Inona no zavatra tsapan'ny vehivavy miaraka @ vadin'olona?

41. zoklbfkfk ( 05/05/2006 10:50)
dadabe : tokoa moa izany :!:
fa tena marina ny teninao ry sakaizakely, enga anie izaho mba ho tojo olona mahay mihevitra toy izany. saingy ny zava-doza dia efa nahita vehivavy hoatran'io zah fa nahamay :twisted:
42. ikalakintina ( 05/05/2006 12:56)
sakaizakely:

Miala tsiny fa tsy haiko ny mandika azy teny gasy

"Pourquoi les hommes courent-ils après toutes les femmes alors qu'ils n'ont pas l'intention de les épouser ?
On ne sait pas. C'est comme les chiens qui courent après toutes les voitures sans avoir l'intention de les conduire."

Dé hoatroatr'izay izany e !

Herimiafina:

Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*sakaizakely an!






43. ikalakintina ( 05/05/2006 13:00)
zoklbfkfk:

dadabe : tokoa moa izany :!:
fa tena marina ny teninao ry sakaizakely, enga anie izaho mba ho tojo olona mahay mihevitra toy izany. saingy ny zava-doza dia efa nahita vehivavy hoatran'io zah fa nahamay :twisted:


za kou fa mampite hamelaka temaina le vhv , na le lhl, sady ny mahakamo tsy mahazo cherie bisous tsony ny ao antrano fa le ary ivelany am io mahazo tambi2, za lou reto tena manipaka ny olona efa manambady ka manao sipa a!, na lahy io na vavy!
de mbola manampy ny tenin'ny namana ery ambony
averin'i fiffi bedebe io !

44. Herimiafina ( 05/05/2006 13:04)
Antsay e! Mahafatifaty be daholo nareo retsaretsa ato, antsay e! hummmm :-*:-*:-*:-*

tsy mety afampo ny olombelona, fa maninona ary e! hehehehe:-D
45. kiali ( 05/05/2006 18:50)
ka le zavatry lery no tsapany aloh eh!
46. kiali ( 05/05/2006 18:51)
le volany no tiko tenenina @ io fa aza ratsy saina eo nareo an!:-D:-D:-D
47. kiali ( 05/05/2006 18:52)
kala:

Fiffi > zany ange hoa ê!

sa aleo ve andramana:?:

de ahoana anefa? de iza? tena pousy aloha zà eto ê!

kou raha ny anà no iarahan'ol de :-w:-w:-w

:roll::roll::roll:


zah akia fidéle @jy an!
48. sasa ( 06/05/2006 04:03)
dadabe:

zah tsy kopy satria zah vierge


2 zany lisany no bandy vierge ato am forum ato :-D:-D:-D:-D
49. xxx ( 06/05/2006 18:57)
Marina daholo angamba izay voalaza teto fa izao, misy koa ny hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina ary koa ny hoe il ne faut jamais jurer , mety misy antony manokana tsy fantatrao mahatonga ny olona hanao an'izany .
50. vale ( 06/05/2006 20:04)
:roll::roll::-w mampieritreritra nefa koa fady eo @ fiaramonina no ara-baiboly!:-@
51. Ralay ( 07/05/2006 02:43)
Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?

Dia hoy mahaleo hoe miodikodina lesy a ity tanintsika ity.....:-D:-D:-D:D
52. Fiffi ( 07/05/2006 04:56)
mihodikodina marina! ka io indrindra ny hanilana fiheritreretana lalina sy fahendrena.:)
53. Fiffi ( 07/05/2006 06:08)
Dia hoy mahaleo hoe miodikodina lesy a ity tanintsika ity.....
tandremo fotsiny tsy hokodia.:)
54. xxx ( 07/05/2006 07:52)
Resaka fitiavana no tena tiako resahina fa tsy ilay fahazarana mihodina akory, hoe efa manam-bady dia sendra nisy olona hafa tiana

Izao mantsy, ny fo sy ny saina zavatra 2 samihafa, ny saina azo baikona (fiarah-monina sy baiboly hoy isika) , ny fo tsy dia azo loatra, ary raha tojo io fitiavana toa DISO io ny olona dia tsy ny rehetra no manana tanja-tsaina handà azy .

Ny fo rahateo tsy misy lalàna hoe efa manam-bady aho fa tsy mahazo mitia intsony, raha tsy hoe fo efa maty angaha
55. xxx ( 07/05/2006 12:13)
Izao mantsy, ny fo sy ny saina zavatra 2 samihafa, ny saina azo baikona (fiarah-monina sy baiboly hoy isika) , ny fo tsy dia azo loatra, ary raha tojo io fitiavana toa DISO io ny olona dia tsy ny rehetra no manana tanja-tsaina handà azy .
Azo baikoina tsara mihitsy ny fo. Ny saina ihany no mibaiko azy. Rehefa atao marary ny saina, dia lasa marary koa ny fo.
Jereo any ambadimbadika any ny torohevitra omentsika ny namana rehefa hoe te hanadino olona. Matetika toro-hevitra omena ny hoe Manaova zavatra maro be, manaova OQP foana fa raha vao mipetrapetraka dia tsy maintsy lasa any aminy foana ny saina.
Noho izany, rehefa ny saina no tena miteny hoe izaho tsy hiaraka aminy fa efa vadin'olona izy ... dia afaka tsy miaraka foana.
56. ikalakintina ( 07/05/2006 14:45)
e!, de ento ambavaka zany le saina e!
57. Fiffi ( 07/05/2006 16:20)
Izao mantsy, ny fo sy ny saina zavatra 2 samihafa, ny saina azo baikona (fiarah-monina sy baiboly hoy isika) , ny fo tsy dia azo loatra, ary raha tojo io fitiavana toa DISO io ny olona dia tsy ny rehetra no manana tanja-tsaina handà azy .
Azo baikona mihintsy ny fo . Raha tsy azo baikona ny fo , inona no hiafaran'izao tontolo izao ? Ny fo sy ny saina amiko dia tsy afaka misaraka , raha tsy misy saina , @ fomba ahoana no hihetsehan'ny fo ? ary raha tsy misy fo , afaka hisaina ve ?
Ny fo rahateo tsy misy lalàna hoe efa manam-bady aho fa tsy mahazo mitia intsony, raha tsy hoe fo efa maty angaha
ny saina aloha no miheritreritra voalohany hoe afaka hampirafy ve sa tsia ? avy eo ny fo no omena .
Noho izany, rehefa ny saina no tena miteny hoe izaho tsy hiaraka aminy fa efa vadin'olona izy ... dia afaka tsy miaraka foana.
marina izany de @ io tsy ho hentim'po fa ny saina no mibaiko de tonenina ny fo.
58. sasa ( 08/05/2006 03:40)
Efa mahazatra le mba mitady zava-baovao kely e! d aleo hihodina daholo izany koa.
Marina be le tenin'i Ralay io am le hiran'i Mahaleo io :-D
59. mamzelkely ( 08/05/2006 04:50)
zah nge ky mbô gaga ry sasa ee aleo izy mba hanao ra te hanao anzany fa sarotra be ny hanakana ny fo ts hitia olona zany mbô marina mo :-D:-D
60. Fiffi ( 08/05/2006 05:17)
Inona aza no hanambadiana sy hamatorana olona raha mbola te hiodina e?
de alohan'ny hanambadiana aloha de miheritreritra tsara hoe "efa tena vonona mihintsy ve" ? De tsy hatao kitoatoa ny voady nateo teo imason'Andriamanitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085