fitiavana ve ?
1. nikopol
(
21/12/2006 17:42)
hono hoa ry reto, raha mahavita mangetotra eo imasonareo ve ny sipanareo dia fitiavana izany sa tsy firarahina ?
novalian'i fasaly ny 22/12/2006 17:21
2. salmo
(
21/12/2006 18:12)
nikopol:
...mahavita mangetotra eo imasonareo ve ny sipanareo...?
Ie mahavita daholo ny olona raha hanao azy.
Fa ny manan-tsaina sy miheritreritra na dia tsy pisipa aza, tsy hanao anizany mintsy.
Asa...¿enao angah efa nanao anizany teo am masony sipanao?
4. fasaly
(
21/12/2006 19:25)
hetotra tsy tàna tsy mbo fotàna fa reglemanta ny fahasalamàna:wink::-D:-*
fngah efa fvongetotra tany i niko:roll::roll::wink:
raha mpivady alou de tsy mahamenatra izany fa ny mpisipa kosa zà tsy ho sahy na ovina na ovina e!:-D
fngah efa fvongetotra tany i niko:roll::roll::wink:
raha mpivady alou de tsy mahamenatra izany fa ny mpisipa kosa zà tsy ho sahy na ovina na ovina e!:-D
5. Fiffi
(
21/12/2006 20:25)
tsy hitako zay hidiran'ny fitiavana @ zany .....zavatra hihainan'olombelona rehetra ange io eh ! Ka rehefa tsy tanà aza de ahoana ? :roll:
6. Zina
(
21/12/2006 21:09)
Ny olona moa ve tsy hangetotra na iza na iza.
Izao fotsiny par respect de l'autre personne na iza na iza dia tsy (jamais) atao eo anatrehany.
mahaiza manana "savoir vivre" e
Izao fotsiny par respect de l'autre personne na iza na iza dia tsy (jamais) atao eo anatrehany.
mahaiza manana "savoir vivre" e
7. soanja
(
21/12/2006 21:13)
Raha tsy misy fomba na toerana hafa azo andefasana azy dia azo atao tsara ny miteny hoe: "Azafady malala fa handefa rivotra aho." Dia mino aho fa izao no lazainy hoe : "Alefaso fa tsy manahy". matetika raha tena tia izy. Mila milaza mialoha kosa angamba sa?
11. fiderana
(
22/12/2006 07:34)
zah kosa aloha tsy tiako ny mangetotra imason'olona izany ê!, indrindra raha ny sipako no mangetotra , fa raha mba ahano izany tokony mivoka kely aloha, dia avy eo miverina, indrindra ka hoe miara-matory , sady zah misaron-doha foana rehefa matory dia tezitra aho raha izany kosa no hatao ê!.
13. nolalaina
(
22/12/2006 10:14)
fasaly : :-P
Aiza kous aky no oé zany fona an!! fa mba oé ao anatin'lé fofokavana zany éh!! :-D :-D
Aiza kous aky no oé zany fona an!! fa mba oé ao anatin'lé fofokavana zany éh!! :-D :-D
14. miarina
(
22/12/2006 10:16)
Ity zany le tonga @ resaka hoe :
manao resaketotra mihitsy ry zareo @ forum eto
manao resaketotra mihitsy ry zareo @ forum eto
16. Aino
(
22/12/2006 11:23)
Mpandefa : miarina [ Valio ] 22-12-2006 11:16:06:-D:-D:-D:-D
Lohateny : Re : fitiavana ve ?
Ity zany le tonga @ resaka hoe :
manao resaketotra mihitsy ry zareo @ forum eto
17. nikopol
(
22/12/2006 11:30)
resaka fiainana tsotra fotsiny nge io ry reto e ! misy milaza fa tokony hizara ny manta sy ny masaka ny mpifankatia, tokony tsy hifanafona na dia ny tsiambaratelo mamofona indrindra aza,
sady eritrereto hoe izy ilay mitodika eo ampandriana iny, dia ianao mamihina azy avy ao aoriana, dia mangetotra izy... zay ilay hoe mizara ...
sady eritrereto hoe izy ilay mitodika eo ampandriana iny, dia ianao mamihina azy avy ao aoriana, dia mangetotra izy... zay ilay hoe mizara ...
19. soanja
(
22/12/2006 14:56)

Rehafa tia dia tsy mba misy ratsy na mainbo sns izany indrindra amin'ny fotoana tsy ampoizina sy tsy misy azo ialana. Ny hilelaka sy ny hitsetsitsetsitra sns aza ataon'ilay olontiantsika amin'ny vatantsika olombelona io koa nahoana izany zavatra mandalo vetivety 3 mn de tsy mba ho aritrao amin'ilay olontianao. Izy aza tsy fidiny nandefa an'iny fa satriny iny mba any antoeran-kafa.
Aminy na maimbo aza izany satria an'ily olontiany dia zakany raha toa ka tsy niniana.
Ny ankaotr'izay kosa angamba dia efa fitadiavana ady na fanambaniana ny hafa raha toa ka efa tokony ho any amin'ny WC ianao hamoaka ilay mavesatra nefa de ta hampijaly olona fotsiny . Dia anao sy ny fitiavanao/sainao indray izay.