Inona no zavatra tsapan'ny vehivavy miaraka @ vadin'olona?

21. sakaizakely ( 04/05/2006 12:47)
anontanio ny lhl ry reto a ! ny sasany efa manambady amanjanaka dia mbola misikotsikotra ihany. Dia isika vhv indray no mahazo hoe mampifilafila rehefa tsy mety rebirebeny.
22. ikalakintina ( 04/05/2006 12:55)
Maheriloha:

:-oamiko aloha de zao: ny vvavy dia fanaka malemy ka zay indrindra no anararaotan'ny llahy azy nefa nadia zany aza de samy diso satria ny llahy anie de atokana hikaoty e! ka miangavy anareo vvavy ny tenako mba handinika fa tsy hanaonao foana fa mety hanimba ny fiarahamonina sy ny fiainana andavan'andro mihintsy indrindra ny tenanao io;farany de zao samy olona manantsaina daholo na izao nainaoa ka aoka re mba hifanaja , ny lahy hanaja ny vavavy ary ny vavy hanaja ny lahy fa tsy tokony ho azon'ny fankampanahy izany ; Hoy ny didy folo hoe : AZA MIJANGAJANGA

:-*:-*:-*:-*:-*:-*

23. Herimiafina ( 04/05/2006 13:04)
xxx:

Inona kay no zavatra tsapan'ny vehivavy iray efa vadin'olona dia mbola iarahana ihany?:?::?:

Inona moa no tsapany fa dia nisy banga be tiana fenoina teo e!
Na lahy na vavy toa izay daholo.
Leo henankisoa de mitady anamamy sy angivy angamba.

Le otsan'izao mihintsy le tsy itiavako fitiavana ankehitriny, bordel be le fiarahana fa tsy misy tsony ny pointure fa refa vavy sy lahy de miady foana. :-D

24. cutie ( 04/05/2006 13:10)
mamoy fo i HM:-D:-D:-D:-D:-D
oups mampa kay :cry:
25. Herimiafina ( 04/05/2006 13:12)
Tsy mamoy fo aho kah, zavatra maharikoriko ve hamoizana fo, mba zavatra tsara ahay e!
Manao defi sy provocation fotsiny io! De mba kiano kely fa tiako be le kianina sy rangitina injainjay! hehehe:-D
26. cutie ( 04/05/2006 13:17)
hay ve maharikoriko e
tsy kianiko zany :-D:-D:-D:-D:-D
27. kala ( 04/05/2006 13:50)
diam > iainana kely aloha akia no hitako fa mety â!
laingako zany :wink:
28. Herimiafina ( 04/05/2006 13:52)
Ny ahy manokana aloha rehefa olona manambady dia sarin'ny vadiny no hitako eny antampikandriny dia kiriko be zah raha mbola taitra amin'iny ihany e! :@
29. kala ( 04/05/2006 13:56)
sao de handoa aloha i HM :roll:
30. Herimiafina ( 04/05/2006 14:08)
Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?
Ny mahagaga amin,ny olombelona anie de lazainy fa mety daholo rehefa zavatra mifanaraka amin,ny sainy sy mi-arranger azy e! Justifier-ny foana iny amin'izao karazana antony rehetra izao.
Eny fa na ny famonoana olona aza any aoriana any lasa tsy crime intsony fa hohalalahina dai misy justification daholo fa mi-arranger ny saina. :@
31. Fiffi ( 04/05/2006 19:37)
Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?
indrisy akia ry herimiafina fa raha tahaka ny fisainanao ohatran'izao daholo ny olona , tsy hisy intsony ny fijaliana , indrindra fa ny ankizy ! tsy hisy ny haretina hamindrana atsy sy eroa . Mba matotra @ zay rehefa manambady de mba hajaina ny vady aman-janaka.
32. vale ( 04/05/2006 20:47)
xxx:

Inona kay no zavatra tsapan'ny vehivavy iray efa vadin'olona dia mbola iarahana ihany?:?::?:

dia asa aloha ry xxx izay tsapany any ,fa raha izaho aloha dia tsy tiko mihintsy izany hoe atao 2è bureau zany ! kely saina(conne, bête..) ny vhv manao an'reny, sady tokantranon'olona ery ve no helingelenina?:roll: ny todim-pitia sns, sns, hummmmm

33. Fiffi ( 05/05/2006 03:41)
Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?


mazava !
34. mamzelkely ( 05/05/2006 04:47)
oui fiffi mazava :?
35. kala ( 05/05/2006 05:17)
fiffi > zany mitsy ê!:-* :-* :-*

refa tsy manana partinera dia aleo hoa selibaka de refa mba te- de mampiasa ny fomba tsy hita izay maharatsy azy : sady tsy enjehin'ny saina sy ny feon'ny fieritreratana no tsy iharany tody sy ny tsiny :roll:

:wink: :wink: :wink:
36. Fiffi ( 05/05/2006 06:38)
Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?
de naveriko indray io nolazain'i Herimiafina io fa sady mazava be no hanaovana fahendrena. Sady tsy mety ry zareo zany mangalatra vadin'olona izany eh!
37. sakaizakely ( 05/05/2006 06:58)
Marina be ny an'i Fiffi fa raha hoatran'i HM daholo ny oul dé mahafinaritra ny fiainana. Marina koa fa mitady justification daholo ny oul na manao ratsy aza. Jereo misy lhl mamono vhv, dé mody atao hoe crime passionnel dia zara raha migadra 2 ans dé afaka. Tsisy vidiny zany ny ain'ilay novonoina. Fa exemple extrême be iny. Fa @zao fotoana dia dredradredraina fa fohy ny fiainana ka tsy maintsy manao izay mahafinaritra ny saina sy ny vatana. Tafiditra @zany ny fangalarambadin'olona sy ny fijangajangana. Dé zany hono no mety. Epanoui izy hono fa lé oul tsy mitovy eritreritra aminy dia "coincé", ringard, hypocrite. Zany no toetsaina manodidina @izao fotoana. Mampalahelo ihany nefa aleo mody tsy miteny fa mahazo adjectif tsy fidiny eo. HM :-*

Herimiafina:

Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?
Ny mahagaga amin,ny olombelona anie de lazainy fa mety daholo rehefa zavatra mifanaraka amin,ny sainy sy mi-arranger azy e! Justifier-ny foana iny amin'izao karazana antony rehetra izao.
Eny fa na ny famonoana olona aza any aoriana any lasa tsy crime intsony fa hohalalahina dai misy justification daholo fa mi-arranger ny saina. :@



38. sakaizakely ( 05/05/2006 07:03)
Miala tsiny fa tsy haiko ny mandika azy teny gasy

"Pourquoi les hommes courent-ils après toutes les femmes alors qu'ils n'ont pas l'intention de les épouser ?
On ne sait pas. C'est comme les chiens qui courent après toutes les voitures sans avoir l'intention de les conduire."

Dé hoatroatr'izay izany e !

Herimiafina:

Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e



39. sakaizakely ( 05/05/2006 07:14)
Averiko indray hoe anontanio ny lhl ka ! Vao haingana be zao za nisy oul nanoratra tamiko teto @] serasera we za tiny nefa izy efa manambady sady mananjanaka, hotranahy ko. Sady za efa misoratra @ mombamomba ahy izany fa tsy mba afinafeniko. De rehefa tsy mety miditra miresaka aminy za de lazainy fa mamilafila, miavonavona sns... Ka raha miresaka aminy za dé tsy hahazo we vhv janga ve ? De inn ihany no atao ? Sa ve rehefa tsy te hahazo commentaire dia lasa izao ?
Fa ra nena klou aleoko za ataony we miavonavona. M'en fous !

Fa de tsy azoko le oul misikotsikotra nefa efa manana sady za kou. Tsy mahay mionona @zay ananany fa mbola mitsingoloka ny any ambilian'ny eo akainy ihany.
Ny lhl wa anontaniana fa reo ny tsy mahay mipetraka.

Fiffi:

[quote)tsy mety ry zareo zany mangalatra vadin'olona izany eh!



40. dadabe ( 05/05/2006 09:23)
zah tsy kopy satria zah vierge
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049