malahelo

21. Herimiafina ( 15/10/2005 05:09)
Hehehehehe, kou no sendaotsa be refa provokeko kely, fandrika, hehehehe:-D:-D:-D
22. cutie ( 15/10/2005 05:13)
ka azon'le fandrika ve tsy hisenndaotra kely lol
23. Herimiafina ( 15/10/2005 05:23)
Aleo tsy interprétena psykolojikman sao de vao maika tezitsa be eo. hehehee:-D:-D
24. cutie ( 15/10/2005 05:33)
sady za koa tsy tia psykolojika zany :-D
25. Herimiafina ( 15/10/2005 05:43)
Tsisy ninoninona mba tinao mintsy anie zany e, heheheh:-D:-D:-D:-D
26. cutie ( 15/10/2005 05:46)
zay mitsy ny marina :-D
27. Herimiafina ( 15/10/2005 06:14)
Hatramin'ny tenanao koa ve, eeeeh perta be izay nanao anao raha izany tokoa. heheheh :-D:-D:-D:-D
28. fasaly ( 15/10/2005 10:18)
andramo ento hoe ahitàna azy, de hita eo zay lazainy raha mazoto mandeha fa raha tsy mazoto de tena tia tena marina.....
29. vale ( 15/10/2005 11:35)
xxx à!tia tena kosa izy é!izy mandeha foana d rehefa mba enao de asiany olana!enao mahatoky an'azy nefa izy tsy mahatoky anao!@ fitiavana tokony hifampatoky fa raha tsy izay d tsy mety!!!
30. Herimiafina ( 15/10/2005 11:46)
Eeeh ry valy keliko, vitsy ny mahatoky olona amin'izao fotoana izao noho ny fanalalahana diso tafahoatra.

nandeha izy, nirevy nivoaka = tsy nasian'i xxx olana.

mijanona ao antano i xxx fa tsy tia mivoaka = idem.

handeha hivoaka i xxx = asiany olana.

Tsy azo ampitoviana ireo scénario telo ireo. Eo amin'ilay fahatelo zany no misy olana de io no tokony vahana fa tsy ampitahaina amin'ireo roa voalohany santriavina.
31. vale ( 15/10/2005 12:26)
hery>sa ve @ le xxx tsy zatra mivoaka d mampamahina an'ile vadiny???hoe tsy fanaony ilay izy???
32. Herimiafina ( 15/10/2005 12:33)
Ka zay indrindra, mety miheritreritra leiry hoe ahoana kou ity tsy tia mivoaka nefa te-hivoaka be tampoka teo njay?

Misy tantara tsy haintsika hoa fa tsy ampy le information fa mety tezitra kou ileiry hoe i xxx tsy mety miaraka aminy refa mivoaka izy.
33. rebosa ( 15/10/2005 12:34)
mody ekeo hoe andao de fitaho @ ora farany, ilaozy, ahitana ny fi-chauffe-ny e !
mafinaritra be ny scénario avy eo;-);-);-)
34. vale ( 15/10/2005 12:47)
andray kosa ty enao ry rebosa!
35. Herimiafina ( 15/10/2005 12:55)
Oooooh ry kamarady isany, Toetra nahavoa ny socialisma izany, Perestroika e glassnost e. Aleo revena manja eo de aisna manao ny reviny izy de tsy raharahiana tsotra izao de milamina io e.
36. onjah ( 16/10/2005 14:41)
Hanontanio mivantana ny vadinao fa izy irery ihany no mahafantratra ny valiny:-D
37. xxx ( 16/10/2005 15:28)
Mafinaritra be daoly le valinteninareo .
Tia mivoka aho ary hain`ny vadiko izany fony izahay mbola mpisipa . Noho ny nanambady aho dia tsy mivoka firy intsony fa indraindray max in3 ao anatin`ny 1 an . Niaraka nivoka fona izahay zany hoe nanaraka ny reviny fona za fa tena tsy mety miady ny feeling nay satria ny azy jazz ny ahy mietsiketsika dia aleoko mijanona antrano rehefa te hivoka izy ary tsy asiko olana mintsy .
38. xxx ( 16/10/2005 15:30)
Raha vao manontany azy aho dia miafara @ fifamaliana dia aleoko mangina .:evil::evil:
39. Herimiafina ( 16/10/2005 15:32)
De tsy nampaninona azy ve ry xxx le ianao tsy mety mandeha mijery jazz miaraka aminy tsony?

De tsy mangataka azy handeha hihetsiketsika koa ve ianao? De manaiky ve izy sa tsy mety mandeha koa rehefa misy hihetsiketsika?

Tadidio fa ny mpivady miresaka indrindra aza no tena be misaraka be indrindra.
40. xxx ( 16/10/2005 15:41)
Tsy mampaninona azy ny tsy fandehanako satria fantany hoe tsy dia tiko ny jazz , za anie nandeha ihany taloha e fa tsy mety tafiditra za , ary mety tiany koa ny tsy fandehanako amizay milamina tsara lery tsisy mpanakotaba hody:).
Mangataka azy mandeha mietsiketsika za fa tsy tiany , fa na hira mandeha @ radio ary tonga de tapahany refa mihetsiketsika fa jazz fona .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4446