fifanorohana

1. pilah ( 02/01/2006 14:30)
le baiser évoque l'amour, tsy mahay manoroka ( s'embrasser) nefa aho, ahoana ny atao, donne moi des idées comment le faire. Merci
2. Vahinala ( 02/01/2006 14:33)
Ka tsy hianarana izany fa mety efa mahay ilay olona miaraka aminao dia izay ataony fotsiny arahina e !
3. sipagasy ( 02/01/2006 15:29)
inty injay ny tsy mbola noeritreretin'ny saiko mihintsy kannnn hihihihi mahereza mianatra e!, fianarana ny ety an-tany tsinona
4. fasaly ( 02/01/2006 17:11)
pilah: mifanakalo rora angamba e!!!!!:wink:
5. jennifer2 ( 02/01/2006 23:23)
Fasaly, dain!
6. diamondra27 ( 03/01/2006 07:04)
jereo le concours chinois @ fanorohana fa ze maharitra ela indrindra no mahazo valisoa , tsy ankijanona an!
7. fasaly ( 03/01/2006 09:08)
diamondra: iny hafa ndray satria concours forcé-na hitohy eo foana fa lay tena horoka ny mpifankatia mahintsy e!
jennifer: hihihi! mifankalo lela njay aza e! sa mou tsy izany, zay kou mou virja ihany
8. mamzelkely ( 03/01/2006 09:55)
fasaly< marina ky zany aa:-D:-D

pilah< araho ftsn ny rythme an le olona mifanoroka aminao de lasa ho azy io eee ts de mila enarana lôtra io;)
9. fasaly ( 03/01/2006 10:47)
de aza aherikerika ny saina sy ny fanahy, na ny maso, mikipy tsara dia mifantoka tsara an!
10. diamondra27 ( 03/01/2006 10:58)
za koa toa mila hampianarina kely fa misy retard ka

pilah: firy taona aloha enao e!
11. hery ( 03/01/2006 11:05)
Fa misy tena mahay manoroka tokoa ve? Sa atao an'ilay ohatran'ny amin'ny film ireny?
- Ny an'ny sasany ny lelany no ataony lava be any ambavanao dia toa tsy azonao ny aina
- Ny an'ny sasany ny vavany no sokafany ngeza dia ngeza dia tsisy ankitsetsitra
- Ny an'ny sasany ny molony no atolony dia mifampitsetsi-molotra eo
- Ny an'ny sasany somary mitongilana amin'izay angamba tsy mifampikasoka ny orona
- ...
Ahoana tokoa no atao hoe tena mifanoroka?
12. mamzelkely ( 03/01/2006 11:22)
ary hery zany ka hummmmmmmm:-D:-D

sasany ny molotra ftsn no mifanantona de zay :-D:-D
13. fasaly ( 03/01/2006 11:45)
izy daholo reo ry hery a! ary tena efa mahay mahintsy an!.....
ny anahy alou ny takolaka fotsiny no atondro e!
14. jentilisa ( 03/01/2006 12:56)
Njekaky ô! karazana oroka daholo anie izany e! arakaraky ny tsirairay avy ihany koa...feeling io sa...?
15. lapino ( 03/01/2006 13:09)
"Mifanoroka" izany ve tsy hoe mifampanimbolo na mifampihaino fofona no tena dikany?
Izao indray ilay izy mifampitsentsitra, mifampilelaka, mifanakalo rora, ...
16. jentilisa ( 03/01/2006 13:14)
marina ihany koa io lazain'i lapino io. izany hoe mifanakaiky izy roa...farany nifampikasoka ny molotra dia samy manao izay ahazoany fy eo.
17. Samoana ( 03/01/2006 13:43)
Mifanoroka izany ve tsy tokony ny orona no mifampikasokasoka e?!
Raha ny lela no ampediana lasa "soupe de langues" !!
18. fasaly ( 03/01/2006 14:10)
lasa mifanakalo tay nify rehefa tsy miborosy nify...
19. pissoa ( 03/01/2006 14:33)
tsy manan-kevitra :-D:-D
20. Vahinala ( 03/01/2006 14:40)
hery:

Fa misy tena mahay manoroka tokoa ve? Sa atao an'ilay ohatran'ny amin'ny film ireny?
- Ny an'ny sasany ny lelany no ataony lava be any ambavanao dia toa tsy azonao ny aina
- Ny an'ny sasany ny vavany no sokafany ngeza dia ngeza dia tsisy ankitsetsitra
- Ny an'ny sasany ny molony no atolony dia mifampitsetsi-molotra eo
- Ny an'ny sasany somary mitongilana amin'izay angamba tsy mifampikasoka ny orona
- ...
Ahoana tokoa no atao hoe tena mifanoroka?



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186