V aloha vao F , sa F aloha vao V?
24. papounette
(
29/11/2006 10:33)
tsimatimanota:
Vola sa Fitiavana ary no aloa e?
Ntsooooooooooooooooooo!!!!!!!!!!!!!!
Hum!hay ve zany e!Efa tena ratsy be ny saiko teo:oops::oops:
27. Papoose
(
12/12/2006 22:52)
ny ahy koa efa ratsy be ary efa diso ratsy loatra raha tsy hoe hay kay vola le izy dia fitianavana!fa mety ahazoambola sy fitivana ihany anie le V sy F tato antsaiko teo e!:°)
