fifanorohana

47. mandrindra
(
09/01/2006 15:58)
ahan, misy isankarazany ato izany ao ny manandrana main'ny tanana, ao ny milaza hoe minono. Dia izay ninono tanana fony kely izany inona no nataony ?

49. ari.malala
(
11/01/2006 06:40)
asa re ry mandrindra fa za io zao mpinonon tanana t@ mbola kely! fa ts nahatsiaro nanoroka kosa alo za t@ zany e :-D:-D:-D:-D

54. ari.malala
(
23/01/2006 05:25)
:-D:-D:-D:-Dty za fa ahoana e, very ari.malala marina nga enao zany?:-D:-D:-D:-D

56. mandrindra
(
24/01/2006 15:56)
moramora ry jennifer2 a, izaho izoa tamy indray fa izy tsy hita ko

57. ari.malala
(
25/01/2006 05:56)
hihihi, lôzantsika s'enao mifampitady fts izy zany ry mandrindra fa aôna a, t hanoroka ana nga enao? :P:^)