ny mampamafy ny fitiavana! nefa refa tsy mbola sûre @ io lhl d aza manaiky hanaovany chantage izany! :)
8. fiderana
(
18/12/2006 10:38)
mandeha ho azy izay rehefa tia ny 2 tonta , maso mifampijery fotsiny dia ampy fa tsy mila protocole betsaka, dikany samy te- ho tonga @ izany vao mba tokony hatao ilay izy fa raha terena dia tsy milay loatra fa manjary mandeha ila , dia izay no fahitako azy sy fomba fijeriko ny @ io.
9. booboo
(
18/12/2006 10:49)
Amiko dia forme de communication an'ny mpivady/mpisipa io raha io. Rehefa tsisy communication tsony dia misy raha mi-cloche zay any, ohatra izay koa ny resaka sexe eo @ fitiavan'olon-droa.
10. xxx
(
18/12/2006 11:29)
za aloha tsy miaraka amin'ny sipa tsy mety manao izany e! mandany andro fotsiny. Ampy ahy ny fitiavako ny anabaviko sy ny namako raha toa ka fitiavana hifampijerijery fotsiny. Tsy angatahina akory aza iny fa rehefa hita fa tsy hisokatra dia aleo hakatona pr tjrs hatramin'ny tantaram-pitiavana.
11. jhouhlambout
(
18/12/2006 11:53)
Sady ilay firaisana io indrindra no mampiavaka ny mpinamana sy ny mpifankatia :@
12. sweetboy
(
18/12/2006 12:20)
Salut Aino,
Ianao ity mignone, j'ai vu tes photos la dernière fois. fa izao, nous les mecs, on aime CA, le sexe, franchement oui. Je ne suis toutefois pas d'acoord hoe rehefa tsy satisafit @ io dia any ny aminy. L'amour c'est pas seulement ça. Marina e!!
Il ya un soutien mutuel , un encouragement mutuel , les petites querelles, le sexe... C'est tout un amalgame.Ratsy ohatry ny sakafo tsy misy afatsy ingrédident iray izany. Vary tsy misy laoka. Mbola bandy tsy mur tsara izany, tu as parlé à un ado par hasard. On peut toujours être ado à 30 ans, mais il pense comme un ado.Contacte moi pour plus de détails

15. Aino
(
18/12/2006 18:25)
Mpandefa : jhouhlambout [ Valio ] 18-12-2006 12:53:07mariana izany aloha!!
Lohateny : Re : resaka fitiavana!!
Sady ilay firaisana io indrindra no mampiavaka ny mpinamana sy ny mpifankatia
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-12-2006 12:29:10ka raha tena tianao ilay olona moa ve io no tena hitiavanao azy sa fitiavana... tsy haiko ny milaza azy!!
Lohateny : Re : resaka fitiavana!!
za aloha tsy miaraka amin'ny sipa tsy mety manao izany e! mandany andro fotsiny. Ampy ahy ny fitiavako ny anabaviko sy ny namako raha toa ka fitiavana hifampijerijery fotsiny. Tsy angatahina akory aza iny fa rehefa hita fa tsy hisokatra dia aleo hakatona pr tjrs hatramin'ny tantaram-pitiavana.
Mpandefa : fiderana [ Valio ] 18-12-2006 11:38:32miray hevitra aminao
Lohateny : Re : resaka fitiavana!!
mandeha ho azy izay rehefa tia ny 2 tonta , maso mifampijery fotsiny dia ampy fa tsy mila protocole betsaka, dikany samy te- ho tonga @ izany vao mba tokony hatao ilay izy fa raha terena dia tsy milay loatra fa manjary mandeha ila , dia izay no fahitako azy sy fomba fijeriko ny @ io.
16. degree
(
18/12/2006 21:33)
Amiko aloha raha tena tia ka mifankatia marina ny olona 2 dia mandeha ho azy ny sisa,Eny ekeko fa tsy dia ny lhl rehetra satria raha ranamana eto dia fitiavan-tena ny fahafantarako azy satria ny hisakafo ihany fa tsy mieritrerita ny hamboly aloha vao mahavokatra ka any aoriana'izay vao mitoto hahafotsy mba handrahoin-kinanana ,somary lavalava ihany io lalana io ka,nahoana moa no maika toy izany mety mbola mifampijery toetra anie ianareo e!.
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-12-2006 12:29:10
Lohateny : Re : resaka fitiavana!!
za aloha tsy miaraka amin'ny sipa tsy mety manao izany e! mandany andro fotsiny. Ampy ahy ny fitiavako ny anabaviko sy ny namako raha toa ka fitiavana hifampijerijery fotsiny. Tsy angatahina akory aza iny fa rehefa hita fa tsy hisokatra dia aleo hakatona pr tjrs hatramin'ny tantaram-pitiavana
Tsy mitovy amiko ny fitiavana ny hanabavy sy olona iray avy any ivelany ka miobim-po aminao,eny fa na dia samy fitiavana izao aza,satria olona natambatry ny fitiavana sy ny fitiavan-kavana.Ny anambavinao dia fitivan-kavana no hitondranao azy fa ity olona iray ity kosa eny fa dia raisinao ho namana fotsiny aza dia fitiavana nasesiky ny fo mba ho tia olona iray avy any ivelany ho ampidirina ao @ fo.

17. xxx
(
19/12/2006 07:18)
Aino:
sendra mba niresaka t@ na lhl iray izany aho... dia ela ela teo dia niova ny resaka tsy haiko hoe inn no nidirany ity resaka iray ity tampoka.
hoy izy izany hoe -Raha izaho no manana sipa ka tsy dia mety miray aminko matetika izany dia tonga dia avelako any ny aminy!! izany hoe raha mangataka hiray aminy aho ka manda izy izy matetika.
- Dia nanotany izany aho hoe, fa inn ilay fitiavana aminao sexe sa ilay fitiavana avy ao ampoho sy sns hanao izay hafaly ny tianao?
dia namaly izy hoe -Enie ekena anie hoe ilay fitiavana avy ao ampoho no tena izy eh nefa tsy mety izany manda any izay angatahanay izany!!
de gaga aho hoe, mety tsy ny lhl rehetra kosany no manao any izany ko.
8OLhl aho miresaka @nao ty,fa zà alou tsy makasitraka tena fitiavana le sexe,fa fitiavana madio ampo no tena fitiavana.8O
18. manga2
(
20/01/2007 15:47)
Tsy ny lehilahy rehetra no manana izany toe-tsaina izany ka,rehefa tena tia izy dia miandry eo foana sady manome haja ho an'ilay vehivavy koa izy @ izay, izany no tena fitiavana.
20. olomalaza
(
24/01/2007 12:08)
fa inona alou no antony tsy hanaovanao foana, ra izaho dia tsy miaraka @ vehivavy tsy tia an'io zavatra io e!! sady ny vhv ange no tena mahazo fy e! za ref sendran'ny sipa dadany d mandà rehefa K.O, ka tsy haikou hoe , ny olona miaraka aminareo ve no tsy mahay mampirevy dia lasa tsy tianareo ilay izy:-D:-D:-D:-D