Inona no zavatra tsapan'ny vehivavy miaraka @ vadin'olona?

1. xxx ( 04/05/2006 05:20)
Inona kay no zavatra tsapan'ny vehivavy iray efa vadin'olona dia mbola iarahana ihany?:?::?:
novalian'i jabole ny 24/05/2006 07:20
2. diamondra27 ( 04/05/2006 05:47)
za aza mba gaga koa
mety hoe: plaisir, sexe, vola...
3. Fiffi ( 04/05/2006 06:05)
@ fomba ahoana moa no hahafantarana an'io raha tsy nanao an'io ? nga io afaka hoe andeha hiditra @ toeran'ny nanao azy ? ho sarotra amiko aloha ny hanome ny hevitro @ io an!
4. kala ( 04/05/2006 06:16)
Fiffi > zany ange hoa ê!

sa aleo ve andramana:?:

de ahoana anefa? de iza? tena pousy aloha zà eto ê!

kou raha ny anà no iarahan'ol de :-w:-w:-w

:roll::roll::roll:
5. ikalakintina ( 04/05/2006 06:39)
zany oe nahafantatra le vevavy fa mbola nanao sa tsy nahalala fa tao vo nahalala sa?, angamba le izy oe efa fantatra fa niniana natao, amiko tena fahadalana be, reny le mampiantso tody!, sady tsy te hanadrana za reto fa na mieritreritra an zany aza mampite hidegoba a!indraindray anie tena misy vhv tia vadinolona mitsy e!, ny antony alou tsy haiko mais, ratsibe le izy e!
tokony oe atao any antsainy vhv de oe raha ny vadiko ko moa no lasan'olona na zaraina am olona de ho tantiko ve?
6. xxx ( 04/05/2006 07:42)
ka io enie de izao e ! marina fa vadin'olona ilay izy fa mety io no hitany fa hampilamina azy eo @ resaka fitiavana satria mety voadona mafy tany izy ohatra, nisy manko teo ampiandrasana ilay fotoana hisehoan'ilay lehilahy mihintsy no tsy nipoitra intsony le lahilahy dia voadona mafy izy, dia tsy te hieritreritra izany intsony izy dia aleony vadin'olona no iarahana @ izay tsy mieritreritra izany intsino, aleony aza "mère célibataire".
7. ikalakintina ( 04/05/2006 08:13)
ra zay le cas de hafa, fa na mere celibat ary ange mbola mety hanana chance am olona hafa tsy manambady na nisarabady e!, fa refa maka vadin'olona vao maika tsy de misy ho avimpianakaviana hoatry ny ahoana raha tsy oe anga hampisaraka le rangahy sy ny vadi amanjanany nefa zany amiko tena tsy mety, misy akia bandy gasy manaiky sipa mere celibat a!, indrindra moa azony ra azony tsara ny bleme le sipa sy ny tantarany mampalahelo,ny ahy de oe tsy vahaolona ny fiarahana am vadinolona fa misy anjaranao foana any!
8. sonwin ( 04/05/2006 08:24)
xxx:

Inona kay no zavatra tsapan'ny vehivavy iray efa vadin'olona dia mbola iarahana ihany?:?::?:



fahasamabarana sy fahitana zava-baovao "tsy routine".
9. dadabe ( 04/05/2006 08:30)
:°):°):°):-D
10. diamondra27 ( 04/05/2006 08:32)
sw::lol:

fiffi,kala: tsy mila manana expérience fa mba mamaky boky sy mijery film toa an'ny "feux de l'amour" ohatra:wink: de mahalala oe inona no zavatra tsapan'ny vhv miaraka @ vadin'olona

na izy koa no anontaniana directe

ny ahy aloha de anontaniako directe e! 'zany no atao hoe: communiquer koa, ilaina @ fiainana
11. mamzelkely ( 04/05/2006 08:33)
siora ky ry papa malala :wink::*:-D:-D:-D
12. diamondra27 ( 04/05/2006 09:03)
mamz:ouaip:wink:
13. valenciah ( 04/05/2006 09:11)
filana sy fitiavam_bola fotsiny zany fa tsisy fitiavana kory
14. mamzelkely ( 04/05/2006 09:14)
hummmmm kozy aaa :@:-D:-D:-D
15. Maheriloha ( 04/05/2006 09:35)
:-oamiko aloha de zao: ny vvavy dia fanaka malemy ka zay indrindra no anararaotan'ny llahy azy nefa nadia zany aza de samy diso satria ny llahy anie de atokana hikaoty e! ka miangavy anareo vvavy ny tenako mba handinika fa tsy hanaonao foana fa mety hanimba ny fiarahamonina sy ny fiainana andavan'andro mihintsy indrindra ny tenanao io;farany de zao samy olona manantsaina daholo na izao nainaoa ka aoka re mba hifanaja , ny lahy hanaja ny vavavy ary ny vavy hanaja ny lahy fa tsy tokony ho azon'ny fankampanahy izany ; Hoy ny didy folo hoe : AZA MIJANGAJANGA
16. xxx ( 04/05/2006 10:12)
Ny tena mampalahelo sy victime dia ny ao an-tranon'ilay lehilahy raha surtout manan-janaka !!MAMPALAHELO!ny mieritreritra an'ireo ankizy tsy manantsiny:!:
17. mamzelkely ( 04/05/2006 10:27)
zah ts hoe makatoa an l eizy fa tokony ramaatoa vadiny no miezaka hanao zay ts handehan rams ko mba jejojejo sy ny tariny 8)
18. tedrand ( 04/05/2006 10:30)
Isika lehilahy mihitsy no fosotra matoa mijangajanga ireo vehivavy,ry zareo ireo tsy manao izany zavatra izany raha tsy efa misy antony tena grave-be.Matoa koa izy miaraka @ vadin'olona dia tena tiany ilay izy .Miala tsiny fa somary masiaka e! Au revoir.
19. mamzelkely ( 04/05/2006 10:46)
au revoir ary ee :-D:-D
20. kala ( 04/05/2006 10:57)
diamondra27:

sw::lol:

fiffi,kala: tsy mila manana expérience fa mba mamaky boky sy mijery film toa an'ny "feux de l'amour" ohatra:wink: de mahalala oe inona no zavatra tsapan'ny vhv miaraka @ vadin'olona

na izy koa no anontaniana directe

ny ahy aloha de anontaniako directe e! 'zany no atao hoe: communiquer koa, ilaina @ fiainana


ekeko io fa zà mitsy no hanandrana reitsy ê!:wink::twisted:

de tantaraiko refa hoatrahoatrizay :-* :-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7746