malahelo

1. xxx ( 15/10/2005 01:19)
Za reto tena malahelo mihintsy fa zao an , za dia olona tsy mpivoka ny trano , tsy manana namana be zany fa ny namako dia ny mpiaramiasa ary ao ampiasana ihany izy no namako fa tsy mba mandehandeha any ivelany izany . Ny vadiko rehefa te hivoka dia mivoka fona ary mahazo lalana amiko fona tsy nasiako olana mihintsy . Mba inviten`ny mpiaramiasa ary za @ anniversaire ny dia mba niteny tamin`ilay vadiko fa romotra be izy satria naheno ilay ora hoe 18h jusque 2h du matin nefa za tsy te hitondra azy satria tsy misy mitondra vady ny mpiaramiasa . Tsy hitako izay itarainana dia manoratra eto za .Hasarotampiaro ve io sa fitiavantena sa haratsiandoha .:?::?::?:
novalian'i hesham ny 07/11/2005 00:21
2. Herimiafina ( 15/10/2005 01:33)
Inn mahatezitsa azy le tsy entina sa le enao hivoaka alina?

Normal zany satria tsy mitovy revy enao sy izy.
3. cutie ( 15/10/2005 03:31)
fitiavan-tena
4. Herimiafina ( 15/10/2005 03:33)
Iza ry cutie xxx sa le bandy?
5. cutie ( 15/10/2005 03:37)
le bandy
6. Herimiafina ( 15/10/2005 03:42)
Mba saropiaro kosa izy fa tia kou. lol
7. hesham ( 15/10/2005 03:45)
Tia tena be kosa le bandy herimiafina . Izy kosa mba mena liberte dia mba meo liberte koa le sipa . Efa hoe ny mpiaramiasa no hivoka kou.:(:?
8. cutie ( 15/10/2005 03:49)
eny wa lol
9. Herimiafina ( 15/10/2005 03:51)
Zao ary e, raha bandy be daholo le any sady misy toaka be de ahoana, sady efa hoe tsy akitondra vady de ahoana, tsy aleo mahina ihany?
10. cutie ( 15/10/2005 03:53)
fa nahona no tonga de maminavina zavatra tsy mbola hay .lol
11. Herimiafina ( 15/10/2005 04:16)
Ka zay le izy kou, zavatra tsy hay no tonga de vinavinaina raha tsy hiteny ihany le rafotsy
12. cutie ( 15/10/2005 04:22)
hafa ndray zany :roll:
13. Herimiafina ( 15/10/2005 04:26)
Zay ngamba zao no noheritreretin-drazoky satria mety fanaony.
14. cutie ( 15/10/2005 04:31)
lol
zay no mahampa tia tena azy kou
15. Herimiafina ( 15/10/2005 04:39)
Hehe, tia tena ve izy amin'izany zavatra fanaon'ny olondrehetra amin,izao fotoana izao izany? eeeeh
16. cutie ( 15/10/2005 04:43)
hay de fanaonao koa zany lol
17. pika ( 15/10/2005 04:43)
koa matahotra koa izy sao mitovy @fanaony no hitranga any
asio resaka hoe rehefa ohatra izany dia tsy misy mahazo mandeha raha tsy miaraka foana fa tsy tia tena
18. cutie ( 15/10/2005 04:48)
tokony izy sy xxx no mifandamina zany ee
19. Herimiafina ( 15/10/2005 04:56)
Ie, fanaoko io, saropiaro ngah ianao? lol hehehehe:-D
20. cutie ( 15/10/2005 05:08)
an3 :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.572