fitiavana ve ?

21. Rasiligaoma ( 22/12/2006 17:07)
etotra tsy tana tsy fahotana fa reglement an'ny fahasalamana
22. Aino ( 22/12/2006 17:08)
:-D:-D:-D raha izaho kosany aloha tsy hiaritra ny fofona tsy zakako izany eh!! indrindra raha sendra any le tena mamofona, lo tsinay hoy ny sasany izany, dia aleo mihisaka moramora.:roll:
23. fasaly ( 22/12/2006 17:21)
fanaina: lay tsy misy feo mipoka ve fa lamy misoko mangina zay mamofona zany:roll::-D

nolalaina: ka resak'etotra no eto de lasa hoze fofokavana kou!:wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0836