V aloha vao F , sa F aloha vao V?

1. tsimatimanota ( 27/11/2006 11:28)
V aloha vao F , sa F aloha vao V?
HADIHADIO
novalian'i Papoose ny 12/12/2006 22:52
2. diamondra27 ( 27/11/2006 11:30)
V= vaovao
F=fampielezana

sa V= vola
F= fitadiavana
3. simplex ( 27/11/2006 11:31)
Samy mety doly ra mety izy fa saingy hoe mety tsy maharitra ela ra vao V aloha va F.
F aloha vao V no tena tsara...

4. diamondra27 ( 27/11/2006 11:33)
ny vava homana no tsara
5. booboo ( 27/11/2006 12:11)
F aloha vao V kah...zay ny filaharany @ abidia hihihihihi.

Lé F sy V kounkou tsy azo tsy mazava tsy araka hoe inona

Vendrana, Voretra, Vody, Vady, Vava, Valala sa inn ?
Fo, Faly, Fy ..sa re-inn ?
6. tslem ( 27/11/2006 12:17)
RaTARY ihany no tena mahay mamaly an'io ry tsimatimanota a!
7. diamondra27 ( 27/11/2006 12:31)
lol:lol:
8. ikaretsaka ( 27/11/2006 12:34)
le F sa V
arakaraka ny hijerenao azy

Raha avy any ambany no miakattra ianao de "Fe" aloha vao "Vo...."
Raha avy any ambony no midina dia "Vo" aloha vao "fe"

Ny point de depart sy ny direction no mitondra an'io e
:D
9. tsimatimanota ( 27/11/2006 13:49)
Vola sa Fitiavana ary no aloa e?
Ntsooooooooooooooooooo!!!!!!!!!!!!!!
10. Lejim ( 27/11/2006 14:30)
Soa ihany fa efa notenenin'la ilay V sy F fa zah, tena zavatra hafa no noeritreretiko. :-D
11. cutie ( 27/11/2006 14:32)
:-D:-D:-D:-D
12. soanja ( 27/11/2006 14:52)
Sa ve hoe iza ny aloha Akoho sa Atody io fanontaniana io?8O
13. booboo ( 27/11/2006 14:58)
hihihihi
14. cutie ( 27/11/2006 15:11)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 27-11-2006 15:52:44
Lohateny : Re : V aloha vao F , sa F aloha vao V?
Sa ve hoe iza ny aloha Akoho sa Atody io fanontaniana io?

:-D:-D:-D:-D
15. diamondra27 ( 27/11/2006 15:34)
:-D:-D
50% zany no azoko lol

Mpandefa : tsimatimanota [ Valio ] 27-11-2006 12:28:42
Lohateny : V aloha vao F , sa F aloha vao V?
V aloha vao F , sa F aloha vao V?
HADIHADIO


FAKAFAKAO
16. diamondra27 ( 27/11/2006 15:43)
Mpandefa : tsimatimanota [ Valio ] 27-11-2006 10:13:40
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
Sady hajao ny Asa , no hajao ny Fitiavana


sao dia A ary le izy fa tsy V ?
17. Aino ( 27/11/2006 17:57)
Fifanajana sa Vanambaniana?

hihihihi tsy arako koa fa dia mamaly fotsony!!
hatsikana sy lalao ve izy ity sa inn eh?
18. pissoa ( 27/11/2006 21:20)
Fiffi sa Vale :-D:-D:-D
19. Aino ( 27/11/2006 21:24)
hihihi Fito sa Valo?
20. pissoa ( 27/11/2006 21:27)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1949