malahelo

41. Herimiafina ( 16/10/2005 15:45)
Eeeh, de zay zany, enao tsy mety mandé, izy tsy mety mandé, de tsy mampaninona anao fa ny tsy hainao de mety mampaninona azy ihany izany.

Izao no ataonao, mandehana mandeha any amin'ilay fety n'inona heviny na inona, de avelao ho tena ras le bol izy de izy no mangataka resaka aminao avy eo.

Teneno fotsiny nefa hoe tsy misy zavatra tokony hatahorany any amilay fety halehanao.
42. xxx ( 16/10/2005 15:50)
ok , merci pour le conseil .Izaho dia tena te -andeha mintsy fa le izy nasina olana dia lasa marary fo be za sady kivy be hoe tokony andeha ve za sa tsia.
43. Herimiafina ( 16/10/2005 17:05)
Ndana mandeha fa teneno fotsiny izy, okay,
44. xxx ( 16/10/2005 17:09)
ok merci herimiafina , mba misy courage kely indray aloha .:-*:-*
45. Herimiafina ( 16/10/2005 17:13)
Tongava aty mba mandeha mi-dance kely e, hehehe:-D
46. xxx ( 16/10/2005 17:21)
Tsy dia ilay hoe mi- dance anie no mahamay ahy fa ilay mba mivoka kely fa tena miboka lotra e.
47. Herimiafina ( 16/10/2005 17:24)
Tongava aty de manehandeha isika e. Sa sao de ratsy saina be ileiry, hehehehe :-D
48. xxx ( 16/10/2005 17:33)
Fa aiza ianao .De andehandeha aiza tsika .
49. Herimiafina ( 16/10/2005 17:37)
Za nefa saika hitondra anao any amin,izay tinao rehetra fa saingy enao kay efa manambady de manjary misy olona saropiaro be. De sao de tsy mety
50. hesham ( 16/10/2005 17:43)
Sady tsy andeha koa izaho fa mba manontany .Ianao ary tsy fantatro akory .
51. Herimiafina ( 16/10/2005 17:46)
Hesham ihany kay le xxx an. hehehehe Favy kah.
Fantatrao aho fa tsy mbola hitanao fotsiny.
52. hesham ( 16/10/2005 17:46)
tsatsa hihihihi
53. Herimiafina ( 16/10/2005 17:50)
Zao ry hesham, tiavo izy araka ny tokony ho izy sy amin'ny maha-izy azy.

De teneno an'izay koa izy.

NB: efa fantatro hoe ianao ihany le xxx de no-provoquer-ko kely mba hipoitra heheheheheh.:-D:-D:-D
54. hesham ( 16/10/2005 17:52)
NB: fantatro koa ianao mahalala hoe za ihany ny xxx satria tsika 2 rery no ato @ dinika .
55. Herimiafina ( 16/10/2005 17:55)
Evidanza be e? Sady evident no dangereux be tsika sy ndroky, les deux font la paire e, indrisy mantsy ho ahy fa enao efa manana tsain be kay anya ntrano any. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
56. hesham ( 16/10/2005 17:58)
fa aona raha tsisy tsain be :-D:-D:-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 16/10/2005 18:01)
Raha tsisy tsain be de efa ni-tsain-tsain-tsain isika sy enao, hohohohohoho, c'est chaud, hehehe :-D:-D:-D
58. hesham ( 16/10/2005 18:06)
:-D:-D:-D:-D nga te hi tsain tsain tsain be toi
59. Herimiafina ( 16/10/2005 18:07)
Ary i toi? Toi aza efa manana tsain be mahintsiny kou, sa tsy mahafampo?
60. hesham ( 16/10/2005 18:11)
Za tsy te hi tsain ary afapo tsara mintsy fa ianao zao no mampalahelo tsisy tsain beuu nefa te hi tsain tsain:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.205