fifanorohana

21. majakely ( 03/01/2006 15:58)
hihihi........zany izy fa be ny mpampianatra kou ...:-D:-D:-D
22. ari.malala ( 04/01/2006 11:08)
hery:

Fa misy tena mahay manoroka tokoa ve? Sa atao an'ilay ohatran'ny amin'ny film ireny?
- Ny an'ny sasany ny lelany no ataony lava be any ambavanao dia toa tsy azonao ny aina
- Ny an'ny sasany ny vavany no sokafany ngeza dia ngeza dia tsisy ankitsetsitra
- Ny an'ny sasany ny molony no atolony dia mifampitsetsi-molotra eo
- Ny an'ny sasany somary mitongilana amin'izay angamba tsy mifampikasoka ny orona
- ...
Ahoana tokoa no atao hoe tena mifanoroka?


hihihi, fa efa nahita karazan'ol firy nifanoroka kay enao ry HEry? :-D:-D:-D fa resaka serieux aky ry pilah, mijereva ao @ www.affection.org fa misy article momba an'io resaka mifanoroka io ao a d mahazoa fafiny aky a :-D
23. dadabe ( 04/01/2006 11:43)
Anjekaky anjeneniko ooo !!!

loza iray loza roa loza telo!!!

masina maria virijiny oo!!!

rey razako oo!!
mianatra mifanoroka ireto kilonga humm mamelah ny helony fa tsy fantany izay ataony :{:{:{
24. fasaly ( 04/01/2006 13:12)
bedada kou mody tsy mandray anjara eo nefa zao ndry mahintsiny no tena danz be....
25. ari.malala ( 04/01/2006 13:24)
:-D:-D:-D:-D:-Din daolo ty zavatra teneninao ry dadabe? tena efa dadabe marina tokoa fa tsy lainga!:-D:-D:-D:-D:-D
26. Veloo ( 04/01/2006 20:50)
:-D:-D:-D dia misy ol isan-karazany ato kle :-D:-D
27. hesham ( 04/01/2006 23:54)
Fa milay le bandy mahay mitsoda an hhuummmm . hihihihi de we @ film sao de tsy film ry Hery hihihi:-D:-D:-D:-D:-D
28. fasaly ( 05/01/2006 05:28)
hesham lay manao bonbon "mbaombao lela" ve ky izany mahay zany e!
29. ari.malala ( 05/01/2006 05:43)
:-D:-D:-D:-Dmody fanina ndray v fasaly e
30. mamzelkely ( 05/01/2006 06:37)
ôtrany aôna marina zany bandy mahay manoroka zany e :roll:
31. ari.malala ( 05/01/2006 11:31)
ôtran'le andry ky ry mamzelkely a
32. pilah ( 05/01/2006 13:47)
diamondra27:

za koa toa mila hampianarina kely fa misy retard ka

pilah: firy taona aloha enao e!


mbola mineur fa vao manomboka manao sipa
33. pilah ( 05/01/2006 13:48)
diamondra27:

za koa toa mila hampianarina kely fa misy retard ka

pilah: firy taona aloha enao e!



34. fasaly ( 05/01/2006 13:54)
pilah: raha mbola minera sy manobmoka manao sipa de aza miala eto fa eto ny fianarana azy e!
35. pilah ( 05/01/2006 13:57)
ari.malala:

hery:

Fa misy tena mahay manoroka tokoa ve? Sa atao an'ilay ohatran'ny amin'ny film ireny?
- Ny an'ny sasany ny lelany no ataony lava be any ambavanao dia toa tsy azonao ny aina
- Ny an'ny sasany ny vavany no sokafany ngeza dia ngeza dia tsisy ankitsetsitra
- Ny an'ny sasany ny molony no atolony dia mifampitsetsi-molotra eo
- Ny an'ny sasany somary mitongilana amin'izay angamba tsy mifampikasoka ny orona
- ...
Ahoana tokoa no atao hoe tena mifanoroka?


hihihi, fa efa nahita karazan'ol firy nifanoroka kay enao ry HEry? :-D:-D:-D fa resaka serieux aky ry pilah, mijereva ao @ www.affection.org fa misy article momba an'io resaka mifanoroka io ao a d mahazoa fafiny aky a :-D


Merci infinment anky arimalala an, je l'ai consulté c'est pas mal comme truc

36. mandrindra ( 05/01/2006 15:24)
aza lany andro mifanoroka izany fa izay tokony hatao no ataovy.
37. mamzelkely ( 06/01/2006 07:01)
ari.malala< le ana le izy alo eee :-D:-D njy nga efa nanajana anazy hihih lengako zany mo oo :-*
38. rakekely ( 06/01/2006 07:27)
safidy sady fanehoam-pitiavana ny oroka, saingy arakaraky ny tsirairay, ny hany tsara dia izay mety aminao ihany:*
raha tena tianao izy dia omeo azy ny molotra, ary ataovy amimpilaminana sy miadana dia maka santimaka lalina
39. ari.malala ( 06/01/2006 08:10)
mamzelkely:

ari.malala< le ana le izy alo eee :-D:-D njy nga efa nanajana anazy hihih lengako zany mo oo :-*



:-D:-D:-D:-D:-D:-Dle kal adala ity!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dhe zany iey we andry ko andramako ataoko in?:-D:-D:-D:-D:-D:-Dnefa raavelandry mou, in no olana e, fa za ndray nefa ts ti ka! ny ana ihany no tiko:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. Vahinala ( 06/01/2006 08:44)
zay tam mbola ts nanao sipa d mahita le film misy mifanoroka reny d ny tanàna no mba horokoroana e ! Hihihihihihihi:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2435